Yaël - Marine Corps (Miaramila)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 09. 2023
  • Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yaël
    Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny traikefa sy ny sedra rehetra aterak’izany. Mahafinaritra ny miresaka aminy, fa dia ndao ary mijery sy mihaino an'ilay podcast androany!
    Yaël: / iyaelmorgan
    SUBSCRIBE ➡️ / @vazahamitenygasy
    Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
    Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️
    App: taptapsend.onelink.me/Lrab/po...
    FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
    💻 Facebook: / vazahamitenygasy
    📸 Instagram: / vazahamitenygasy
    🎵 Audio PODCAST 🎵
    🍎 Apple Podcasts: podcasts.apple.com/us/podcast...
    🎶 Spotify: open.spotify.com/show/45qO1JF...
    🔊 Google Podcasts: podcasts.google.com/feed/aHR0...

Komentáře • 16

  • @frtm06
    @frtm06 Před měsícem

    Mahafinaritra mihaino azy, naturelle be izy amin’ny fomba firesany, tsy mistyle, tsy manova fomba fiteny.

  • @isabellarazanamamonjy633
    @isabellarazanamamonjy633 Před 10 měsíci +1

    Mankasitraka vazaha miteny gasy a .milay nareo 👍👍👍
    Mankasitraka Yaël . mahafinaritra ianao . mirary SOA kia

  • @liliarosinettefenolaza9269
    @liliarosinettefenolaza9269 Před 8 měsíci

    Merci anareo mtsam de merci koa amn Yaël fa worth hearing be le podcast Naro tegna merci beaucoup 🙏

  • @sandrinerasolo326
    @sandrinerasolo326 Před 10 měsíci

    Misaotra indrindra Yaël. Tena mafinaritra ny fomba fisainanao sy ny toetranao. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra. 🥰🥰
    Misaotra ho an ny vazah miteny gasy iany koa nizara.
    Mankasitraka 👍

  • @user-uj2ei4kg8r
    @user-uj2ei4kg8r Před 9 měsíci

    Mafinaritra be, afaka atao modely ilay fotompisainan'i Yaël, positive be,

  • @Ulrich15
    @Ulrich15 Před 10 měsíci

    Nahaliana ny resaka, mankasitraka !

  • @user-oj1ks7oz5u
    @user-oj1ks7oz5u Před 10 měsíci

    Mankasitraka nizara eee!
    Manja be ilay marine !

  • @andriamasyraherivololona384
    @andriamasyraherivololona384 Před 10 měsíci

    Marina zany,Gasy foana e!👍🏼

  • @user-oi9lj7ln9r
    @user-oi9lj7ln9r Před 10 měsíci

    Makasitraka misy gasy Marine

  • @marenaalice9271
    @marenaalice9271 Před 10 měsíci

    Misaotra nareo Mitsam nanasa azy dia misaotra Yaël nizara

  • @sehenoandrianarimanana2288
    @sehenoandrianarimanana2288 Před 9 měsíci

    Tiako be ,je t'admire beaucoup
    Sady efa manaraka ao Facebook ihany.😊😊
    Karana gasy manja be 😅.

  • @harenabadigarazafindrakoto6734

    hay ve Yael mahay miteny malagasy be mihintsy, mahafinaritra dia mirary soa, misaotra anareo roa lay koa amin'ilay podcast ee

  • @HeryTovo
    @HeryTovo Před 7 měsíci

    'Ty podcast ity no tsara indrindra hitako atreto :) Misaotra tompoko

  • @nalytafikarilalaramananaiv4247

    Tsara ry zareo a. Mankasitraka.

  • @tojoramanantsoa3082
    @tojoramanantsoa3082 Před 10 měsíci

    Misaotra betsaka ny vazaha miteny gasy sy ny vahiny. Tena mahavariana be ity video ity ary mampianatra zavatra maro sy mampahery. Tsara ilay fotompisainanareo 3 mihintsy. Mankasitraka dia mirary soa anareo

  • @nalytafikarilalaramananaiv4247

    5.8 feet = 1.76 m