Misaotra ny Mpamoron-kira fa hita fa avy amin'i Jesosy ny hira. Isaorana koa ny mpitsikera fa saingy tokony handinika ihany fa "matoky" no tena izy fa tena miova ny hevitry ny tononkira raha "mahatoky" no resahina.
"MaHAtoky"= digne ou méritant confiance. MATOKY = Avoir confiance!... Eto anefa dia ....mametraka ny fitokiana amin'ny Tompo JESOSY KRISTY na inona na inona mitranga no hiraina!...= J'AI CONFIANCE EN TOI SEIGNEUR JÉSUS CHRIST!...Noho izany, dia ....MATOKY no ampiasaina FA TSY MAhaTOKY!
Tena tiko lotra ty hira ty. Mihaino azy fona za isanandro. Mihaino hoy aho satria tena le clip kosa lo tsy de tsara e!!! le scénario tiko fa le milahadahatra pfff!!! Fa mankasitraka anareo de maniry ny soa rehetra ho anareo.
Misaotra ny Mpamoron-kira fa hita fa avy amin'i Jesosy ny hira. Isaorana koa ny mpitsikera fa saingy tokony handinika ihany fa "matoky" no tena izy fa tena miova ny hevitry ny tononkira raha "mahatoky" no resahina.
Tena tsara e! Mankasitra indrindra e
Tsara be ny hiranareo de
courage daolo , de coucou ho any Léonie sy ny mamany , mahafinaritra be !!!
Izaho Jesoa matoky Anao 😍😍.
Hafa mihintsy manana Azy.
Izaho Jesoa mahatoky ANao ;na dia tena tsy azoko mihintsy aza ny tiaNAO atao .IZAHO JESOA MAHATOKY ANAO
Raha misy zavatra miseho , izaho Jesoa mahatoky anao , tena mampahery
Zaho Jeso matoky Anao
Misaotra an'i Jesosy nanome à nareo. Allelloia.
Tres belle chanson. Merci beaucoup ❤
He,velona aho ka miana soa,miaraka aminao Jesoa de mitony sy milamina ny fo!!!!
Za jesosy matoky anao ❤️
Zaho Matoky anao Jesosiko♥️🙏
Izaho Jesoa mahatoky Anao 🙏🙏
Zaho Jesoa mahatoky Anao 🙏🙏
Izaho Jesoa matoky Anao!!!
Mampahery ahy loatra ty hira ty! Tsara loatra
Matoky Anao aho Jesoa aa
N'y adiko de adinao Jesosy, zaho d matok anao
Tiako be ity hira ity, voalazany avokoa ny tiako ambara am Jesosy. Zaho Jesosy matoky Anao
mankasitra
Izaho Jesoa tsy hiala Aminao....
'Zaho matoky Anao
Zaho n hiady Hou Jehovah f anareo kosa hangina
Zaho Jesoa Matoky Anao #Mandrakizay ❤
"HITOMBO LALANDAVA NY FIDERAKO ANAO SATRIA IZAHO MATOKY ANAO" :)
Izaho Jesoa matoky Anao 🙏
Za Jeso matoky Anao ❤️
za ho jesoa matoky anao! za ts miala aminao jesoa!
❤❤❤❤
te hitomany be aho zany
Mankasitra fa mampahery ny mihaino ny hiranareo.
Izaho Jesoa matoky anao.
Tena Tsara ilay Hira mambabo fo!mampahery anareo mpitory ny filazantsara e!Mahereza hatrany @asan'Ny Tompo
izaho mahatoky fa tsy matoky, miala tsiny amin'ilay fanitsiana kely!! tsara be ilay hira
"MaHAtoky"= digne ou méritant confiance. MATOKY = Avoir confiance!...
Eto anefa dia ....mametraka ny fitokiana amin'ny Tompo JESOSY KRISTY na inona na inona mitranga no hiraina!...= J'AI CONFIANCE EN TOI SEIGNEUR JÉSUS CHRIST!...Noho izany, dia ....MATOKY no ampiasaina FA TSY MAhaTOKY!
Matoky anao zao jesosy o!!!
Izaho matoky Anao Jesoa
Mankasitraka anareo rehetra zahay aty France.ho an Andriamanitra irery ny voninahitra
tena mampahery ahy ity hita ity,marina be ilay tononkira, misaotra NY KORAITA
T'ai jesoa
Izaho matoky anao🙏
Tena tiako e!Izany no tena hira
Sambatra zay olona matoky Anao Jesoa ...Tsara be ilay hira fa misaotra tompoko
Tsara daholo ny hiranareo fa tohizo
Ato am ponay foana
Izaho Jesoa matoky Anao an
Zaho Jeso matoky ANAO
Izaho Jesoa matoky Anao
zaho Jesoa matoky anao :)
Enao n hiady n adiko,.... Zaho Jeso matoky ANAO amen
tsara be ity hira ity
Tiako daholo midera an i JESOSY
Amen 🙏
tena tsara be ilay hira, tiako eryyyyyy
mankasitra oh :)
❤
Matoky anw zah Jesosy malala o
I Jesosy ihany no itokiko
Mankasitra eh
mambabo ny foko ilay hira
mahafinaritsa e tohizo leroa
Tena mampahery be ty hira ty
matoky aho #doria
Tiko be ty hira ty f mampahery manokana
tsara loatra
HI 18 READING
🎉rgnff tu canard😢😮😮😮😂😂
Tena tiko lotra ty hira ty. Mihaino azy fona za isanandro. Mihaino hoy aho satria tena le clip kosa lo tsy de tsara e!!! le scénario tiko fa le milahadahatra pfff!!! Fa mankasitraka anareo de maniry ny soa rehetra ho anareo.
Mankasitraka fa tiako ary mampahery ny hiranareo, koa mitomboa talenta mandrakariva @ fiderana ny Tompo
❤