TADY VITA FATOMATY (Clip officiel)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 1. 08. 2015
  • Toy ity ny endrik'ilay hira Tady Vita Fatomaty tamin'ny namoronako azy. Io hira io mitantara ny dikan'izany hoe tena fitiavana izany aminy fomba fijeriko. Fa rehefa hiraina miaraka aminareo mpakafy eny an-tsehatra izy no tena mamy indrindra ...
    Toniny sy feony : Lolo (Angelo RAKOTOMANGA)
    Je suis heureux de vous présenter la version de tady vita fatomaty telle que je l’ai composée. Elle représente ce qu’est l’amour parfait pour moi. Mais la meilleure version reste celle chantée avec le public en Live...
    Merci à Purdey Chevalier et Stephen Tissot sans qui rien n'aurait été possible ce jour là
    Prise de vue par Ravelojaona Andrianjohary
    Tononkira - Paroles - Lyrices :
    Tady vita fato-maty No mamehy antsika roa
    Izao te handeha ianao mivadika atsy
    Tsy mety izy fa miahenjana o o
    Vita randrana voarary
    Tamin'ny holatry (olaky) ny lasa
    Ka mamirifiry henoko marary
    Raha ianao hamonjy olon-kafa
    Réf: Tso-drano mora fotsiny Sy orokoroka malia
    Omeko tsisy ozona Amin'ny fo madio akia
    Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly
    Ento aty ampianariko mitia
    Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
    Hampianariko hahafantatra andry,hafantatra an-dry
  • Hudba

Komentáře •