Video není dostupné.
Omlouváme se.

eny fjkm isotry fitiaviana

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 24. 02. 2011

Komentáře • 36

  • @mitiaravelonjatovo8040
    @mitiaravelonjatovo8040 Před 2 lety +3

    De arakarakan'ny handrosoanay
    Manao ny asanao
    Ray ô no ahatsapanay
    Fa romotra aminay e
    Vinitra aminay koa
    Lay satana ratsy
    Lay be lolom-po
    Lay fahavalon'ny asanao
    Ry Ray Tsitoha
    Ka manao izay ho afany
    Manakana anay
    Tsy hanompo Anao 'zay Andriamanitray
    Ianao fantany
    Ny ho mandrakizay
    Raha momba ny asanao (eny eh)
    Ekenay atao(eny eh)
    Na iza ho be lazao (eny eh)
    Ny eninay tsy ho lao (eny eh)
    Fa ny anay dia eny moa (eny eh)
    Eny Ambava sy am-po
    Eny ho doria
    Hitory Anao Jesoa tia
    Ka na iza handrafy anay
    Noho ny asanao Ray
    Ho reraka eo izy
    F'izahay tsy ho kivy
    Tsy ho resy
    Tsy hitory hatrany ny fitiavanao
    Fa arakarakan'ny hitorianay
    Anao tokoa Jesô
    No hitomboanay hery
    Finoana miavosa eh
    Toky tsy kanosa
    Ireo no enti-mandresy '
    Lay devoly fetsy
    Satana mangidy
    Mpanao ambozizy
    Ka mahatoky anao Zahay
    Hiady ho anay
    Handresy fahavalo
    Mitady hampimalo
    Finoanay izao
    Ny handresy toa anao
    Raha momba ny asanao (eny eh)
    Ekenay atao(eny eh)
    Na iza ho be lazao (eny eh)
    Ny eninay tsy ho lao (eny eh)
    Fa ny anay tsotra ny teny
    Rehefa eny dia eny
    Tsy hivadika ho non
    Na hoe asian-condition
    Eny ho mandrakizay
    Eninay tsirairay
    Eny ho vono-kanompo
    Hanompo Anao Jesoa soa '
    Lay eny ho doria
    Enin'ny AMPIFITIA
    Raha momba ny asanao (eny eh)
    Ekenay atao(eny eh)
    Na iza ho be lazao (eny eh)
    Ny eninay tsy ho lao (eny eh)
    Fa ny anay tsotra ny teny
    Rehefa eny dia eny
    Tsy hivadika ho non
    Na hoe asian-condition
    Eny ho mandrakizay
    Eninay tsirairay
    Eny ho vono-kanompo
    Hanompo Anao Jesoa soa
    Ilay eny ho doria
    Enin'ny AMPIFITIA
    Enin'ny AMPIFITIA

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 Před 5 lety +1

    Havaoziko hatrany ny ENY ho anao Ray be fitiavana , ka indro handroso hatrany na inona sedra lalovana .... Amen

  • @tianarm4007
    @tianarm4007 Před 10 lety +6

    pour tes œuvres , je dis oui Seigneur; oui à jamais et sans condition.

  • @funtoafuntoa5621
    @funtoafuntoa5621 Před 8 lety +6

    Paris fin 2011-début 2012: nampijoro t@sedra mafy nandalovana.
    Ankasitrahana ny talenta nomen'ny Tompo anareo ka miderà Azy hatrany @mpitiavana sy fanetrentena.

  • @alinearisoa4931
    @alinearisoa4931 Před 10 lety +7

    Tena manam-pahendrena sy aingampanahy lalina ny mpamoronkiran-drizahy ireto!!

  • @felicieranoromalala7777
    @felicieranoromalala7777 Před 5 lety +4

    Nalatsaka n ranomsoko t hira pivavahana t.mapientana n foko manontolo 🙏🙏isotry fitiavan atsapanahy tiko lotra❤

    • @elianeleonie9135
      @elianeleonie9135 Před 5 lety +1

      Fecie Ranoromalala tena marina aki za ko latsak ny ranomasok vao mihaino an ty hira ty tsr loatr tiak b

  • @thony200
    @thony200 Před 6 lety

    Tsara lotra , mampitombo finoana, mamelom-panahy sy fanantenana !! mankahery hatrany ny chorale mpihira mba hitohy ny famoronan_kira , mankasitraka dia samy ho tahian'ny Tompo daolo e !!!

