DOCUMENTAIRE DAHALO MADAGASCAR By TV PLUS DU 10 AVRIL 2015

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • DOCUMENTAIRE DAHALO MADAGASCAR By TV PLUS DU 10 AVRIL 2015

Komentáře • 35

  • @DJDORASSE-Gasy
    @DJDORASSE-Gasy Před 9 lety

    Mafinaritra ny fiaramiasa, tsara de tsara ny fitsapahanjerin'i reo dahalo tonga namosa sy nibeboka @ fanajanonana asa ratsy, tsara raha mba asiana asa madio mba hiveloman'i vahôka @ zay zao. Bon courage à vous tous, continuez comme ça et un très grand merci pour la force de l'ordre. MASINA NY TANINDRAZANA.

  • @ando_nacho
    @ando_nacho Před 9 lety +4

    R-I-D-I-C-U-L-E!!!! dahalo efa hita zao fa namono olona sy nangalatra dia tsy samborina nefa efa mitolo-bàtana fa mbola tambatambazana ndray

    • @hajananteandriantsoavina3823
      @hajananteandriantsoavina3823 Před 9 lety

      Ando Nacho marina ny anao ry ando nacho aaaa

    • @michaeldagoura8307
      @michaeldagoura8307 Před 9 lety

      Haja Nante Andriantsoavina mora amla veh mahita ny zanak'ela maty rah manana ela e!! tsy hainlisany ny fijalin olona dia vitanlisany ny mjuger ftsn otrzani... écoute la chanson de Soprano tant que tu y es :D notre pays même est expliciter mec!! allez aza ato anizany ny gasy mitovy aminao e mijaly izy dia tsy hitany izay ataony !!! tsika mahantra fa ny olona manambola anie any ambony no tsy mizara fa hoazy irery eh!!! siora

    • @hajananteandriantsoavina3823
      @hajananteandriantsoavina3823 Před 9 lety

      Tsy mbola ianao tokoa no niharan ny habibina nataon ireo dia miteny an izany ianao e

    • @hajananteandriantsoavina3823
      @hajananteandriantsoavina3823 Před 9 lety

      Tsy hitan ialahy mantsy e

    • @ando_nacho
      @ando_nacho Před 9 lety

      michaelDagou RA
      dé refa mahantra ve dé hamono olona sy hangalatra dé avy eo omena valisoa? tssss

  • @mahefareboza2090
    @mahefareboza2090 Před 9 lety +3

    Ando Nacho Ca n'a rien de ridicule. C'est une stratégie de prévention de toutes formes de récidives et de leurs réintégration dans la société. l'Etat leur a donné une seule et unique chance de déposer les armes et de se remettre dans le droit chemin et de convaincre les retissants à en faire de même.
    N'oublions pas que ce phénomène est culturel mais ca s'est accentué avec la pauvreté qui sévit dans la région.
    Si on veut alors instaurer une paix dans cette région, quelle est la solution mettre tous les hommes en prison ? ou les convaincre de changer de mentalité et participer à une vie de société ? Ca c'est l'esprit d'une vraie reconciliation avec toutes les sacrifices y afférent.

  • @lovalova116
    @lovalova116 Před 6 lety +1

    Dahalo aby reto..ambonylatabatra fa tss zany remenabil zany fa ao Tana hvm ao no ten remenamadagascar

  • @paranyandry1948
    @paranyandry1948 Před 7 lety +1

    Be ny miteny hoe niova fo efa namono olona dia mbola raisina .
    Tena tsara ny nandraisana azy satria ireo no mahalala ny ny secret rehetra ny samy dahalo.Agnay any moa ka tena tantsaha mpiompy ka maharary ny very aomby e! Ireo niova fo ireo dia afaka manampy anao
    Sady efa nifona omby 3 sy nosasana sy nanao fianianana madio zany

  • @sanitar-otti320
    @sanitar-otti320 Před 2 lety

    Why cant they chase them down, when even journalists are able to film them?

  • @user-dq2sj9yd9o
    @user-dq2sj9yd9o Před 5 lety

    Mafinaritra rehf tonga saina e

  • @ytbxxparis95xx26
    @ytbxxparis95xx26 Před 9 lety

    Aiza no misy trano hitoerany sy sakafo ohaniny reo ol bdb reo raha gadraina?

