14 FEON'IFIALOFANA Tiako Ianao

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024

Komentáře • 13

  • @rahanjaveromanitraomega9350
    @rahanjaveromanitraomega9350 Před 10 měsíci

    Sambatra aho manana anao Jesosy malala, Tompo sy Mpamonjiko, Tikoa loatra ianao

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 Před 3 měsíci

    Mbola mankafy hatrany @zao 2024 ❤❤ mankasitraka feno Tompoko

  • @irinanyaina4905
    @irinanyaina4905 Před rokem

    Tsara be ilay hira,mahazo nyfo.

  • @valalanoula2273
    @valalanoula2273 Před 7 lety

    Mahatsiaro an i bebenay mivavaka tao niarak taminy ny tenako . Na dia aty an tany lavitra ary zahay dia mahatsiaro anreo foana. Tena nivoatra be . Tohizo fa tena tsara , ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘

  • @francoiserasoloarisoa6502

    Tohizo mandrakariva ary aza kivy mihintsy na inona na inona mitranga ,fa tsara loatra zay nataonareo Feon Ifialofana hatraminizay ka hatraminizao .Ary mbola ho tsara foana hatrany ny hoavy rehetra. MISAOTRA E.

  • @barivolarakotohariniaina492

    Deraina sy ankalaizaina enao Tompo fa tsara sy mandrakizay ny famindram-ponao!

  • @randriamananjaramamyfitiav1443

    mankasitraka an'Tonton Fidy e, tsara be...

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 Před 3 lety

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙💞💞💝💝💝💝💙❣❣♥️🧡💜💏💕💖

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 Před 7 lety

    Mahereza daoly fa tsara e!

  • @heryhmanantena1087
    @heryhmanantena1087 Před 8 lety

    MAKASITRAKA TOMPOKO FA TSARA E ! Isaoratsika Jesosy

  • @zoerazan.8493
    @zoerazan.8493 Před 7 lety

    Misaotra eh!