Mba tantanonao ry Raiko - Erick Manana

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 10. 2011
  • Hudba

Komentáře • 58

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Před rokem +3

    Mitantana n'y diako n'y Raiko. Mifoha n'y tsikin'ny Maraina. Tena Tia n'y Tompo. Manolotra hery hampijoro s'y manasitrana fery s'y ratra ao am- po. Amen

  • @Hery.Mosesy
    @Hery.Mosesy Před 2 lety +6

    MBA TANTANONAO, RY RAIKO!
    Mba tantanonao, ry Raiko
    izato lalan-janakao
    Ny mifidy toa tsy haiko
    fa maniry indrindra Anao
    Hitanao ny adin-tsaina
    mitambesatra ao an-doha
    'Zany tsikin’ny maraina
    toa ela vao hifoha
    Moa ho diso ny safidiko
    raha mandroso ka mankao
    Sa ity làla-nofinidiko
    dia tsy ilay voasoritrao
    Tanteraho ny faniriako
    O ry Tompo tena tia
    Fa ity zavatra iriko
    masina amiko ho doria
    Nefa raha tsy izay no didy
    namboarinao ho ahy
    Amboary ny safidy
    sy ny ratrako am-panahy
    Atolorinao ny hery
    hampijoro izay nikoa
    Ka sitranonao ny fery
    sy ny ratrako ao am-po
    RADO (Georges ANDRIAMANANTENA)
    Ao anaty Fihirana Fanampiny 46, FF46.

  • @ravolanjarasoaleonora1889

    Amboary ny safidy s'y n'y ratrako am-panahy ❤

  • @tanjonarz9738
    @tanjonarz9738 Před 8 lety +8

    Manome courage ireo artiste Malagasy miventso hira fiderana

  • @shalckeniave3568
    @shalckeniave3568 Před 11 lety +5

    Merci Eric Manana , tena mamelombelom-mpanahy indrindra fa aty an-tany lavitra, merci eh

  • @reneedebonneviedepogniat7917

    Profondeur et amour : telle est la spiritualité malgache MERCI Erick🙏🏽👌🏾👍👍👍👍👍👍❤️🇲🇬

  • @njivarabetokotany3206
    @njivarabetokotany3206 Před 10 lety +2

    Tanterao ny faniriako, ô ry Tompo tena tia
    Fa ity zavatra iriko, masina amiko doria...
    Vavaka an-kira, nefa A/tra anie anamboatra ny lalako raha toa ka sanatria ka diso ny safidiko sy ny lala-nofinidiko

  • @jacorodin29
    @jacorodin29 Před 7 měsíci

    Tsara loatra, hirako rehefa mandeha voyage Mantasoa😍😍😍😍😍😍

  • @TheGeorgette1954
    @TheGeorgette1954 Před 12 lety +3

    Makasitraka aho Mr Erick Manana
    Misaotra betsaka nizara any ity aminay.....

  • @daddyfano
    @daddyfano Před 10 lety +1

    tsy misy hafa tsy IZY irery iany no manondro izay lalana tokony aleha. Ny fikasana mantsy dia mijanona ho an'ny zanak'olombelona fa ny fanatanterahana anazy kosa dia mijanona ho adidin'TOMPO.
    Satria zy ihany no mahalala izay mahatsara ny olona tsirairay avy...

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Před 2 měsíci

    Hifoha ny tsikin' ny maraina rehefa tantanan' ny Ray be fitia.❤🙏

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Před rokem +1

    Mankasitraka E. Manana. Mihaino vavaka ny Ray. :-)

  • @nanjasariakanoellaandriana4180

    tsarab le anaovan azy...maptoman mitsy ndraindrai...tantano Jesosy n lalan janakao.Tsy ainay mifidy ka sao diso lalan.Amen

  • @bouteillerlaurent875
    @bouteillerlaurent875 Před 10 lety +10

    Cet artiste est exceptionnel. J'aimerai le faire venir en Nouvelle Calédonie.

  • @ralambosata6747
    @ralambosata6747 Před 12 lety +2

    Aza adino mihintsy ny hira fiderana e!! merci an!!

  • @mbotiminageraldi6946
    @mbotiminageraldi6946 Před 5 lety +1

    Eee misaotra eee ati antaninolona mba tantano ny lalan-janakao .te hodi eee

  • @safidytianatsiriniaina7611

    Tena tsara nanaovany azy💓

  • @lavorary
    @lavorary Před 11 lety +2

    Misaotra anao nampianatra!Ny soa atao ho levenam-bola!

  • @estilefoucu3906
    @estilefoucu3906 Před 2 lety

    Tena tsara ny hiranao, misaotra tompoko 👍👍👍

  • @ainamiora4159
    @ainamiora4159 Před 5 lety +1

    Manome courage be le hira aty antany lavitra aty

  • @ravolanjarasoaleonora1889

    Top 5 de mes chanteurs préférés. Merci beaucoup... Cette voix d'or accompagnée de la guitare ❤️

  • @MrWALTE24
    @MrWALTE24 Před 12 lety +1

    Hafa ihany ny feomangan'i Eric Manana Mamelombelona ny fanahy

  • @TheRAZAFIMBELO
    @TheRAZAFIMBELO Před 12 lety +3

    Tsara be ilay arrangement !!! misaotra betsaka!!!

