Video není dostupné.
Omlouváme se.

MOFONAINA 12 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ALAROBIA 12 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin'ny adiny.
    Ary hanimba ny ain'izay manimba azy.
    Ohabolana 22 : 23
    =============
    FANDAHARANA
    Sal 143/7-12
    Hira HF 48 "A/tra Fitiavana Ianao"
    Vavaka
    Hira 243 "Mivory eto izahay"
    SM Ohab 22/17-23
    Hira 254/1,3 "Avia ry mangetaheta o"
    "Jesosy Tompo no manolotra"
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    FP1
    Hira 512/ 3 "Tahotra aman'ahiahy ..."
    TSODRANO
    ==============
    HAFATRA
    Fitarihana: Ohabolana
    1. AMPANDEHANIN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY FAHENDRENY IANAO (17-18)
    Fahendrena (tolo-tsaina) no fiarovana an'i Solomona sy ny fanjakany.
    *Olona mihaino ny tenany, mihaino ny manodidina. #Samy ho faty ihany (henoy Izy, henoin'ny olona; mandehana amin'ny falehan'ny olona; ataovy ny fanaon'ny olona).
    ANTSO: Tsarovy fa manan-ko lazaina aminao mandrakariva ny Tompo. Henoy Izy, raiso izay atorony anao. Mandehana am-pahendrena fa fiarovana ho anao izany.
    2. OMEN'ANDRIAMANITRA TOKY IANAO (19-21)
    Aza matahotra, aza manahy, aza miherikerika.
    *Ny fanaovana ireo fiantohana samihafa dia mampandry ivohon'ny vato ny olona. Efa milamina tokoa.
    ANTSO: Mihoatra noho izany: Matokia an'Andriamanitra fa efa miantoka anao Izy.
    3. TADIAVIN'ANDRIAMANITRA NY RARINY HO ANAO (22-23)
    Miombona amin'ny voailika ny Tompo. Mihevitra izay iharan'ny tsy rariny Andriamanitra. Nametraka fandaminana manokana hitsinjovana ny vahiny, ny kamboty, ny mpitondra tena, ary ny sahirana Izy.
    *Mitady rariny any amin'ny manam-pahefana isan-tsokajiny. Nalain-kanirina vao nampivandravandra ireny.
    ANTSO: Aza adinoina: Miombona amin'izay mahavoa anao ny Tompo ka miady ny rariny ho anao, miaro ny rariny ho anao.
    ===========
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana Sal 143/7-12
    01:49 Vavaka
    03:28 Soratra Masina Ohab 22/17-23
    04:55 Hafatra
    13:15 Vavaka
    18:21 Tsodrano

Komentáře • 4

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb
    @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb  Před měsícem +1

    FANDAHARANA
    Sal 143/7-12
    Hira HF 48 "A/tra Fitiavana Ianao"
    Vavaka
    Hira 243 "Mivory eto izahay"
    SM Ohab 22/17-23
    Hira 254/1,3 "Avia ry mangetaheta o"
    "Jesosy Tompo no manolotra"
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    FP1
    Hira 512/ 3 "Tahotra aman'ahiahy ..."
    TSODRANO

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 Před měsícem

    Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Miarisoa @fampianaranao tompoko, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny Tompo 😇

  • @marysemauran7471
    @marysemauran7471 Před měsícem

    Misaotra tompoko fa mety tsara !
    Ankoatry ny lesona omenao dia tena tsara koa ny fanontaniana apetrakao, manontany raha azo tsara ny tantara momban'ny ... Luc, Matthieu.... Fisaorana tompoko O !
    Aty moa lavitra. Nosy Frantsay kely bilitiba ! 1500km lavitra ny Tahiti renivohitra. Izaho irery no gasy aty.... misy nosy kely 6 manodidina, ary dia tsisy gasy mihintsy.....
    Proviseur Lycée, mutés aty izahay mivady, vazaha frantsay ny vadiko . Fa na izany aza, gasy foana ny fiainako, ny fiananay....
    Ny ankizy lehibe daholo any France any....
    Ny mihaino ny mofonaina, sy toriteny no tena tiako satria - fitiavana an'i Jesosy - sady fianarana ihany koa.
    Dia misaotra indrindra re tompoko o! Mahereza ary ho tahian'i Tompo ho salama tsara, hahavita izay anirahany anao .
    Rehefa mba tonga manao any aho indray andro dia mivily kely miarahaba anao
    Bà bestaka ary o !

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    HAFATRA
    Fitarihana: Ohabolana
    1. AMPANDEHANIN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY FAHENDRENY IANAO (17-18)
    Fahendrena (tolo-tsaina) no fiarovana an'i Solomona sy ny fanjakany.
    *Olona mihaino ny tenany, mihaino ny manodidina. #Samy ho faty ihany (henoy Izy, henoin'ny olona; mandehana amin'ny falehan'ny olona; ataovy ny fanaon'ny olona).
    ANTSO: Tsarovy fa manan-ko lazaina aminao mandrakariva ny Tompo. Henoy Izy, raiso izay atorony anao. Mandehana am-pahendrena fa fiarovana ho anao izany.
    2. OMEN'ANDRIAMANITRA TOKY IANAO (19-21)
    Aza matahotra, aza manahy, aza miherikerika.
    * Ny fanaovana ireo fiantohana samihafa dia mampandry ivohon'ny vato ny olona. Efa milamina tokoa.