    • @rakotoarisoaviviane9765
      @rakotoarisoaviviane9765 Před 8 lety

      +YTB Xxparis95xX (“lll”) hahhaa

    • @lovalova116
      @lovalova116 Před 6 lety

      YTB Xxparis95xX io nge dahalo ampanaovin fanjakanee pokitik io fa misy contrat omby ataondreo any ivelany mivôka 25 million ny omby 1mivôk sambo.ten ny fanjakan no mivoy anio.kkkkkaa aza mba voanyee

  • @jeanlucmerlo3068
    @jeanlucmerlo3068 Před 9 lety

    Que veut dire Dahalo svp ? je suis né à Mada mais je ne comprend pas ce mot, merci pour votre aide

    • @yarifaravavi8165
      @yarifaravavi8165 Před 9 lety +1

      Jean Luc Merlo voleur des zebu (boeufs )

    • @jeanlucmerlo3068
      @jeanlucmerlo3068 Před 9 lety

      yari faravavi Misaotra betsaka

    • @yarifaravavi8165
      @yarifaravavi8165 Před 9 lety +1

      tsy misy fisaorana

    • @ninarakoto6689
      @ninarakoto6689 Před 9 lety +2

      Dans ce cas là !! dahalo ne veut pas tout simplement dire voleur de zébu. Ce sont des gens son coeurs qui volent et tuent tt un village, viol les femmes et les enfants... et j'en passe. CE SONT DES MONSTRES

    • @nikkoigawa8057
      @nikkoigawa8057 Před 9 lety +3

      Jean Luc Merlo
      Bonjour à tous ,je vous donne la traduction du mot DAHALO .Ce mot fut adopté par l'académie Franco-malagasy à l'époque de Joseph Galliéni ,c'est à dire après l'année 1896.Aujourd'hui la traduction Malgacho -malagasy DAHULU (Daholo)devient DAHALO : Voleur,brigand ,criminel,,,,,,etc l'idée coloniale est toujours présente.L'origine du mot vient du sanskrit DAHULU : Guerrier(e) ,éclaireur en première ligne avant l'attaque du partie adverse.
      Dahulu=Dahalo:guerrier(e)
      Dahulu-mendahui=daholo-mendaholo:Rivaliser(pour passer le premier....etc
      BRIGAND=Batamara non dahalo.
      GUERRIER=yôd'dha:Iaodidaha.
      JIOLAHY=Jio(sauver,fouillir),Lahy(homme)ou lakilaky.
      Miaramila=soldat,(miara:ensemble,mila:en avançant)
      N'oublions pas l'origine des malagasy venaient de l'inde, de l'Indonésie, la Malaisie ,Sulawesi des arabes juifs yéménites .Pour terminer le terme VVS ne veut pas dire Vy, Vato, Sakelika ,c'est un seul mot qui traduit espionner,s'infiltrer( ?)à l'époque du roi ANDRIAMASINAVALONA en hébreu ADONAÏ MOSHE NAVEL à la prochaine .Eh oui l' aculturation"Voyez vous le résultat nos ancêtres.les Gaulois"de Edgard Ravahatra

  • @andrerabesandratana8875
    @andrerabesandratana8875 Před 6 lety +2

    Dahalo = voleurs de boeufs, mais en general seuls ceux qui sont sur terrains qu'on appelle comme ça, alors qu' il y en a BIEN SÛR, les VRAIS dahalo, surtout parmis les autorités ..... les mafias qui sont plus ou encore au pouvoir.

  • @francewas6922
    @francewas6922 Před 9 lety +1

    Rah ho gadrain reo be lotr de ahon ny sakafon. Iza no hiantok. Havel amzao ka rah tsis asa de miverna mangalatr reo. Omen asa nef de asa in satri met maro no ts mahay manoratr satri ts nianatra.
    In ar no asa omen az mba ts hiverenan am asan- dahalo?

  • @doudoube6249
    @doudoube6249 Před 7 lety

    Le systeme ny Kapiteny mihintsy no tsara fa ny budget no ts hampy.

  • @michaeldagoura8307
    @michaeldagoura8307 Před 9 lety

    mijaly ny olo e! normali izy toy rah hangalatsy eh iha tsy tay hizara e!! olo maro jiaby toy misy jalousie io na iha io e!! fa refa tsy misy dia tsy hita zay atao mahita aja tena malemy tsy misy sakafo e!! ino moa ty mba sahina atao aminjany eh!!!

  • @chriss18rzk40
    @chriss18rzk40 Před 9 lety

    ireo gadra any tsiafahy sy antanimora koa niova fo , afaho am gadrany izy ireo art omeo fanomezana eh !!!!! aza miangatra fa izy ireo koa ange niova fo eh !!!!! za anisany manana famille mipetraka any ambanivohitra ary efa victime ny asa ratsiny izy ireo. aina nafoy , ray ,zanaka namoy ny ainy, my vehivavy no vetavetaina.........aona re no dia mahazo "cadeau izy ireo " fitondrana de merd.. strategie de mer.... fa maninona no tsy ampiharina ny lalana eh? idio ny fitsarana ao anosy fa tsy ilaina intsony aleo mifamely récompenser manaraka eny ihany....ecoeurer!!!!!!!

  • @laissaw
    @laissaw Před 9 lety

    Tsara aripaka pozoinina daholo reo jiolahy reo ho faty any fa tsy mila hindrafo