MISY FARANY (Tantara lava Record FM)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 21. 08. 2024
  • Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
    Tantara gasy

Komentáře • 16

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr Před měsícem +4

    Misaotra nizara ôooh ❤❤

  • @julianatinah3467
    @julianatinah3467 Před měsícem +1

    Misaotra betsaka e! Tena misy hisainana ilay tantara ❤

  • @r.louisette8468
    @r.louisette8468 Před 19 dny

    Misaotra nizara

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před měsícem +3

    Tsy maintsy misy farany daholo ny zavatra rehetra 😊.
    Henjana zany , ny vady ihany no mamporisika ny vadiny hivarotena noho ny tsy fananana .

  • @rovasoa
    @rovasoa Před měsícem +1

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @user-sn5gt3of7z
    @user-sn5gt3of7z Před měsícem +2

    Misaotra ny mpilalao..nizara ny tsara hatrany matetika moa dia fiainana iainatsika andavanandro...mirary fankaherezana hoantsika raha toa ka anaty ny ady sarotra

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr Před měsícem +1

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Před měsícem +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤🎉❤

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala Před měsícem

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @user-ut1xs6hj9y
    @user-ut1xs6hj9y Před měsícem +1

    ❤❤❤❤❤❤

  • @MaryManiela
    @MaryManiela Před měsícem +1

    Mankasitraka oo

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Před měsícem +1

    Ratsy fo iray trano.

  • @alrwparis7566
    @alrwparis7566 Před měsícem +1

    👏🏼👏🏼👏🏼✍🏽✍🏽✍🏽👍🏽👍🏽👍🏽👍🏽🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ny Tohiny rè👂🏼👂🏼👂🏼🎧🎧🎧Ny hatao no miverina ry Nirina😢

  • @RaharisoaPerpetue
    @RaharisoaPerpetue Před měsícem +1

    Mankasitrak indrindra tompoko
    Fa misy hisainana ❤❤❤❤

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 Před měsícem

    N'y tody tsy misy fa n'y natao nareo no naverin Andriamanitra nareo 😂😂 misaotra betsaka nizara tompoko

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto Před měsícem

    Misaotra nizara