Tsaroako anio

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 5. 09. 2024

Komentáře • 61

  • @mamyratovelo4668
    @mamyratovelo4668 Před 10 lety +3

    tena tsapako mintsy ny fanavotanao ahy Jesosy! Hira adventiste io, tsara é, aza miala amin'i Jesosy!!!mahereza daholo

  • @vonializay
    @vonializay Před 12 lety +6

    Tsaroako anio Jesoa ny Fanavotanao
    Fa tao an-davaka aho no Nakarinao
    Ny Sandrinao Mahery no Natsotranao
    Hitarika ahy ho eo Anilanao
    Zao no voady ataoko aminao (Jesosy ô!)
    Voadiko anio mandrakizay
    Ts'hisy ahasaraka ahy tsy hitoetra eo anilanao
    Ho eo an-tongotrao akaikinao
    He sambatra aho Jesoa satria voasasanao
    Ny heloko rehetra dia voavelanao
    Ny fiainako tontolo dia navaozinao
    Ho mendrika tokoa ny Lapanao

  • @montaharisonrakotoandriana3594

    Rakotoandriana
    Hira nofidina t@ Fandraisana ho Diakona
    Izay o voady ataoko
    Amen
    Merci jesus

  • @harytahiryratovonjanahary5289

    Efa nanao io hira io koa izahay tao @ Chorale Mimosa Antsirabe Antampontanàna tany @ taona 1977. Tononkira tsara ho tsarovana fa nanao voady t@ Jesosy isika !!!!!

    • @jaotahiana2426
      @jaotahiana2426 Před 6 lety

      Niaraka nihira io hira io ihany isika tao @ GC tamin'izany fotoana izany! Fahatsiarovana tsara

  • @mamisouhrasoanaivo1992
    @mamisouhrasoanaivo1992 Před 10 lety +3

    tiako tena tiako ny miaraka am Tompo ka ny voadiko dia tsis hahasaraka ahy tsy ho eo akaikinao!amen

  • @heryyvette6460
    @heryyvette6460 Před 5 lety +1

    amen

  • @ostieivato5964
    @ostieivato5964 Před 10 lety

    misaotra jesosy o! fa lehibe ny fitiavanao anay na de betsaka aery reo zvt ts mifanarak ny sitraponao vitanay! mamela anay ary mamindra fo aminay tompo o! amen

  • @mmemahefasoa1594
    @mmemahefasoa1594 Před 9 lety

    tsy hisy hahasaraka ahy tsy hitoetra eo anilanao,ho eo an-tongotrao akaikinao AMEN

  • @jacksonolivier4842
    @jacksonolivier4842 Před 7 lety

    Msotra oh!!! Tsara le hira mampahery.. Mankasitraka de mitomboa ny talenta nareo eee

  • @Avyssave
    @Avyssave Před 3 lety

    Misaotra Jesoa noho ny fanavotanao. Tsaroanay tokoa ny famonjenao

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 Před 2 lety +2

    🙏💟🙏

  • @davionrakotonarivo9576

    Anao mandrakizay aho Jesosy, amen!

  • @haryandriantavy2905
    @haryandriantavy2905 Před 9 lety

    AMAFI - Antoko Mpihira Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe dia nihira an'io hira io tany @ 1984 tany ho any ...Tsara dia tsara ...

    • @m.solomonandria5031
      @m.solomonandria5031 Před 3 lety +1

      Ahatsiarovana ny hira fiderana ny Avo tao Filadelfia, ry Hary...

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 Před 11 lety +1

    enga anie ka mba tsy ho hisy fotoana ny hitoeranao ho eo an-tongotr'i JESO fa tena maivana ny fiainana rehefa miankina AMINY ary ravoravo ny fo fa IZY IRERY no tsy mba mandao!!! Ho deraina ny Anar

  • @hvoahirana1281
    @hvoahirana1281 Před 3 lety

    Tiako Jesosy 💖

  • @andrianomenarivolalatiana514

    efa naonota tainm'ny lanitra sy teo anatrehanao aho ka ts mendrika atao hoe zanakao intsony, nefa hoy ianao hoe izay manantona ahy tsy ho laviko mihintsy. Misaotra ray o! fa zao no voady hataoko aminao tsy hisy hahasaraka ahy aminao

  • @JustTrustOkay_
    @JustTrustOkay_ Před 5 lety

    Terpujilah Tuhan Yesus

  • @zoaridiolalaina
    @zoaridiolalaina Před 11 lety

    Merci Jésus

  • @tsiaroandritiana4559
    @tsiaroandritiana4559 Před 6 lety

    mandeha izany fotoana izany....izao 3 juillet 2018

  • @andrivolaratsimbazafy4233

    tsaroko anio hira noforoniny Roger io izay tao aminy chorale mimosa avy eo izy no nitarika ny chorale tao aminy Filadelfia tadidiko tsara fa raha namangy fahoriana taminy fafatesany dadabenay ny mimosa taminy 02 jan 1978 dia io hira io no nihiraina

    • @rosar.6820
      @rosar.6820 Před 5 lety

      andrivola ratsimbazafy Aime Raoeliarijaona no namorona ny hira ka.

