Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Tsara be le hiry e!! tena mafinaritra ny saina sy ny fanahy mihitsy,tena ankafizko ihany koa ny midera mandihy toy izao!!!
Tena tsara be mihintsy Miakatrakatra ny hafanana
Mafinaritra be ilay hira e ! Tohizo atrany ! Tsara ny midera an'Andriamamitra
tiko be ilay hira sady tsara
tsara le hira ry joseph d'af an tena rehefa mihira azy aho de misy zavatra tsy takatry ny saina ataony ny tompo eo @ fiainako
Good
Mankasitraka eee tena tsara midera any tompo ee
Tsara be mihitsy le hira
aza avela hidina ny maripànan'ny fideranay anao TOMPO
Marina zany eeee!
Tiako be ty hira ty
Matsiaro flash mob n'i Global Day
Mankasitrakee eee tsara be 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Aza atao revy Coca-cola io tsony oa ! Tonga de vitesse Formul 1 atao , JhonnyWalker RedLabel... @zay tsy disoroka tsony fa tonga de tsapiky evangelika...chuut ! lol
Tsara be
Zany veeeee!☺️☺️☺️☺️☺️
Tsara be le hiry e!! tena mafinaritra ny saina sy ny fanahy mihitsy,tena ankafizko ihany koa ny midera mandihy toy izao!!!
Tena tsara be mihintsy
Miakatrakatra ny hafanana