Eny Ambanivohitra Zandry Gasy Lamozika net

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 8. 09. 2012
  • Hudba

Komentáře • 17

  • @kidgaster
    @kidgaster Před 2 lety +17

    Eny ambanivohitr’eny lahy ô !
    Lohasaha,
    lohasaha
    izay mitomandavana,
    Toa mangina ho'aho,
    toa mangina,
    mangina sady tony e !
    Alokalofan'ny,
    alokalofan'ny
    Havoana...
    havoana tsy hita fetra.
    . . . . . . . . . .
    . . . . . . . . . .
    . . . . . . . . . .
    Eny ambanivohitr'eny lahy ô !
    Lohasaha,
    lohasaha
    izay mitomandavana,
    Toa mangina ho'aho,
    toa mangina,
    mangina sady tony e !
    Alokalofan'ny,
    alokalofan'ny
    Havoana...
    havoana tsy hita fetra
    . . . . . . . . . . . .
    . . . . . . . . . . .
    . . . . . . . . .
    Herezo ny dia re razandry
    Fa i Neny e,
    fa i Neny anie
    dia efa sasa-miandry
    Mahereza ho'aho,
    Afindrafindrao izany tongotra
    Fa maika hody,
    fa maika hody,
    ery...
    ery ambanivohitra

  • @celineandrea8451
    @celineandrea8451 Před 2 lety +5

    ndriiih, tiko be ity hira ity, hahatsiarovako ny any aminay sy ny eo anilany dada sy neny

  • @harymanohisoa3203
    @harymanohisoa3203 Před 3 lety +5

    Tsara be😍❤️🤩🇲🇬🇲🇬

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 Před měsícem

    Mampitomany 😥😥😥😥❤️❤️❤️

  • @user-ym2sc8wg3t
    @user-ym2sc8wg3t Před 2 měsíci

    Herezo ny dia re razandry fa i neny anie ka efa sasamiandry
    Afindrafindrao izany tongotra
    Fa maika hody ery ambanivohitra

  • @rakzorihe
    @rakzorihe Před 2 měsíci

    Tsara sady malagasy tsara🇲🇬😢🥲🥲

  • @andriniainarakotomanga3499

    pour ma petite princesse

  • @kantofifalianarandriamarom5225

    Tiako loatra 🥰🥰🥰

  • @andryjohnson3309
    @andryjohnson3309 Před rokem

    Vous êtes bons les gars

  • @irinnaandrianarijaona8013
    @irinnaandrianarijaona8013 Před 4 měsíci

    VICTOIRE. RASOAMANARIVO. MISAOTRA. O TSARA. NY HIRA ..

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa1399 Před 7 měsíci

    ❤❤❤❤

  • @mireillejulierajao7825

    ❤❤❤❤❤😢

  • @fenosoaramilison-kw2eb

    Zarah

  • @solangejamilahalnoor6822

    Mankasitraka

  • @andriarondro6161
    @andriarondro6161 Před 3 lety +2

    Tiko be

  • @nofyheryrazanakoto71
    @nofyheryrazanakoto71 Před 6 měsíci

    Tsara sy lafatra ery

  • @herysandrianarimalala156

    ❤️❤️