STK Zandriny - FJKM Soamanandrariny Miaradia - Mibebaha ry Malagasy

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 23. 06. 2020
  • FJKM Soamanandrariny Miaradia - Sampana Tanora Kristianina Zandriny dia faly manolotra antsika izao horonantsary izao hitondrana am-bavaka ny tanindrazana.
    Mibebaha ry Malagasy
    « Dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny » II Tantara 7 : 14d

Komentáře • 1

  • @tianaby2hassan459
    @tianaby2hassan459 Před 2 lety

    FARDINOH no anarako mety mbola misy matsiaro ahy ve ato @ STK Soamanandrariny 2012-2015 mirary soa