Tiako loatra, tiako loatra e ny fitiavaNao Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy Tena ampy ho ahy tokoa ny fahasoavaNao Tena soa, tsara loatra e ny fitantanaNao Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao Na nisedra mahamay, nenjehina aza indraindray Dia tsy lavo fa nijoro, Ianao no niady ho anay Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao Tsy misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry Jesoa tia Ny velirano izay ataonay AmiNao Tsy hivadika AmiNao izahay MANDRAKIZAY DORIA
Tena tiako loatra Ianao Jesosy à! Mamy loatra ny eo anilanao, Kanto loatra n'y fitiavanao, Tsy hivadika Aminao aho fa hifikitra Aminao. Je t'aime Jésus
Misaotra fa tena mahavaky ny foko fa tena JESO IRERY tokoa no teo anilanay hatrizay ka hifikitra AMINY IRERY izahay mandrakizay doria AMEN!!!!merci pour le partage le 11/11/20
09/12/21 tena tiako be ny mihaino an-drizareo, ny hira ataony tena misy empathie be envers ceux qui les écoutent! merci encore! je vous ADORE! Que DIEU vous protège pour nous donner encore plus de JOIES dans notre vie! Merci!!!!
Anaty playlist -ko ty hira ity. Dikany ao anatin'ny hira tadiaviko rehefa misy ilaiko azy. Et je suis musicien. Ity sy Rija Rasolondraibe "Mpamaky ranomasina" Izay ihany ny hira Malagasy ao...mpianatr'i Barry Harris nampianatra ahy; ataoko fa mba misy gout musical ihany.
Tiako loatra, tiako loatra e ny fitiavaNao
Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao
Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy ho ahy tokoa ny fahasoavaNao
Tena soa, tsara loatra e ny fitantanaNao
Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza indraindray
Dia tsy lavo fa nijoro, Ianao no niady ho anay
Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao
Tsy misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry Jesoa tia
Ny velirano izay ataonay AmiNao
Tsy hivadika AmiNao izahay
MANDRAKIZAY DORIA
Voninahitra Ho An'Andriamanitra Rery ihany, 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
💐Merci
❤❤
Tena tiako loatra Ianao Jesosy à!
Mamy loatra ny eo anilanao, Kanto loatra n'y fitiavanao, Tsy hivadika Aminao aho fa hifikitra Aminao. Je t'aime Jésus
Tsy mety leo za mihaino an'ito hira ito!! Tsara ny Tompo!! tsara tena tsara !!! miaraka amin'ilay Feo miraondranao ry Mialy!!!! Tiko!!!!!!
Na zah koa de satriko hihaino azy foana😍
Misaotra fa tena mahavaky ny foko fa tena JESO IRERY tokoa no teo anilanay hatrizay ka hifikitra AMINY IRERY izahay mandrakizay doria AMEN!!!!merci pour le partage le 11/11/20
Tiako loatra, misaotra groupe Mialy Rakotomamonjy, mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo 🙏🙏
Lehibe n'y Fitiavana s'y fasoavana Ary n'y fitantanan'ny Tompo. Tsy hivadika Aminao izahay Jeso Tia. Ravoravo n'y fanahy. Notahiany isika ka hifikitra Ary hatoky Azy hatrany. :-)
Misaotra betsaka Mialy RAKOTOMAMONJY: Tiako loatra, mampahery be hatrany ny hira.
Dera ho an'i Jehovah nanome Fanahy Masina sy talenta anareo❤️❤️❤️
Mahahafinaritra loatra ! Voninahitra ho ani JESOSY TOMPO irery ! AMEN !!!
09/12/21 tena tiako be ny mihaino an-drizareo, ny hira ataony tena misy empathie be envers ceux qui les écoutent! merci encore! je vous ADORE! Que DIEU vous protège pour nous donner encore plus de JOIES dans notre vie! Merci!!!!
Tena tiako loatra ianao Jesosy ô ! Tena tiako loatra koa ilay hira, misaotra ny Mphira sy ny mpamorona !!!
