mba misy fanotaniako VAROTAN'IREO DALO AIZA IREO OMBY ANGALARINY ny mpividy omby alatra no tokony atao izay hitadiavany azy fa na ataonareo zato avy eny aza ny miaramila ka tsy mbola azo ireo mpividy omby dia tsy mahomby fa misy foana ny dalo misaotra
Ity izao mety mba tsara kokoa raha nitohy ilay horonantsary .Izany hoe mba nijanona tany 1 volana ny ekipa mpanao fanadihadiana
Mbl Tsy possibles ho an ny mpanao gazety mits ve ilay manao reportage otran Ross Kemp ireny??? Tsy hita akory oe aiza ilay tena asa.
Mazoto ralah amin asa izayefa nekehinareo mahavita be Tompo hitahy anareo
mba misy fanotaniako VAROTAN'IREO DALO AIZA IREO OMBY ANGALARINY ny mpividy omby alatra no tokony
atao izay hitadiavany azy fa na ataonareo zato avy eny aza ny miaramila ka tsy mbola azo ireo mpividy omby dia tsy mahomby fa misy foana ny dalo misaotra
Soa anara Jeneraly zao aza 😀
Tohizo fa mahomby e!
Tsara fandaharana sady tiako
Tsra b l iz tena marin mirar soa
armée de guignols be werawera mampalahelo
bonne chance r zalah
Tsara le fandaharana
Tohizo ny fanompoana
tsara fa tohizo!!0
mirary soa dia mahereza eh
Mirary soa ho azy reo