Antsoy Jesosy_ Ny Koraita

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 21. 06. 2013
  • Antsoy Jesosy
    Hampitony haingana ny fo,
    Antsoy Jesosy
    Hampilamina indray
    Ny alahelo nanjo
    sy ny sento namay....
  • Hudba

Komentáře • 287

  • @juliepriscadinarisoa8714
    @juliepriscadinarisoa8714 Před 8 měsíci

    Tiko fona2 Jeso a💜
    Sambatra manana Anao na matetika madalo épreuve arany.
    Ianao irery ihany no antsoiko dia mitony ny foko💜💜💜
    Voninahitra ho Anao Irery Ihany. Amen🙏🙏🙏🙏🙏

  • @estellerandrianasolo711
    @estellerandrianasolo711 Před 3 lety +2

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️ Ho aminareo mandrakariva anie ny Fitiavana sy ny fiadanan'ny Kristy Jesoa. Amen

  • @jocerandrianambinina7852
    @jocerandrianambinina7852 Před 8 lety +7

    Moa misy zava-mahagaga tsy hain'I Jehovah va? na inona na inona ady atrehinao , fisedrana lalovanao, aza misalasala miantso ny Tompo fa Izy efa niteny araka ny Jeremia 33:3 "antsoy aho ,dia ho valiako ianao"

  • @naominirina4853
    @naominirina4853 Před 4 lety +1

    Tena mihaino tokoa Jesoa rehefa antsoina Ary mitondra vahaolana .Rehefa ao Anaty alahelo lalina na tebiteby aho dia ity hira ity foana no tsaroako.Qu'Qu'Il soit loué 💕

  • @herivolarajaonary4604
    @herivolarajaonary4604 Před 8 lety +12

    ♥ Mampahery be ity hira ity, tsara loatra ny tonony ♥

  • @andriramarozatovo9679
    @andriramarozatovo9679 Před 7 lety +9

    Eh! Jesoa omeo toe-po tena tia Anao izahay. Mamelà fa mpanota eh. Amen

  • @daroo33400
    @daroo33400 Před 6 lety +1

    aza asina tahotra ny fiaianana de mamaly anao Jesoa!!!

  • @onjarandria5096
    @onjarandria5096 Před 4 lety +3

    2019 mbola mijanona ho playlist ako foana ity hira ity ! :D

  • @ramiharimananazoaribesamir8263

    tsara e!tena tsara, ny zanako vavy kely vao 2 ans dia efa mahay io hira io hatramin'ny farany refa misy tonony tsy tadidiko dia izy no manoro ahy.

  • @sarahmamitiana4831
    @sarahmamitiana4831 Před 6 lety +6

    ts mbola nisy Tompo Nanda ts nihaino anao👂👂💘🙏🙏🙏🙏

  • @rasolofontsalamarija4240

    Tena manan-talenta na ny mpamorona na ny mpitendry, indrindra fa ny mpihira. 😍

  • @funtoafuntoa5621
    @funtoafuntoa5621 Před 8 lety +5

    Rahoviana re no hiara-hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra ny:
    - Koraita
    - FJKM Ambohijatovo Fitiavana
    - FLM Tanora Masina Itaosy
    - Ampifitia
    fa miandry izany ny Krisitana maro?
    Alléluia!

  • @vololonarahantarivelo399

    merci NY TOMPO nanome talenta anareo mpamorona , mampahery tokoa

  • @listenup2882
    @listenup2882 Před 2 lety +1

    Enjoying from Saint Lucia 🇱🇨🇱🇨🇱🇨

  • @user-fe4xx3xt3d
    @user-fe4xx3xt3d Před 3 lety +2

    Amen mankasitraka are @ hira mafinaritra igny tahin'I jesosy daolo are 💗💗💗💗💗💓❤❤❤

  • @mickayajr.77
    @mickayajr.77 Před 6 lety

    Hafa ihany ny hira evangelique... mampitraka anzay tafalatsaka an davaka mitsy... misaotra Ny Koraîta e!!! 👌❤👌

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 Před 6 lety +1

    Tiko loatra mankasitraka mampahery beuh misaotra Jesosy ô!

  • @lovatianajulien3306
    @lovatianajulien3306 Před 7 lety +2

    tsara b le hira, mampahery!

