Anisany tena ankafizako azy ity manokana dia ny fahaizany mihira ary indrindra ny fahaizany mampiara-peo @duo mampilantolanto sy manaingo ilay feo hirindra sy hamoaka feo lafatra ary tena anisany miavaka sy tsara ary mambabo ny fo sy fanahy avy hatrany! tena hafa manokana ary hitanao hoe tena kanto sy misy aina mihitsy! Bravo zoky e ary mankahery anao hatr@farany!
Tena za mpankafia efa hatramin'ny ela ary manaiky anao za zoky Njakatiana Fa tena Mahay ranga enao a, enao tena efa avo lenta. Zahay manoana foana a💪🏽👌🏽
le roi ny kanto ianao..tratra tanteraka ny tanjona ho anao..tafita ny hafatra zay azo raisina tanteraka..makasitraka NJ..akifiziko daholo fa indrindra lay hoe ..toera mamy,resinao,mipody amimbady
Manja Njakatiana a! fa rahoviana no mba hamagy anay aty Montpellier e ! Zay to tsy mba voavangy mihintsy e ! Izao Revy izao mihitsy Ranga atao a ! Merci sy mankasitraka foana e !
Bravo njakatiana et merci pour tout ce que vous faite j'aime votre voix et votre simplicité
merci Njaka a. tena mahatsiaro ny taty Maurice e. le bassiste ko mlay fa sady mvazo no mtendry e. raiandry bassiste aty maurice ty. msaotra e.
Je suis une fan de Njakatiana,tsara ny parole n 'ny hirany rehetra
Vvvv
AZALAHY E!!! NJAKATIANA TEGNA MAGNIRY NY MBA AHITAGNA ANAO INDRAY ANDRO AGNY ANTANINDRAZANA AGNY. 🙏🙏🙏
Anisany tena ankafizako azy ity manokana dia ny fahaizany mihira ary indrindra ny fahaizany mampiara-peo @duo mampilantolanto sy manaingo ilay feo hirindra sy hamoaka feo lafatra ary tena anisany miavaka sy tsara ary mambabo ny fo sy fanahy avy hatrany! tena hafa manokana ary hitanao hoe tena kanto sy misy aina mihitsy! Bravo zoky e ary mankahery anao hatr@farany!
Tena za mpankafia efa hatramin'ny ela ary manaiky anao za zoky Njakatiana Fa tena Mahay ranga enao a, enao tena efa avo lenta. Zahay manoana foana a💪🏽👌🏽
Tena Artiste,merci zoky b
Mankasitraka Nkakatiana, mahay mihira izy, manana ny feo enti-mandresilahatra!
tsar b le kely loatra ft manitra e!!!!ba gasy tsr!!!
mrc njaka et tvplus
Tena mahay nedala! Merci njakatiana
Mahafinaritra ry Njaka sy Ndrasana a !
Tsaroana ny fahiny tany Antsiranana !
Mankasitraka anao fa mafinaritra be aby hiranao
Androany aho vao niaiky fa mahay mihira koa i Ndrasana;mba maniry ny ahita azy mihira matetitetika.Tsara foana ny hiran' i Njaka rehetra...tohizo!
Tena tsara le coulisse on tv ee, fa mba asio partie kely mahakasika ny fiain'ny tokan-tranony eee, milay tsara amizay
tsara e! mety ho tiana tena ve izao raha miteny hoe tsy dia hita ato amin'ny youtube ny hira rehetra
merci njaka
Merci :)
le roi ny kanto ianao..tratra tanteraka ny tanjona ho anao..tafita ny hafatra zay azo raisina tanteraka..makasitraka NJ..akifiziko daholo fa indrindra lay hoe ..toera mamy,resinao,mipody amimbady
m'lay njakatiana ok
Asio tapany faharoa fa tena tsy ampy eh! Merci d' avance ))
mahafinaritra be njakatiana!!!rahoviana no mankaty METZ e???
tsara mitsy ka, de le boite eau vive kely atao korintsana e! hihi
Mahay le mametraka fanotanina
Tiko ilay " mbola kely " bà gasy !!
Makasitra eeee
ten enjana kosa ilay mersenera ry njaka ndrindr fa le vavitokana iny tena hananany ny feo sy bika hany ka maka azy daholo ny mpanakanto
mankasitraka é!
njakatiana
Tena mahafinatritra mihintsy.
mankasitraka e
tena tsis mihoatra anao mintsy h@zay ry dadanjaka raha ny son no henoina, ten mlayb fa tohizo e lol
tiko lotra e!!
mahay mitendry gitara le zala ti
mankasitrake tsara le vazo
za ko tna mankafia azy
tena mbol miaiky an ty razoky ity n tenanay eh
Marina izany Bidy a
mbola tsis ny mahasolo any lery io..
Tiako loatra
tsara e
Manja Njakatiana a! fa rahoviana no mba hamagy anay aty Montpellier e ! Zay to tsy mba voavangy mihintsy e ! Izao Revy izao mihitsy Ranga atao a ! Merci sy mankasitraka foana e !