FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 30 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
Vložit
- čas přidán 3. 08. 2024
- FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 30 JONA 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
fjkmisotryfitiavana.org/vaova...
Fametrahana ara-pombam-piangonana ireo Mpiandraikitra sy Mpandini-bola
===================
FANDAHARANA
Sal 18.1-2
18
170.4
231.1-3
537.1
F2
307
645
F33
759.1
205
Isaia 43. 1-7
Jaona 18. 1-11
Joda 24-25
476.3-4
480.3
753
===================
00:00 Fidirana
00:51 Tsanta
14:18 Fanombohana
29:36 Tsanta
33:41 Fanentanana
37:04 Fotoanan'ny ankizy sy tanora
51:31 Toriteny
01:11:59 Fametrahana ara-pombam-piangonana ireo Mpiandraikitra sy Mpandini-bola
01:47:19 Tsodrano
Finaritra tompoko,
Misaotra an'Andriamanitra lehibe Amen!
Voninahitra anie hoe Azy omaly, sy anio ary mandrakizay Amen!
HoAZY irery ihany hatrin'ny taloha ka homandrakizay ny voninahitra 👏
Sal 18.1-2
18
170.4
231.1-3
537.1
F2
307
645
F33
759.1
205
Isaia 43. 1-7
Jaona 18. 1-11
Joda 24-25
476.3-4
480.3
753
Finaritra tompoko ,
Misaotra an'Andriamanitra lehibe n'y @ teknolojia ahazahoana miaraka mivavaka, mankasitraka anareo koa manaiky ho mpiaramiasa @ Tompo @ fampitana n'y fotoana tompoko.
Fa mba misy hetaheta MBA ho fanatsarana :izahay aty ampita aty moa tsy misy fjkm ,Dia izao no hiarahana mivavaka 🙏🙏🙏,Dia sitrakay raha mba soratana n'y hita fa izahay tsy mahita tabilao hira no tsy manana programme.
Misaotra tompoko ,ho aminareo ny fiadanana , tahin'i JESOA
Finaritra tompoko,
Ireto ary tompoko ireo fandarahana (hira sy perikopa)
Ny hira tamin'ny rakitra no tsy itanao anatin'ny horonantsary.
Sal 18.1-2
18
170.4
231.1-3
537.1
F2
307
645
F33
759.1
205
Isaia 43. 1-7
Jaona 18. 1-11
Joda 24-25
476.3-4
480.3
753
@@FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb mankasitraka indrindra tompoko , tahin'i JESOA
tahin'i JESOA