  • @royiavoniaina2498
    @royiavoniaina2498 Před 7 měsíci +1

    Misaotra anao kristy ❤❤

  • @tsanleejhonson1433
    @tsanleejhonson1433 Před 7 lety +21

    mampirisika hivavaka foana mihaino ity hira ity... "tsy mbola nisy Tompo nanda tsy hiaino anao"... mpiaino vavaka tokoa Izy ary mino aho fa hamaly ny tsirairay izay tena mivavaka Aminy marina mahereza daholo ho an 'izay miatrika ady mafy amin'izao fotoana izao

  • @manitraramorasata8910
    @manitraramorasata8910 Před 4 lety +4

    Mankasitraka o
    Tsara be Le Hira❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @mariannedina6880
    @mariannedina6880 Před 6 lety

    TENA ZAO AHO VAO NAHARE TSARA ITY HIRA ITY KA TENA MAHATSIARO HO FALY NA KIVIM-PIAINANA AZA E! MISAOTRA BETSAKA TOMPOKO DE VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. AMEN.

  • @chargesdetudes3101
    @chargesdetudes3101 Před 7 lety +2

    na inona na inona ataonao, na manao ahoana ny fiainanao, na manao ahoana manjo anao, antsoy foana JESOA

  • @maminirinayvonlemazava2517
    @maminirinayvonlemazava2517 Před 8 lety +20

    Antsoy Jeso, mampiorina finoana sy mampahery,courage b ny aty raha vao mandre ty hira ity na de ao anaty ady sarotra aza.

  • @sylvieralambo5566
    @sylvieralambo5566 Před 8 lety +3

    mahafinaritra ny tokimpo omen i Jesoa antsika @alalan ny fanomezany talenta ny créatures Any hanonona ankira ny cycle de notre vie . oui jésus. nous t appellons.jesoa Jesoa

  • @zainomenaandriamampionona9258

    Midera an'i Jehovah fa tsara Izy

  • @randriamamisoaheriniaina5790

    😍😘😍😘 tena tiako lotra. ❤

  • @yoliscoyolisca9001
    @yoliscoyolisca9001 Před 3 lety

    Mba halamino indray Jesosy ny halaheko najo zahay Amena🙏🙏🙏

  • @hanitrarakotomalala5097
    @hanitrarakotomalala5097 Před 8 lety +4

    sady tsara ny tonony no tsara ny feony !Voninahitra ho an'Andriamanaitra irery ihany.Misaotra ny mpamorona fa tena mampahery tokoa.

  • @cathiaandriantsoa9283
    @cathiaandriantsoa9283 Před 4 lety +1

    Anisany hira nampilatsaka ny ranomsoko ity hira ity .

  • @user-ml4xw1vn2e
    @user-ml4xw1vn2e Před 11 měsíci +1

    tsara ny midera ny TOMPO AMEN

  • @noroharimalalarakotoarimin2343

    Ndriiii ! Misaotra Jesosy fa de tsy manda tokoa enao!

  • @birdconnor5856
    @birdconnor5856 Před 2 lety

    Jesoa o ! ovay ny foko ho tena mendrika sy ankasitrahanao !

  • @rafanomezantsoajimmy1027
    @rafanomezantsoajimmy1027 Před 7 lety +3

    Mampihatsi-po mihintsy ny fiderana an'Andriamanitra

  • @harijaonarakotondrafara8166

    hafa mihtsy ny hira malagasy e!

  • @skannick5382
    @skannick5382 Před 8 lety

    Antsoy Jesoa fa tena mamaly vavaka izy!!!

  • @mbolatinafabrice
    @mbolatinafabrice Před 7 lety +2

    Nofo ihany moa !!!, fa mandosira ianao ry Satana fa efa mitoetra ato anatinay JESOA , tsy manana anjara toerana intsony ianao !

  • @andohariseheno6528
    @andohariseheno6528 Před 7 lety

    Tena manome hery lehibe! indrindra amin'izao fotoana iainako fitsapana izao!

  • @elleakhimtianjara145
    @elleakhimtianjara145 Před 6 lety +1

    Jesosy irery iany no vahaolana ra mbola eto antany e!

  • @randriantsoajeanpherlin696

    Mankasitraka tanteraka aho ,tena ankafiziko ny hira vokarinareo ,ka noho izany tohizo hatrany ny fihobiana fa mbola eto zahay mpankafy.......mankasitraka hatrany......

  • @andreeratovonony6027
    @andreeratovonony6027 Před 2 lety

    Tena tsara be mihitsy ! Androany aho vao niaino sy naka fy ity hira feno fampaherezàna ity ! Misaotra betsaka mitafo2 ! Ie ! Hoan'i ANDRIAMANITRA irery iany ny Voninahitra ! Hombanareo hatrany anie Izy TOMPO !

