MOFONAINA 24 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 3. 08. 2024
  • MOFONAINA ALATSINAINY 24 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    ===========
    FANDAHARANA
    Sal 130
    Hira 14 (O ry tany rehetra...)
    Vavaka
    Hira 357/3 ( Ry mpanota henoy izao)
    SM :Sal 121
    Hira 480/1(Mamin'ny foko ry Jesoa o)
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    Hira HF 34/1(Tompo malala o)
    Tsodrano
    ===========
    HAFATRA
    Salamo 121,8
    Fiarovana mamakivaky ny làlana (Mivoaka na miditra)
    Ohatra: Zanak'Israely namakivaky ny Tany efitra 40 taona niaraka tami'nny andry afo sy ny andry rahona.
    Ohatra miiba: Ny fomban'ny fakana fiarovana raha handeha lavitra...
    Fiarovana mamakivaky ny fotoana (hatramin'izao ka ho mandrakizay)
    Jehovah: tsy miova sy maharitra.
    Ny zava-mitranga mety miova fa IZY tsy miova.
    Ny famantaran'andro no miodina fa ny Tompo manatrika lalandava.
    Ny olona no miteny mandra-pihaona fa Izy tsy manao veloma anao na iray minitra aza.
    Fampiharana
    Manomboka izao dia mariho ao amin'ny firaketanao ireo trangan-javatra nahatsapanao ny fahamarinan'izao Salamo 121,8 izao.
    Manomboka izao, omeo toky ny saro-tahotry ny zava-misy sy be fanahina ny amin'ny ho avy fa misy ny Salamo 121,8 ary tsy mamitaka ny Tompo. Ny matoky no anjarantsika.
    ========
    VAVAKA
    Vavaka ho an'ireo marefo sy mandalo ady sarotra mba hatoky ny fiasan'ny Teny Fikasan'ny Salamo 121,8.
    Tontolon'ny asa
    Tontolon'ny fianakaviana
    Tontolon'ny zanaka
    Tontolon'ny fanapahan-kevitra
    Tontolon'ny firenena
    Tontolon'ny mpandeha an'habakabaka sy an-tanety
    Tontolon'ny fiangonana
    Tontolon'ny ara-panahin'ny vahoakan'Andriamanitra
    ============
    00:00 Lohateny
    00:10 Fiderana Sal 130
    03:04 Soratra Masina Sal 121
    04:17 Hafatra
    13:17 Vavaka
    17:49 Tsodrano

Komentáře • 4

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 Před měsícem

    IARO ahy sy ny ankohonanako mandrakizay JESOA ,na mivoka na miditra 🙏 Mankasitraka Pasteur Miarisoa @fampianaranao , anombohana izao herinandro vaovao izao ,ny Fanahimasin'iTompo itoetra ao aminao sy ny ankohonanao lalandava tompoko 😇

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb