Michael RAMARIVELO
Michael RAMARIVELO
  • 1
  • 181 965
Eny Ambanivohitra Zandry Gasy Lamozika net
Eny Ambanivohitra Zandry Gasy Lamozika net
zhlédnutí: 182 393

Video

Komentáře

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 Před 2 měsíci

    Mampitomany 😥😥😥😥❤️❤️❤️

  • @user-ym2sc8wg3t
    @user-ym2sc8wg3t Před 3 měsíci

    Herezo ny dia re razandry fa i neny anie ka efa sasamiandry Afindrafindrao izany tongotra Fa maika hody ery ambanivohitra

  • @rakzorihe
    @rakzorihe Před 4 měsíci

    Tsara sady malagasy tsara🇲🇬😢🥲🥲

  • @irinnaandrianarijaona8013
    @irinnaandrianarijaona8013 Před 5 měsíci

    VICTOIRE. RASOAMANARIVO. MISAOTRA. O TSARA. NY HIRA ..

  • @nofyheryrazanakoto71
    @nofyheryrazanakoto71 Před 7 měsíci

    Tsara sy lafatra ery

  • @nanjaranarimahefa1399
    @nanjaranarimahefa1399 Před 8 měsíci

    ❤❤❤❤

  • @andryjohnson3309
    @andryjohnson3309 Před rokem

    Vous êtes bons les gars

  • @mireillejulierajao7825

    ❤❤❤❤❤😢

  • @fenosoaramilison-kw2eb

    Zarah

  • @solangejamilahalnoor6822

    Mankasitraka

  • @herysandrianarimalala156

    ❤️❤️

  • @kantofifalianarandriamarom5225

    Tiako loatra 🥰🥰🥰

  • @celineandrea8451
    @celineandrea8451 Před 2 lety

    ndriiih, tiko be ity hira ity, hahatsiarovako ny any aminay sy ny eo anilany dada sy neny

  • @kidgaster
    @kidgaster Před 2 lety

    Eny ambanivohitr’eny lahy ô ! Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana, Toa mangina ho'aho, toa mangina, mangina sady tony e ! Alokalofan'ny, alokalofan'ny Havoana... havoana tsy hita fetra. . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . Eny ambanivohitr'eny lahy ô ! Lohasaha, lohasaha izay mitomandavana, Toa mangina ho'aho, toa mangina, mangina sady tony e ! Alokalofan'ny, alokalofan'ny Havoana... havoana tsy hita fetra . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . Herezo ny dia re razandry Fa i Neny e, fa i Neny anie dia efa sasa-miandry Mahereza ho'aho, Afindrafindrao izany tongotra Fa maika hody, fa maika hody, ery... ery ambanivohitra

  • @andriniainarakotomanga3499

    pour ma petite princesse

  • @andriarondro6161
    @andriarondro6161 Před 3 lety

    Tiko be

  • @harymanohisoa3203
    @harymanohisoa3203 Před 4 lety

    Tsara be😍❤️🤩🇲🇬🇲🇬