  • @rasoaniainanadialeonard2633

    Tena Tsara feo , Mamy ronono , Tsara ny midera ani Tompo 🙏🙏🙏🙏❤️, Misaotra betsaka 💜

  • @ranjasoasandratra455
    @ranjasoasandratra455 Před 8 lety +7

    Antsoy Jesoa hampitony haingana ny fo
    amen!! mankasitraka indrindra

  • @suapicollina2881
    @suapicollina2881 Před 4 lety

    Jesoa ô mafy ny efa nolalovako nefa mbola miampy trotraka. kotsandranomaso ny tavako,mety fa natao hijaly angamba ny fiainako ety. tsy zakako intsony 😢😢

  • @joharyandrianandrasana642

    Mankasitraka Jesosy oh!

  • @kiadylanjampitahianarafaha4475

    Mankasitraka Ny Koraita, mahefa be amin'ny asan'ny Tompo !

  • @mamisoaandrianambinina949

    hiran ny zokiko, tiako eh, tena mampitraka @ andro manjombona

  • @rabarijaonaravovolavita6242

    Miala tsiny aho ry Koraita fa no telecharger ko amPhone mintsy ity hira ity fa tena tsara e, misaotra anareo mankasitraka dia Voninahitra ho An jesoa irery ihany amen

  • @TheAlicia586
    @TheAlicia586 Před 8 lety +4

    Tsy maintsy mitanondrika fa nofo ihany....nefa mitraka aza mamoy Fo.Antsoy Jesosy.tena mankahery, Isaorana ny Tompo , isaorana ihany koa izay namorona ny hira.Mankasitraka

  • @maelyssetoto9239
    @maelyssetoto9239 Před rokem

    Tsara sy tiako beee
    Mankahery

  • @dielansoft7461
    @dielansoft7461 Před 7 lety +2

    Mahafinaritr e! Ny ahy koa marina vao 19mois vavy kely dia mahay feno ilay tonokira, indrindra fa rehefa miseho ireo akizy kely 3 mianadahy ireny dia aoka fotsiny ny hafaliany! Deraina ny Tompo!

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 Před 6 lety

    Amen be antsoy jeso dia foana ny halahelonao

  • @nadiagrenadine372
    @nadiagrenadine372 Před 6 lety +1

    Antsoy Jesoa, zay vo tsikaritro fa kay kambana le mphira, ny ray manao ny andininy voaloha de ny anakray ny andininy faharoa

  • @ravaomalalabaholisoa7205

    Tsara e! Fa tsara ny mihira ho an'Andriamanitsika!!Mankahery ! Félicitations!!!

  • @antsirabeclinaudio8757
    @antsirabeclinaudio8757 Před 8 lety +9

    raha sendra ady mafy dia aza mitanondrika fa antsoy JESOSY hampitraka anao

  • @voahangygina2688
    @voahangygina2688 Před 6 lety +1

    mankasitraka e! tena mampahery !

  • @kellyhjeanclaude604
    @kellyhjeanclaude604 Před 7 lety +1

    Tsara tokoa l hira federana antsoy jesoa...

  • @harimananaharilandyraharij7558

    Fahatsiarovana nanome hery t@ nadahozan ny zanako tsy hiverina intsony ! ato am poko !!!!!

  • @naxrabary7821
    @naxrabary7821 Před 6 lety

    Tiako be ity hira ity ❤

  • @rollandandrianisa3529
    @rollandandrianisa3529 Před 4 lety

    Mankasitraka e, mampahery be ty hira ty, isaorana ny TOMPO JESOA, isaorana ny mpamorona sy ny mpihira

  • @hantamalala7176
    @hantamalala7176 Před 8 lety +1

    Misaotra fa tena mahery mandre ny tononkira dia ny tompo anie hitahiry sy ampitobo talenta efa anananareo ahakasika fo maro hitombo am fanarahana ny tompo

  • @mihajarandriamahaleo5965

    mamelombelona ny fanahy! Tsara ny midera ny Tompo

  • @rakotoarimananajeanclaude7158

    Velona tokoa NY TOMPO ,mahereza e

  • @sheilaoliva200
    @sheilaoliva200 Před 3 lety

    Hira anisan ny tiko indrindra amin ̀ny chants évangéliques. Mampahery be ahy ny miaino azy na dia maro ny olana misy eo Amin ̀ny fiainana.

  • @kiadylanjampitahianarafaha4475

    Ho anao Jesosy ny fiainako sisa rehetra

  • @vanilladobynantenaina3752

    Antsoy Jesoa fa hamaly anao izy,

  • @ChristianLily1
    @ChristianLily1 Před 8 lety +6

    Fantatro IZAY INOAKO

  • @dimbinialarakotomalala210

    Mihotra lavitra noho ny faniriko no natolotr’i Jesosy ahy

  • @lantominora7818
    @lantominora7818 Před 3 lety

    Misaotra an Koraita ampo feno fitiavana fa tsara loatra ty hira ty sady matonga saina no mampihetsi-po tokoa, mankasitraka be mintsy

  • @zafimaromosa3246
    @zafimaromosa3246 Před 6 lety

    Mahafinaritra e! Tiako be...Ny Tompo anie homba anareo hatrany!

