Denise - Mpihira

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise
    Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay niresaka tamin'azy momba ny tetikasa ho avy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é!
    Denise: / deniseofficiel
    SUBSCRIBE ➡️ / @vazahamitenygasy
    Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
    Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 5 euros maimaim-poana e ❤️
    App: taptapsend.one...
    FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
    💻 Facebook: / vazahamitenygasy
    📸 Instagram: / vazahamitenygasy
    🎵 Audio PODCAST 🎵
    🍎 Apple Podcasts: podcasts.apple...
    🎶 Spotify: open.spotify.c...
    🔊 Google Podcasts: podcasts.googl...

Komentáře • 11

  • @mioraramiliarison5137
    @mioraramiliarison5137 Před 10 měsíci +3

    Artistes anisan'ny tena tiako i Shyn s'y Denise. Mankasitraka foana e! ❤

  • @ihanjaandrea5783
    @ihanjaandrea5783 Před 10 měsíci

    Mah'fnartra eee, misaotra betsaka 'nareo et merci Denise.

  • @Vis_ion5
    @Vis_ion5 Před 7 měsíci

    Ny Zavatra mba Tiko ho hay zany hoe inona ny antony nianaranareo teny gasy?Inona nahatonganareo voasarika

  • @radoandrianomerakotonirain3747

    Sali sali aaaa

  • @ainahrzk7850
    @ainahrzk7850 Před 10 měsíci

    Mafinaritra be ny mahita an’i Denyz ouverte be otrzao 😇🥰 sady tena sans filtre tokoa

  • @ilaypodcast
    @ilaypodcast Před 7 měsíci

    Tsara be ny podcast!!! Manasa antsika rehetra ihany koa hihaino ny ilay podcast @ilaypodast

  • @untype3992
    @untype3992 Před 10 měsíci +2

    Ils ont un accent malgache plus malgache que les malgaches eux mêmes

    • @ainahrzk7850
      @ainahrzk7850 Před 10 měsíci

      You’re reaching 🤧💀

    • @untype3992
      @untype3992 Před 10 měsíci +2

      @@ainahrzk7850 😂 j'ai fait écouter leur vidéo à ma mère malgache, elle a été agréablement surprise, si on ferme les yeux on croirait vraiment entendre des malgaches de souche

  • @iseel1292
    @iseel1292 Před 10 měsíci

    Sambava Antalaha Vohemar Andapa🙂

  • @Radonathan
    @Radonathan Před 10 měsíci

    Ay ve ato misy ilay version lava be toa izao?