Video není dostupné.
Omlouváme se.

MOFONAINA 28 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ZOMA 28 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    fjkmisotryfitiavana.org/fampi...
    FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA
    ===================
    Fa ankehitriny, ry Jakoba o, izao no lazain'i Jehovah,
    Izay nahary anao sady namorona anao, ry Isiraely o :
    Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho;
    Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao.
    Isaia 43 : 1
    ====================
    FANDAHARANA
    Sal 119/129-136
    Hira 36: (Moa ho haiko tantaraina)
    Vavaka
    Hira 190: 1(Ry Fanahy Mpanazava) / 3 (Rainay Mpanome ny soa)
    SM :Isaia 43:1-7
    Hira 332: 1(lzaho va Jesosy o)
    FMSM
    Vavaka + RZA
    Hira 512: 2(Tahotra aman'ahiahy)
    Tsodrano
    ================
    TAHIRIN-KEVITRA
    FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA: ZOMA 28.06.24
    ISAIA 43:1-7
    1. ISAIA: NY BOKY
    Toko 66 izay mizara 3:
    • Toko 1-39: Korontana politika vokatry ny sampy
    • Toko 40-55: Fahababoana any Babylona
    • Toko 56-66: Tafaverina any Joda ny babo
    Isaia: Ny Tompo no mpamonjy. Naminany tamin'ny taona 740 BC - 680 BC (60 taona).
    2. TEKSTA: Teny ho an’ny Fiangonana any am-pahababoana
    3. VOAMBOLANA BIBLIKA: Nahary, namorona, nanavotra, momba anao, anaranao, niantso, sns.
    4. VOTOATINY (Fiarovana)
    43:1
    • Nahary sy namorona Andriamanitra: Misy fifandraisana manokana aminy ianao.
    • Nanavotra: Novidiny lafo ny fanafahana anao.
    • Niantso ny anarana: Zava-dehibe amin’Andriamanitra ny tsirairay.
    43:2
    • Amin’ny fotoanan’ny loza dia eo mandrakariva Andriamanitra.
    • Voajanahary ny loza (rano) mety vokatry ny ataon’olombelona koa (afo): Miantoka ny fiarovana amin’izany Andriamanitra.
    43:3
    • Mampahatsiahy ny maha-izy azy Andriamanitra IHWH: Tompo sy Mpamonjy.
    • Firenena telo no indray hoentina manavotra ny Israely (Egypta, Seba, Etiopia).
    • Etiopia dia firenena tao atsimon’i Egypta ary tena nanankarena sy natanjaka ara-politika ary nanana fifandraisana akaiky tamin’i Egypta. Seba dia Yémen ankehitriny: Tompon’ny epice sy ny vato sarobidy. Egypta firenena natanjaka na dia efa notandindonin’ny Asyriana aza tamin’izany.
    43:4
    • Ny fitiavan’Andriamanitra no antony hiarovany ny olony.
    • Sarobidy loatra amin’Andriamanitra ianao matoa avotany.
    43:5-6
    • Efa fiarovana ny fampiombonana (famoriana) sady fanehoan’Andriamanitra ny fahefany amin’ny vazan-tany rehetra.
    • Ho an’ny rehetra ny fiarovana ary tsy afaka miala amin’ny tondrozotran’Andriamanitra isika raha te ho voaaro.
    43:7
    • Efa arofanina ho an’ny olon’Andriamanitra ny fahatsiarovany fa nisy izy mba hanome voninahitra an’Andriamanitra.
    • Miverina eto ny hoe "Nantsoina", "noforonina".
    FEHINY: Ny Isaia 43:1-7 dia manambara ny fiarovan’Andriamanitra miorina amin’ny fitiavany sy ny fanatrehany, ny fanavotany, ary ny fanomezany lanja ny tsirairay.
    5. FAMPIHARANA
    1. Manonona vavaka fisaorana ny amin’ny fiarovan’Andriamanitra eo anatrehan’ny rotorotom-piainana.
    2. Manokana fotoana handinihanao ny fanatrehan’Andriamanitra tsy tapaka ny fiainanao (Hay teo foana i Kristy).
    3. Efa hifarana ny lohahevitra "Miaro ny olony ny Tompo": Ataovy tadidy ny andinin-tsoratra Masina milaza ny fiarovan’Andriamanitra. Raiso ho anao ireny (Aza avela handalo na omena ny hafa).
    4. Tsarovy fa olona manan-danja ianao ary aza vingavingaina ny hafa (Aza manao tsinontsinona olona).
    5. Mahaiza mifanatona sy mifamonjy.
    6. Ataovy tanjon’ny fiainanao ny voninahitr’Andriamanitra.
    7. Aza adinoina ny mijoro vavolombelona amin’izay efa niarovan’Andriamanitra anao mba ho hery ho an’ny hafa izany.
    VAVAKA MANGINA + RZA
    ===============
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana Sal 119/129-136
    02:47 Soratra Masina Isaia 43:1-7
    04:36 FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA
    45:14 Vavaka
    46:16 Tsodrano

Komentáře • 3

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    fjkmisotryfitiavana.org/fampianarana_toriteny/fiaraha_mandinika_soratra_masina/isaia-431-7-28-jona-2024/