- 612
- 1 578 634
D-aly
Registrace 5. 09. 2015
Tantara mitohy ve? Ao amin'ny playlists izy miavaka tsara, midirà ao dia maharaka tsara sady tsy tara mihitsy.
Mazotoa ary ô!
Mazotoa ary ô!
Ambodia mitafy hodi-janak'ondry 1 (Tantara mitohy MBS) Andro 3 - 4 - 5
Tantara malagasy mbola hitohy
Tantara gasy
Tantara gasy
zhlédnutí: 879
Video
Ambodia mitafy hodi-janak'ondry 1 (Tantara mitohy MBS) Andro 1 - 2
zhlédnutí 838Před 19 hodinami
Tantara malagasy mbola hitohy Tantara gasy
MAMBOLY VOLA (Tantara lava RDB)
zhlédnutí 14KPřed 14 hodinami
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino Niainga avy amin'ny tantara tena nisy
NANDRAFOZANA (Tantara lava Record FM)
zhlédnutí 6KPřed 14 hodinami
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
MPIVAROTENA (Tantara lava RNA)
zhlédnutí 6KPřed 14 hodinami
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
Nandrafozana (Tantara mitohy Record FM) Andro 5 - 6
zhlédnutí 974Před 16 hodinami
Tantara gasyTantara mitohy malagasy, andro farany
Nandrafozana (Tantara mitohy Record FM) Andro 3 - 4
zhlédnutí 1,6KPřed 16 hodinami
Tantara gasy Tantara malagasy mbola hitohy
Nandrafozana (Tantara mitohy Record FM) Andro 1 - 2
zhlédnutí 3,7KPřed 16 hodinami
Tantara gasy Tantara malagasy mbola hitohy Tantara gasy
TANDRA VADIN-KODITRA (Tantara lava Record FM)
zhlédnutí 12KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
HÔTELIN'NY MATY (Tantara lava RDB)
zhlédnutí 20KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
SAIKA HAFOY (Tantara lava RNA)
zhlédnutí 4,8KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
NY HANONGOTSONGONA NY MATY (Tantara la record FM)
zhlédnutí 2,1KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
VALIFATIN'NY MATY (Tantara lava RDB)
zhlédnutí 2KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
ILAY ANJELY MISY RAMBONY (Tantara lava MBS)
zhlédnutí 11KPřed dnem
Tantara gasy Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
Ilay anjely misy rambony (Tantara mitohy MBS) Andro 5
zhlédnutí 994Před dnem
Tantara mitohy malagasy, andro farany Tantara gasy
Ilay anjely misy rambony (Tantara mitohy MBS) Andro 3 - 4
zhlédnutí 1,7KPřed dnem
Ilay anjely misy rambony (Tantara mitohy MBS) Andro 3 - 4
Ilay anjely misy rambony (Tantara mitohy MBS) Andro 1 - 2
zhlédnutí 3,9KPřed 14 dny
Ilay anjely misy rambony (Tantara mitohy MBS) Andro 1 - 2
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 2 (Tantara lava MBS)
zhlédnutí 4,3KPřed 14 dny
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 2 (Tantara lava MBS)
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 1 (Tantara lava MBS)
zhlédnutí 4,1KPřed 14 dny
MIZAKA NY TSY ERAN'NY AINA 1 (Tantara lava MBS)
ASAN'NY MAIZINA Andiany faharoa (Tantara lava RDB) [2]
zhlédnutí 7KPřed 21 dnem
ASAN'NY MAIZINA Andiany faharoa (Tantara lava RDB) [2]
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 11 - 12
zhlédnutí 1,8KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 11 - 12
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 9 - 10
zhlédnutí 2,9KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 9 - 10
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 7 - 8
zhlédnutí 3,3KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [2] (Tantara mitohy RDB) Andro 7 - 8
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 5 - 6
zhlédnutí 1,9KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 5 - 6
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 3 - 4
zhlédnutí 1,6KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 3 - 4
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 1 - 2
zhlédnutí 2KPřed 21 dnem
Asan'ny maizina andiany faharoa [1] (Tantara mitohy RDB) Andro 1 - 2
Misaotra nizara
Misaotra betsaka nizar oooh ❤❤❤❤🙏🙏
trarA
Misaotra betsaka nizar oooh ❤❤❤❤
Misaotra nizara
Tokony mba misy fizarana faha 2 KOsa E 😢😢 las tss fiafarany Ilay tantara
Tantara tena misy na tsy mampino aza. Mahatalanjona fa misy olombelona malagasy manana toetran'amboamaty toa io tantaraina io.
