Felana & Rija RASOLONDRAIBE - Ray malala

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 25. 02. 2021
  • Ray malala ô aiza ianao
    Ela aho no efa niandry anao
    Mangetaheta anatiko ao
    Maniry anao
    Efa mba niezaka anie aho
    Nanao zay rehetra azo atao
    Saingy tsy tanteraka anie aho
    Raha tsy misy anao
    Ray ô omeo ny tananao
    Ray ô vonjeo ny zanakao
    Mitady mafy anao
    Mila ny herinao
    Ray ô jereo fa mitalaho
    Henoy ny feo miangavy anao
    Ray ô tsy hiala eto aho
    Raha tsy hamasininao
    Ray ô manantena anao
    Miandrandra fiainana vaovao
    Rakotry ny haizina anie aho
    Rehefa tsy eo ianao
    Ray ô rahoviana aho
    No mba hiantefan’ny masonao
    Tsy te-tomany lava anie aho
    Tena mila anao
  • Hudba

Komentáře •