Indro ange tazano ty tovolahy toa efa mamo Toa mandroaroa fijery, toa miteny irery Niezaka hampiharina ny tena Nefa impiry hita mivembena Nilaozan-tiana ka nangina e Oriory, nisotro sy nigoka Ka mamo koa ny fony (x2) Tovolahy tsy mba mpisotro firy O, niova izy ankehitriny Tsy maontimaontina toy lay fahiny e Pinara sisa fanafody, fa kalakely lasana tsy nody Marary izy e, dia tsy ho avotra intsony ve ? Oriory, nisotro sy nigoka Ka mamo koa ny fony (x2) Gitara solo... Oriory, nisotro sy nigoka Ka mamo koa ny fony (x2) Tavoahangy botakely, io indray nanjary toa tantely Hanadinoana an'ilay anjely kely Pinara sisa fanafody, fa ilay tiany lasana tsy nody Marary izy e, dia ho arianareo tokoa ve ? Oriory, nisotro sy nigoka Ka mamo koa ny fony Katry koa ny fony ho'aho
Indro ange tazano ty tovolahy toa efa mamo
Toa mandroaroa fijery, toa miteny irery
Niezaka hampiharina ny tena
Nefa impiry hita mivembena
Nilaozan-tiana ka nangina e
Oriory, nisotro sy nigoka
Ka mamo koa ny fony (x2)
Tovolahy tsy mba mpisotro firy
O, niova izy ankehitriny
Tsy maontimaontina toy lay fahiny e
Pinara sisa fanafody, fa kalakely lasana tsy nody
Marary izy e, dia tsy ho avotra intsony ve ?
Oriory, nisotro sy nigoka
Ka mamo koa ny fony (x2)
Gitara solo...
Oriory, nisotro sy nigoka
Ka mamo koa ny fony (x2)
Tavoahangy botakely, io indray nanjary toa tantely
Hanadinoana an'ilay anjely kely
Pinara sisa fanafody, fa ilay tiany lasana tsy nody
Marary izy e, dia ho arianareo tokoa ve ?
Oriory, nisotro sy nigoka
Ka mamo koa ny fony
Katry koa ny fony ho'aho
Quelle beau solo!!❤❤❤
Quel solo!!! 🎸
Tiako be le mozika ❤❤❤
tiko b ty hira ty 😍😍😍
Reveko oooh😘😘😘💕💕
Zan ka tena rock gasy 👍🏾
nisotro sy nigoka ka mamo koa ny fony e! tovolahy ts mba mpisotro firy niova izy anketriny pinara sisa fanafody
Tandremo zany zala ah
Tsy manalaalahelo ny toka eg
Tiko lotra merci eric
Milay ben a! de misaotra ny mpandefa ihany koa nizara ny kanto.
tovolahy toakalahy😞😟😭
hahatsiarovana ny adolatsento ty, tsy maintsy atao foana rehefa manao karaoke , anaty revy foana
2021 Mbola miheno foana an
surrrrr m'lay
ho ela velona ny ROCK Malagasy IEEE. °°°°°°°°°ROCK MANDRAK YZAY°°°°°°°°°°
Tikobe le vazo merci Éric
Tonokalon'i Rado izy ity!!!!
Merci Ra Eric !
M..tu dégagé si tu aime pas Jah..m. revy il fa tsy ditra..baba
miresaka mihintsy vazonao zoky ERIC , misaotra
rado zany, georges andriamanantena
❤
Des fois il faut les comprendre
rock fona e,mlay
Hendrix be le intro
Tiko an!
lAHARANA FAHA ???? NY SEHO SEHATRA 06/06/2016
ory ory be ....
mbola milay ise Raeric rrespect
sur eee!!!
merci
Hatsiarovako olona iray izay ity hira ity !
Lalao Ravalison
cc, ahoana?
Andrianasolo Randrianarijaona
milay ee
pinara no sisa fanafody, fa ilay tiany efa lasa
Gasy ka tsara e
pinar sisa fanafody aiiiiiii
Y pas copie ry lery e ...bis e