  • @ghislainemauvais2607
    @ghislainemauvais2607 Před 5 lety

    Tena mahafinaritra ilay hira , misaotra betsaka Gloire a Dieu

  • @tina_gabrielle
    @tina_gabrielle Před 13 lety +2

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.Tena tiako be lay hira .Mandrapahariva ny andro omaly dia nihaino ity hira ity foana aho.Tena mampahery tokoa.tsy ho resy fa hitory hatrany ny fitiavanao.fa ny anay ny eny moa dia ambava sy ampo.Eny ho doria hitory Anao Jesosy tia.

  • @onjarandria5096
    @onjarandria5096 Před 4 lety

    novembre 2019 mbola Eny fona ny ato anatiko Jesosy o! Eny ho mandrakizay

  • @AnaJULIA-pe3wy
    @AnaJULIA-pe3wy Před 7 lety

    Amen tena tsra be mintsy ann

  • @razafiarisontheo3231
    @razafiarisontheo3231 Před 6 lety +3

    mahay tokoa ny Mpahary nahary ny namorona ny hira, deraina ny tompo!

  • @hantaandriamihaja867
    @hantaandriamihaja867 Před 3 lety

    tena mapietsipo ahy le hira tsara lotra!!!!deraina ny tompo

  • @estelaelina269
    @estelaelina269 Před 8 lety

    Mahereza midera an'Andriamanitra.

  • @victorineharilanto8532

    AMEN

  • @balitakely
    @balitakely Před 13 lety

    dera ho an'i Tompo mandrakariva e! tsara ry reto ah!

  • @theMhox
    @theMhox Před 13 lety

    ialaina mihintsy ny fijoroana atramin'ny farany eo @ ny fanatanterahana ny asan'ny Tompo na inona mety hisakana dia rehefa "eny" dia "eny" k mahereza daholo e!!

  • @niainatahina7508
    @niainatahina7508 Před 6 lety +2

    napiverina foko tanterak am Jesosy io hora io

  • @dorthine123
    @dorthine123 Před 3 lety

    mahay nareo: Deraina JESOSY

  • @bojak9957
    @bojak9957 Před 3 lety

    mihorohoro ny ao anatiko

  • @malagasyaho5157
    @malagasyaho5157 Před 7 lety

    Amen

  • @rosenettececilia1811
    @rosenettececilia1811 Před 7 lety

    Merci amen

  • @mariejosia3472
    @mariejosia3472 Před 6 lety

    amen

  • @tantelynirina7835
    @tantelynirina7835 Před 7 lety

    Tsara be! (y)

  • @miantsavolatiana1983
    @miantsavolatiana1983 Před 7 lety

    Tiko😇😇

  • @karellazabe9903
    @karellazabe9903 Před 6 lety

    Tsara n Tompo eny d eny jesosy a! Madrapatonga eo akaikinw an aparadisa

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 Před 3 lety

    ❤❤❤❤❤❤

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 Před 8 lety

    Tiako ty hira ity.

  • @randriamihajamanantsoa3859

    ENY MASINA

    • @r.rabearivony2676
      @r.rabearivony2676 Před 6 lety

      T
      sara nyTompo: ary Tsara be koa ny hiranareo fa mamelombelona Fanahy tokoa

  • @herylalainaravieva7715

    ENY

  • @valeriechaton5133
    @valeriechaton5133 Před 11 lety +1

    De quoi parle ce chant

    • @jeanbessonprosper8221
      @jeanbessonprosper8221 Před 5 lety +2

      Il parle de croyer en Jesus Christ avec la FOI sans condition :on aime du tout:Coeur ,Force, et pour toute la vie et surtout on travail en Jesus vec la Foi :"ENY"C est a dire "OUI"Merci❤

  • @raoeliarinivo8328
    @raoeliarinivo8328 Před 6 lety

    Eny e