Misaotra nizara ôo ❤❤
😂😂😂
Izany ka tantara
Dondrona be daoly ozy ny olona…ndriiii, refa tsy am toerana de maita lazaina fona. Fitiavana ny azy. Nilatsaka ny ranomasoko miaino lay tantara 😢
Mankasitrak tompoko merci nizara ❤
Tena tsara loatra le tantara 😋
Fanaoko hatrizay ny mihaino tantara ahazoako torimaso, saingy ity ny tantara tsy nampahita tory ahy voalohany. Liana loatra.
Tena ny havana ihn no mamono tena tsapako lay iz aki ry twisty a😢😢
Tsara be ilay tantara fa mankasitraka ooo. Ny havana tena misy manandevo mihitsy :(. Resa-bola foana vao hita.
Vendrana be le tsitsy . Mba marina mafy
Mampy te anopa be le reny matim-bola tssss masostay be
Mankarary fo be le tantara . Betsaka ny Ray aman-dreny ohatrany zany
Le Fidy ko aloh tena tsy vanona,
zava-misy matoa nosoratan'ny mpanoratra, aza variana manome tsiny fa tena misy anie ny miaritra toy izao e, ny fitiavana ny fianakaviana ihany anefa
Tena hoe mankarary fo be le izy
Iza ko ary no mba nanoratra an'itony tantara itony!
Mahatsiaro votsindrona agamba ianao Dia tsy mahazaka
Zaha tegna tiako ny mihaino ny tantara, ary mahavita mihaino tantara 2 na 3 isanandro, fa tantara araiky ty une semaine mbola tsy tapitry satria otrany tezitra aho, tegna srx mankasitraka fa misy lesona azo raisina
Mankaleo be tsitsi 😩😩😩
Pozina mintsy !
Tena fianakavina tsy misy ilaina azy !
Misaotra tompoko🙏🙏
Misaotra fa tsara ilay tantara ❤❤❤
mbola vao 25 minute aho efa tsiravina tsssss mahalala havana manao an'izany mihintsy aho manirikiry
Ndriii tsapako lotra ❤😢
aokanareo kosa ranga Cédric a 🤣😂
Trop bon trop con... naïve loatra ilay Tsihoarana
Merci beaucoup nizara ❤
Misotra e ❤
Tena misy havana manao hotrizao zaza misy zao
😢
Manorisory be ilay tantara
Misaotra betsaka fa tena tsara ilay tantara...fa saika Tara loatra ny fanapahankevitra ...mankasitraka e 👍💖
Trop be le tantara tena misy havana raha misy patsa nefa ta izy mbola mpianatra aratsiana sy ambaniana.
Tsapako 😢😢😢 tena mafy lay izy
Misaotra betsaka azahoana anatra😢😢😢
Tena molle be loatra ilay Tsitsi, mankaleo be ilay tantara.
Maha ontsa s'y mahatezitra 😢😢
😢
Tsy nisy farany
Merci. Ilay Myriam ve mbola tsy dispo?
Vao mihaino mihitsy fa mandreraka be maheno olona vendrana be ohatran'izany Raha za manokana vao t@ nahilika t@ fitaizana dia efa afoiko mandrakizay na ray tampoha amiko aza🙄🙄🙄🙄
Tsy de tiko lotra le tantara satry trop lotra le faharatsian tsaina s'y fitiavambola le izy mianaka kan
Izao anefa ihainan'ny 75% ny zanaka indrindra zanaka mipetraka ivelany
😢😢 ndrii tena mafy