    • @kalebaraneliarison9796
      @kalebaraneliarison9796 Před 3 lety

      noforonin'i RAOELIARIJAONA io ka hira ao @ fihirana advantista

  • @ramarsonnarihanta3441
    @ramarsonnarihanta3441 Před 2 lety

    Faly aho manana anao Jesosy o ! mamiko indrindra hianao

  • @miharyandriamboavonjy5370

    Tsara loatra ny hira hatsiarovako ny Antokom pihira Anjomaran i Efraima tao amin'ny FJKM Ambalavao tanàna ambony Fianarantsoa

  • @andrianirinajeanrichardrat2980

    "Akaikinao" no lohateny. Misaotra.

  • @3jeday
    @3jeday Před 2 lety

    Misaotra ny mpamorona sy ny nandrindra ny feo.. Tena tsara

  • @felanarafidy8388
    @felanarafidy8388 Před 6 lety

    Misaotra Anao Jesosy a! velom-panantenana maheno an'ilay hira

  • @MamyHR
    @MamyHR Před 12 lety

    Tena mampiorina ny finoana sy mitory fanantenana e. Misaotra

  • @lalatianarandrianjohary4411

    fihirana ffpm

  • @harinomemiaina7558
    @harinomemiaina7558 Před 8 lety

    tena mametsovetso ny fanahy fa zahay koa nihira anio, FJKM Ankadikely ilafy

  • @raryratefy4585
    @raryratefy4585 Před 4 lety

    Tsara ny midera an jehovah

  • @jennymaria5545
    @jennymaria5545 Před 3 lety

    Aona no fiarahamiasa aminareo tompoko rah marriage

  • @razafindramamygermain1265

    misaotra/ AKAIKINAO ny lohateny? A. Raoeliarijaona

  • @vonjisoarajaonarivo6150
    @vonjisoarajaonarivo6150 Před 11 lety

    misaotra betsaka f tena ilaiko mihitsy zany amin'izao fotoan izao

  • @MrMalagasy77
    @MrMalagasy77 Před 9 lety

    Mba omeo solfa na solfège an'io zay mba manana, misaotra

    • @WYGTYA
      @WYGTYA Před 9 lety

      MrMalagasy77

    • @oliviannie
      @oliviannie  Před 9 lety

      Za manana fa alefaso ny mail-nao andefasako azy

    • @MrMalagasy77
      @MrMalagasy77 Před 9 lety

      Raha manana FB ianao dia aleo ao @FB fa ny mail sao misy mahita eto dia mi-pirater: ito ny profil-ko facebook.com/swatc.swiss

    • @rabefialyfranco9090
      @rabefialyfranco9090 Před 8 lety

      +oliviannie a! mba omeo solfa an'io ra maba mety o! ty ny adresse, francomanandray@gmail.com, dia mba omeo hafa ko raha mba misy, ataovy SOLFA ra mety SVP! misaotra mialoha!

    • @fifalianarabarimanana3327
      @fifalianarabarimanana3327 Před 6 lety

      oliviannie bjr.za mila solfa an’io hira io raha afaka manome ahy ianao.Merci

  • @bodoarisoafaramalala1111
    @bodoarisoafaramalala1111 Před 5 lety +1

    fitiavan'ny Tompo

  • @BrigitteVolahasina
    @BrigitteVolahasina Před 5 dny

    Hira henika

  • @jennymaria5545
    @jennymaria5545 Před 3 lety

    Fiadanana tompoko

  • @omegadera
    @omegadera Před 12 lety

    misaotra e...

  • @ratianalalaopaquerettevoah5145

    misaotra Jesoa malala o

  • @bozkel007
    @bozkel007 Před 14 lety

    tena tsara ry reto a,

  • @ehrykellyrakotonirina8857

    Io no hira nataonay t@zah noraisina ho mpiray latabatra@Tompo. Tena tiko be le izy. Manana solfa zah fa iza no mila

    • @anjarabenatoandro4597
      @anjarabenatoandro4597 Před 7 lety

      mba omeo solfa za raha manana enao

    • @MrMalagasy77
      @MrMalagasy77 Před 7 lety

      Za tena mitady fa aona no handefasana azy?

    • @voahangyrasoanaivo452
      @voahangyrasoanaivo452 Před 7 lety

      maro no mitady ny solfa koa mba ilazao raha misy site mamoaka izany

    • @artinahr2018
      @artinahr2018 Před 6 lety

      Za ehrykelly mba omeo ny solfan'io hira io a! Hanitra.RAFERASON@ telma.mg ny mail-ko, io anarana io ihany koa ny ao @ FB

  • @Loriana_07
    @Loriana_07 Před 11 lety

    misaotra e

  • @michellaaoj3488
    @michellaaoj3488 Před 5 lety

    misaotra jesosy