Bravo! Misaotra an'i Kaiamba fa Tena Mandrotsirotsy TSARA BE E! Mahatsiaro Ny Fahazazana, Ny Hatanorana Ho Ela Velona Daholo e! Misaotra Ny Kanto Malagasy
Zao vao nahita ity tarika Akama milay be ity ny tenako. Mankasitraka be dia be anareo indrindra fa i Proshely fa tena nampifaly sy nitaiza ary nanome hery ny malagasy ny fisianareo. Hotahian'Andriamanitra ary ho ela velona aby ianareo e!
Merci et Bravo "Pros Hely", un grand guitariste🎸Misaotra ny AKAMA💐💝💐💝
Cover for Old songs,where are you the star...Nael,Nael
hafa ihany zany vazo kaiamba zany e ❤❤❤
Bravo! Misaotra an'i Kaiamba fa Tena Mandrotsirotsy TSARA BE E!
Mahatsiaro Ny Fahazazana, Ny Hatanorana
Ho Ela Velona Daholo e! Misaotra Ny Kanto Malagasy
❤❤❤❤❤❤❤❤
Tsara be ny molotra an' ilay chanteuse.
Milay👍👍👍
Mankasitraka.Nahaliana sady mazava ilay Kaiamba.
Mba alatsao eto ny lohanteni-kira rht fa mis ts fantatra e! mankasitrak
Ao tsara kaiamba e
Tsara le hira fa Prosh ely spectacle fona mits rehefa mitendry
Zao vao nahita ity tarika Akama milay be ity ny tenako. Mankasitraka be dia be anareo indrindra fa i Proshely fa tena nampifaly sy nitaiza ary nanome hery ny malagasy ny fisianareo. Hotahian'Andriamanitra ary ho ela velona aby ianareo e!
Tsy ratsy fa aleoko ihany samy mbandy no tena milay !!
Ndriii hirantsika taloha zany
TENA TSARA EEEE
Ilay anatra zoky teo iny averë ny censure e fa simba ny kanto Malagasy e
Ahoana ko ty gitara asiana voninkazo ty ??
Fanehoany ny fitiavany manokana ny guitare iny.
@@bachelinralalason1164 tena izany mihitsy!!ampisehony fa tena tiany ny guitare