  • @sahazarakotondraibe6699

    Tsara be misaotra Jesosy nanome talenta

  • @felanymamy3161
    @felanymamy3161 Před 6 lety +1

    Tsara loatra 💖😍🌞

  • @moustafaombre9756
    @moustafaombre9756 Před 10 lety +1

    misaotra fa tena mankehery...

  • @mahita58
    @mahita58 Před 12 lety +2

    misaotra é! Amen

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 Před 4 lety +1

    MBA tantaninao ryRAIKO zato lalanjanakao 🙏❤️🙏

  • @rasoamanandrayjocelyne8207

    Sublime ! Muuuah!

  • @bakolinirinafanjahortensia8054

    Anefa raha tsy izay no didy namboarinao ho ahy, amboary ny safidy sy ny ratrako ampanahy..... Tolorinao ny hery ampijoro izay mikoro, ka sitranonao ny fery sy ny ratrako ao am-po.

  • @randrizaka1703
    @randrizaka1703 Před 6 lety +1

    RADO na i GEORGE ANDRIAMANATENA no mpanoratra dia jereo ny asa sorany

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 9 měsíci

    Misaotra oh!

  • @rakotozanakajyarisoa5776
    @rakotozanakajyarisoa5776 Před 8 lety +1

    mba tantanonao ry Raiko, zato lalanjanakao

  • @cestrenelavao
    @cestrenelavao Před 11 lety

    Tsara kosa ranga!!!!!

  • @tsiryandriamisamanana5532

    Vavaka azo alaina tahaka!

  • @lavorary
    @lavorary Před 11 lety +1

    Mianara ihany teny malagasy e!

  • @user-tw6ih6ke3u
    @user-tw6ih6ke3u Před rokem

    mahafinaritra be ee

  • @titicocolove0
    @titicocolove0 Před 12 lety

    Tsara be!!

  • @lalainaramanoelina315
    @lalainaramanoelina315 Před 9 lety

    tsara e!

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Před 11 měsíci

    Amena.

  • @voahiranarasolo1100
    @voahiranarasolo1100 Před 11 lety +2

    je m'en fiche ,j' écoute ,et puis c'est tout!

  • @shalckeniave3568
    @shalckeniave3568 Před 11 lety +1

    Tsy hitanao ny idiran ny fiderana? fa aminao lay tompo dradradradrain'i Eric manana io iza? angamba ianao tsy Gasy tsy afaka mi comprendre ny teny Gasy

  • @burthvictoriengoeman6121

    MANKASITRAKA.

  • @Tovoarilala
    @Tovoarilala Před 11 lety

    Tena tsara.. otran misy ny tonin'io ao am fihirana anh

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle Před 12 lety +1

  • @Lambosy1
    @Lambosy1 Před 11 lety

    Iza no mba manana io tononkira an'izy io? Misaotra.

  • @shalckeniave3568
    @shalckeniave3568 Před 11 lety

    zaho manana ny tonon'io .

  • @ikotojaona3702
    @ikotojaona3702 Před 2 lety

    Mba mangataka vavaka aminao izay mahavovaky ity commentaire ity fa anaty adin-tsaina mafy dia mafy🙏😢

  • @jamesrak7997
    @jamesrak7997 Před 8 lety

    milay é

  • @elue7art
    @elue7art Před 11 lety +3

    AFAKA miditra foana ny fiderana aminy fotoana rehetra

  • @MrLaolo
    @MrLaolo Před 11 lety +1

    Ianao koa mbola mila mianatra teny Malagasy, "tanteraHo" no fiteny fa tsy "tanterao"

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 Před 3 lety

      Na la pont na le pont io rehefa azony olona ny tiany ho lazaina dia izay eeeh tsssss

  • @lavorary
    @lavorary Před 11 lety

    tsy hitako mintsy ze hidiran'ny fiderana @zany hira zany a

  • @lavorary
    @lavorary Před 11 lety +3

    Hira FANGATAHANA ity tompoko fa tsy hira fiderana :
    (Mba tantano,... tanterao ny faniriako,... ,amboary ny safidy,... Atolorinao ny hery,..).
    Saingy mbola misy ny olona tsy mahalala ny hevitrin'ny teny hoe "Fiderana" (manolotra dera ho an'Andriamanitra fa tsy
    mangataka ho an'ny tena) noho ny tsy fahaizana teny malagasy.atao aona fa zay le voageja e!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Před rokem +1

    Hiram- vavaka @ fihirana protestante ffpm. Tiako. Mihaino vavaka Andriamanitra Ray. Mankahery koa. Isaorana n'y Anarany Masina.