Fihirana fanampiny 30 Fo mitambatra

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 23. 06. 2018
  • Genesisy 2: 18, 21, 22
    Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy, dia hanaovako vady sahaza ho azy izy. Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy, ka nentiny tany amin-dralehilahy.

Komentáře •