Hira tena tsara kosa e! Ny fiainana eto an-tany "Tiako ianao Jesoa eny Mamiko loatra e!"
Jesoa oh, ianao foana ary ianao irery ihany, tsy miala anao mandrakizay, tiako loatra, misaotra am fitiavanao anay tsy misy fetra.
Amen,tena ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao ,tiako loatra ,tsy misy mahavita anay afatsy ianao jesoa ,mankasitraka
TIAKO mandrakizay , FA TSY MIANGATRA , TSY MIAVONA ary MIADY ho anay NY fitiavaNAO sy ny fahasoavaNAO JESUS CHRIST.
🥰🥰ampy ho ahy ny fahasovanao. Tiako loatra💓
Tsy misy mahavita anay afatsy Jesoa tia..💟💟
Tsy hivadika Aminao zahay ❤❤❤
Amen, Jesosy homba anareo mandrkariva.
Tsara be!!!
Tsy misy mahavita anay afatsy Ianao Jesosy Kristy 😇🙏
Tiko loatra Enao Jesosy oh hatraminy farany Tsy ihiala Aminao zahay mianakavy
Tena ampy ho ahy tokoa ny fahasoavanao, tahian'ny Tompo😍😍
Tiko loatra ny fitiavanao Jesoa .Mampahery , mampijoro . Lavitrin'ny ahiahy .Mankasitraka Mialy an!
Tsy misy mahavita anay afatsy Hianao ry Jesoa tia. Amen
😘 hira ataoko à boucle hatrany rehefa misaotra an'i Tompo @ zavatra rehetra... Tiakoooo! Miteny loatra ikay toninkira
Tena tiako lotra ilay hira Jesosy no misaotra ny namorona sy ireo mihira Ary ny mahay zavamaneno🌺
Wèèè, bravo zandry !!!! tahian'i Jesoa ianareo dahy
Amen , tsy misy mahavita anay afa tsy anao ry Jesoa Tia
Kanto loatra ilay hira 😘
Mbola hatoky anao Jesoa tia!Halelouia
Torotoro ny fanahiko, mamy lotra ny fitantananao, midera Tompo, ary misaotra ny mpiira ihany koa nitory, mankasitraka
Amen ! Tsara be sady mampahery.Tahian'i Jesosy ny groupe n'i Mialy ❤
Ka mbola atoky anao❤
Hifikitra aminao😍
Misaotra Tompo a😍
Tiakooo loatra enao Jesoa ❤❤❤❤❤❤❤
Midera Ilay Avo Indrindra fa nanome telenta sy fahasoavana an'ireto mpanakanto ireto! Tsisy havonjy anay afa-tsy Ianao tokoa ry Jeso!
Tsara loatra eee
Tiako loatraaaaa jeso ny fitiavanao❤❤
Tsara loatra Ianao jesosy a!tsy manary @sarotra
Tsara loatra Ianao Jesosy o!
Tiako lotra Ianao Ry Jesoa ♥️♥️
tiako lotra e tsara lotra ianao Jesoa merci Mialy R
Tiko loatra Tompo ny fitiavanao 🥰
Ankiniko eo ampelatananao Tompo ny fiainako sy ireo zavatra rehetra ataoko , ifonako aminao Tompo ireo fahotana nataoko , Tompo mamelaha ny heloko 🙏🏿🙏🏿
...tena ampy ahy tokoa ny fahasoavanao...❤
Anaty playlist -ko ty hira ity. Dikany ao anatin'ny hira tadiaviko rehefa misy ilaiko azy. Et je suis musicien. Ity sy Rija Rasolondraibe "Mpamaky ranomasina" Izay ihany ny hira Malagasy ao...mpianatr'i Barry Harris nampianatra ahy; ataoko fa mba misy gout musical ihany.
tsara be ilay hira
Mamy loatra, Jesoa, ny miaraka Aminao
Tsy hivadika aminao Izahay mandrakizay doria❤️🙏
Misaotra tamin'ny hira syny feo tsara sy kanto. Mitovy be ny feonao sy Itompokovavy Adeline.