  • @razananoromarcelline5623
    @razananoromarcelline5623 Před 8 lety +4

    antsoy jesoa fa hamaly anao izy

  • @harintsoarazaiarihaja1987

    Mitraka , aza mamoy fo fa antsoy Jesoa!

  • @maheryfy522
    @maheryfy522 Před 7 lety +3

    tena tsara sady mampahery ilay hira. misaotra betsaka!!!!!!!!!!!!!

  • @josenirinarasolomanana1884

    tompo oh!enoy vavaka izahay

  • @pascaldefaux3641
    @pascaldefaux3641 Před 4 lety

    Feo manga mahafinaritra isan andro zaho mihaino t'y hira t'y 💕💖💖💖💖💜💜💜

  • @didirakotoarison13
    @didirakotoarison13 Před 5 lety +1

    Tena mahatorotoro fanahy tokoa ity hira ity ary marina ny voalazan'ny tonon-kira. Mankasitraka Ny Koraita

  • @michaelmichael-kk8nj
    @michaelmichael-kk8nj Před 4 lety +1

    tsara lotra !!🥰🥰🥰🥰🥰

  • @hanitrarakotomalala5097
    @hanitrarakotomalala5097 Před 8 lety +2

    Fa malala eo imasoko ianao, eny be voninahitra ianao sady tiako.

  • @marieclaudinerasoarimanana

    Tiako be ilay hira.❤Amen
    Mampahery.🙏🙏
    Ary kambana ve zareo r?👍👍👍

  • @zorazafy5281
    @zorazafy5281 Před 5 lety

    antsoy jesosy de ho pandresy enao ,, mankasitraka ô tiko lotra

  • @user-ml4xw1vn2e
    @user-ml4xw1vn2e Před 11 měsíci +1

    antsoy jesoa amen

  • @ThierrySitrakaRazafindrakoto

    Antsoy Jesoa hampilamina indray ♥♥♥♥

  • @falyrajaonarivelo3516
    @falyrajaonarivelo3516 Před 6 lety

    Tena marina fa Jesoa ihany no afaka antsoina ary mamaly antsika.

  • @andonyrianaandriamanga883

    eehhh, ahatsiarovako ny nanaovana veloma farany an Neny tao ampiangonana!

  • @guyaume3611
    @guyaume3611 Před 6 lety

    tsra be le hira e !! maherez @ny asan tompo e

  • @volaniangavola7566
    @volaniangavola7566 Před 7 lety

    tsar b le hira ten mampahery mihts , antsoy jesosy makasitraka

  • @andrianarimbahydina9980
    @andrianarimbahydina9980 Před 7 lety +1

    Tena mampahery ilay hafatra ao anatin'ilay hira, misaotra ny Koraita nitondra ny hatrafatr' Andriamanitra,

  • @nirinamimibsleboyrakotomal6408

    tsar be le izy fa tohizo euh

  • @rijarabearisoa2905
    @rijarabearisoa2905 Před 3 lety

    TSARA NY HIRA FIDERANA!MISAOTRA BETSAKA

  • @georgesrs7511
    @georgesrs7511 Před 4 lety

    Ampaherezo ireo izay mitady anao jesoa

  • @goracerakotomanana8965
    @goracerakotomanana8965 Před 6 lety +13

    ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤ tsara tena lafatra

  • @nouandri8847
    @nouandri8847 Před 6 lety

    hira tena mampahery @ andro mahory ity hira ity,tsara be

  • @harisonfyims
    @harisonfyims Před 7 lety +1

    kifffeko be ty vazonareo ity! ho an Andriamanitra irery ian n voninahitra

  • @marcelinetavy5856
    @marcelinetavy5856 Před 7 lety +1

    HALELLUYAH!TSARA NY TOMPO

  • @mandaramahefanimanana914
    @mandaramahefanimanana914 Před 7 lety +6

    fa ny fahasoavan'Andriamanitra ny naha toy izao antsika,resy satana

  • @haingomampiononarakotomala4580

    antsoy Jesosy fa tena mamaly anao tokou izy!

  • @dyarianjaratianaramahatafa7307

    Mbola tsy nisy Tompo nandao tsy iheno anao....tena marina

  • @lalaorazafindratefy6694

    Hantenaina hampitombo finoana n'y fitoriana hataonareo

  • @ranaivoandriamihaja2719

    Tsara be 😘😍😍😍

  • @tinorasolofoniaina5648

    Izy no mpamonjy mora azo indrindra, tsy mandao ,tsy manda fa mamelatra ny tanany ho anao satria tiany ianao.