CONFESSION "RASOANAIVO Hanitrarivo" du 08 Octobre 2017 by kolo TV

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 08. 2024

Komentáře • 30

  • @nathanrhaz6545
    @nathanrhaz6545 Před 5 lety +3

    j'adore cette femme, elle est toujours belle et respecte tant la nature et la richesse de son pays natal. LONGUE VIE MME HANITRA

  • @rabesandratanasedrasoafier4414

    Aoka mba tsy hitsaratsara e!!!!rehefa tsy mety aminao fotsiny ny fomba fiainany sy ny kolontsaina voiziny dia mangina fa aza mandany andro mametraka commentaire akory!!!mahereza tati fa ny olona tsy maintsy manaratsy a!!izay ao aoriana foana no manenjika!!!

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 Před 6 lety +1

    Misaotra fa mahfinartra, ilaina daholo ny fahasamihafàna amintsika olombelona. Mifangaro kely eo daholo ny fahendrena sy geste technique isan-karazany fa mety foana izany e! Misaotra Hanitra mba manaitaitra ny tanora malagasy efa very hevitra ireto e!

  • @zlandr4543
    @zlandr4543 Před 6 lety +5

    Zao no tena mpanakanto fa tsy otran le mpanakanto vongatay otran odyai e Marion e agrad e Rak roots e malm e sssssss

    • @gadonagasy6347
      @gadonagasy6347 Před 4 lety

      Deraiko mihitsy ianao amin'izay fahasahianao izay fa dia tena marina loatra e

  • @MendrikaVENTSOFANDRESENA
    @MendrikaVENTSOFANDRESENA Před 4 měsíci

    mafinaritra Mme Hanitra mirary soa ho anao hatrany

  • @SimonRabarison
    @SimonRabarison Před 6 lety +2

    Azo zaraina ho 10 mn isaky ny sequence ve ity fa interessant be fa lava dia tokony ho zarazaina ahafahana mahazo azy tsara!!!

  • @florentrandriamampionona2032

    MAROMAROA NY TOA AZY FA TENA ILAIN'NY MADAGASIKARA

  • @onjanainarasolofomanana6295

    Mpanakanto feno , sady manandratra ny maha malagasy 🙏

  • @ctm4006
    @ctm4006 Před 6 lety +3

    ô ry Cameraman aaa!! Aiz no tokony halaina sary rehef manazava le olona manodnro toerana iray!! Tsy azo le izy aa!!

    • @lova.Ravel59
      @lova.Ravel59 Před 6 lety

      Kkkkkkkk 😃😂😆😅 té hijerijery tanàna njai an! 😉

  • @nyainaerica5720
    @nyainaerica5720 Před 5 lety

    Tsara be ilay hafatra ho anay tanora:
    Ataovy ny asanao.....
    Manaova ianao grand...
    Ampiasao ny fotoana.
    Voaray
    Misaotra, mankasitraka, mirary soa hatrany

  • @richardratsimandisa7466
    @richardratsimandisa7466 Před 6 lety +1

    Olomanga.Tena gasy tanteraka.Ny olana dia majorité electeurs dia illetrés,ka tsy mahazo ny tiany ho lazaina.Tokony ho tohanana raha hilatsaka indray fa ahoana no fomba ampitahina ny heviny any aminy mpifidy:eo no olana

    • @XBARTCHANNEL
      @XBARTCHANNEL Před 6 lety

      richard ratsimandisa omena vola ny tambanivohitra. Manao ohatrany fitondrana ankehitriny!!

  • @valoharavahoaka1516
    @valoharavahoaka1516 Před 6 lety +1

    Mpanakanto Malagasy mitana ny Soatoavina sy mihainga @ ny maha-Malagasy i Hanitra! Vitsy ny mpanakanto mifototra @ ny Fahendren-dRazana toa Azy! Mirary Azy ahaleo ahalasana hanandratra avo dia avo ity Nosy ity, satria manana ny maha-izy azy sy mampihavaka azy tokoa isika eto an-tany! Isaorana eram-po eran-tsaina i Hanitra sy ny Fandaharana 'Confession' mizara na dia tsy afa-manaraka ity fandaharana ity aza ny Tantsaha / Mpanjono / Madinika maro an'isa noho ny antony maro samy hafa!

    • @SimonRabarison
      @SimonRabarison Před 6 lety

      Atao boky tena mety ho lasa na alefa matetika aminy gazety

  • @arnaudpatricia7736
    @arnaudpatricia7736 Před 6 lety +1

    Mandrosoa hasina enao tena mitovy aminy tenako izaho koa dia olona teraka reny andro ka mahery vintana,ka dia tena manaja ny fomban’drazana aho ary maro ny soa azoko,mandrosoa hasina tompolo

  • @ireneandrianantenaina8333

    Mahafinaritra lay tantara. Tiako be le afatra mombanlay hoe "ampiasao @ tokony ho ilana azy ny fotoana hanananao". Misaotra ndrindra fa nafinaritra.

  • @mamymichelrakotomavo9789

    Mankasitra be dia be @ fanandratana ny kolon-tsaina Malagasy e!

  • @masyrakotonindrina9857

    Mafinaritra b nareo 😁

  • @hajanirinaherilalaina3079

    tiko kosa ity mpanakanto ity a!

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 Před 6 lety

    Za ko tia nampiady ganifa taminy mbola kely .

  • @flindomin9805
    @flindomin9805 Před 6 lety +2

    tsy misy resaka kolo-tsaina malagasy no resahany eo fa resaka revin-gadra sy mythomanie, na olona dondrona aza mahalala fa tsy azo sotroina manta ny ronono, angaha ianao omby?

    • @thierryheriniaina5519
      @thierryheriniaina5519 Před 6 lety +4

      nefa ohatran'ny nahomby ilay revin-gadra sy mythomanie ,sa karakory? :)

    • @flindomin9805
      @flindomin9805 Před 6 lety +1

      Nahomby tamin'ny inona? angaha ny fihinanana staphylocoque no nahaizany nihira?

    • @ramihramih6579
      @ramihramih6579 Před 6 lety +3

      Misaotra amin'ny Fialonana

    • @flindomin9805
      @flindomin9805 Před 6 lety +2

      hahahaha! Tsy mialona adala aho ry namana fa saro-piaro amin'ny kolotsaiko a!

    • @XBARTCHANNEL
      @XBARTCHANNEL Před 6 lety +2

      Flin Domin enao zay mi critique any Hanitra io : mino aho fa tsy mahay ny ampahefany zavtra hainy enao . Ra te ho tsara otra azy de amboary aloha ny toetsaina. Havaozy. Il totsaina anananao io no mampietry ny gasy marobe afaka hatomboka aminy irez mpitondra : ratsy saina

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 Před rokem

    Lol tu parle de look

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 Před 5 lety

    Lahy navadika vavy ve izy io ? Raha tena vavy mampatahotra..