Mamiko loatra ny Fitiavanao Jesoa Tompo Malala o, voninahitra ho anao mandrakizay.
Never tired of listening this song. Very encouraging: Nice Melody, Great Message.Thank God for giving you such a beautiful talent!
Marina izany e
the same to me, I love this song the first time I hear it
Cry 7 k 8 ki
@@rakotoarimananajemima5518.
tsara loatra, tiako loatra ... ka mbola hatoky Anao, hifikitra amiNao izahay... ry Jesoa tia
Amen ×7 . Mankasitraka dia mahefà ne.
Tsara Jesosy ary deraina mandrakizay ny anarany mahery.
tena tsara e ! misaotra indrindra !
Amen Aleloia!
Tahio sy tohano aho Tompo mba tsy hivadika aminao sy hatoky anao mandrakizay!
Mankasitra ny groupe Mily R😇😇😇😇,tahiny Tompo hianareo😘❤️❤️❤️❤️
Tiako loatra 🙏♥️ ny fitiavanao ry Jesoa mamy loatra ny eo anilanw 🙏♥️
Misaotra ny Tompo. Misaotra anareo dahy koa!
Mankasitraka indrindra.Tahian' i Jesoa
Tiko lotra ny fitiavanao jesoa💖
Misaotra e ten mapahery b hotahin A/tra hatrany ianareo ❤❤❤🌷🌹🍀
" ....Ny fiainanay matoa nivoatra dia notahianao ..." misaotra Mialy , mampahery be
Hiran'i Neny, hira isan'ny mampahery hatrany rah sendra trotraka sy reraka ny ady
salama tompoko le vadiko refa mahatsiharo de ty mozika nareo ty no tiny henohina mankasitraka ranga .
Misaotra tompoko. Telo taona sy tapany ny Zafikeliko Dia Io no hirany.
Tsara tokoa Jesosy.
Fitiavana mandrakizay no itiavany antsika.
Aroh tiako 💗💗💗💗💗
Dia latsaka ny ranomasoko mahare ity hira ity. Tena noho Ianao tokoa ry Ray no nahatoy izao ahy.
Merci 💖💖🙏 tiako loatra ilay hira
Merci seigneur Amen
TIAKO LOATRA ENAO JESOA!!
Mankasitraka .Tena Tiko .Maliko loatra ny ei anilanao Jesoa Tia.Mendrika lotra .Tafita n'y hafatra.Misaitra
✨ Tena tiako loatra e! ✨
Tiako lotra ny fitiavanao ry Jesoa ❤️
Tiko mialy le hira
fa mbola hatoky Anao, hifikitra Aminao ...
TSY IVADIKA AMINAO ZAHAY MANDRAKIZAY DORIA ❤
Tiko loatra e tena tsara,mankasitraka
tena tsara ity hira ity , Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany
Tiako loatra tokoa ny fitiavanao !!!
Merci Seigneur ♥️🙏
a
Tiako loatra❤️❤️❤️❤️
Mankasitrake tiako loatra amen
mampahery , misaotra indrindra
Tsy mpino aho, fa nefa kosa tena tsara ity hira ity
Amen alaeloia !
Tiako lotra 🙏🤗😍
This is amazing and really convincing
Mamy loatra n'y EO anilanao JESOA
Exactly, the glory will be to God now and forever
Tiako loatra ❤
Misaotra tompoko !!!!tena tsara
😍😍💐💐🌻🌻🌹🌹tiko.loatra 🙏🙏🙏🙏
Tiako loatra 😍
Ndriiiii Tena.tsara
Tena tsara loatra na ny tonony na ny feony, mampahery hatrany
mankasitraka, tena kanto loatra
Tiko lotra❤
Mampitsangambolo Ilay hira,sady le feo tena ao tsara, misaotra anareo.
Lavitra ny ahiahy ny miaraka Aminao, Tsara ny hira Mialy.
Tsara loatra ty hira ity. Tena mampahery; Misaotra Mialy a!
Tsara ny Tompontsika e!
tiko lotra,mankasitraka