Ora farany

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024
  • KT Ambatovinaky

Komentáře • 23

  • @manitrafandresena149
    @manitrafandresena149 Před 12 lety +1

    "Aoka samy hiambina daholo tokoa satria tsy fantatsika na ny ora na ny fotoana izay hiavin'i Jesoa Kristy Tompontsika. 'Zany tokoa aoka ny minitra sy segondram-pahavelomantsika entintsika hanompoana ny Tompo e!
    Tsara be le clip! Mankasitraka fa mampahery be!!!!

  • @rojompitiavanavalisoa367

    Merci bcp KT Ambatovinaky!! hira tiko indrindra!!!

  • @rohautmickael6496
    @rohautmickael6496 Před 8 lety

    FIADANANA!!!!aza variana amin ny fiainàna an tany,mandalo no mora lo ,fa aoka hibanjina ilay maharitra isan andro .
    Aoka ho tena handray an Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy,mba hahatsapantsika dieny ety izany fiainana mandrakizay .

  • @MsRamyo
    @MsRamyo Před 9 měsíci

    Tena misary ao andohako ny filanjana ny mamako hataoveloma farany ao amin'ny Toby.😢😢😮

  • @arlettevonjiarijaona6196

    Tsara ny midera ny Tompo e! Mahereza daholo e!

  • @balisamanorolalainaandriam9067

    Tsara loatra ity hira ity, mamporisika ny tsirairay hiomana sy hiambina fa ho avy tampoka Jesosy

  • @rakotojoelinahanitriniaina8192

    Mivavaha,miambena fa akaiky ny ora farany

  • @taminjanaharyarilanto
    @taminjanaharyarilanto Před 11 měsíci

    merci bcp,tena mampahery

  • @rindrasoarandriampeno993

    miambena mivavaha hoy NY tonokira sao dia ho tampokailay orafarany andao hiambin e!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 Před 7 lety +1

    Amen eny Amen!!

  • @sehenorasoa5286
    @sehenorasoa5286 Před 10 lety +1

    na ny introd-ny aza mampatahotra koa dia miambena mivavaha fa tsy fantatrao na ny andro na ny ora hiavian'ny Tompontsika

  • @valihmimi
    @valihmimi Před 11 lety

    tena marina zany . Jésus reviendra bientôt

  • @martineratsimbazafy4839

    💖💖💖

  • @38hari
    @38hari Před 9 lety

    Tena ora farany tokoa izao koa diniho ny tenantsika na mitoetra@ finoana na tsia

  • @rynahanthonyo8931
    @rynahanthonyo8931 Před 5 lety

    miambena mivavaha ,fa tsy fantratra ny ora sy fotoana hiavian'ny TOMPO

  • @mitianjanaharyramanitrasal3189

    Misaotra anareo re!

  • @rafanomezantsoahobison9931

    mila miambina tokoa fa tsy fantatra ny ora iavian ny tompo ,mila mivavaka mandrakariva

  • @faniryrazafimamonjy9855

    fisaorana lehibe e

  • @zarifetraraharison8298

    Misaotra tompoko! tena feno ny maha toriteny an-kira azy.Jesosy anie hanafy hery lehibe ho anareo rehetra

  • @ezithenandrasana5697
    @ezithenandrasana5697 Před 6 lety

    Makasitrakeee

  • @Razafindramiara
    @Razafindramiara Před 10 lety

    Efa akaiky ny ora farany

  • @samothken
    @samothken Před 10 lety

    Misaotra betsaka @lay hira fa mahafinaritra

  • @rabelamartine6973
    @rabelamartine6973 Před 6 lety

    Misaotra fa mampandinika be