MOFONAINA 10 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 9. 07. 2024
  • MOFONAINA ALAROBIA 10 JOLAY 2024 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
    www.fjkmisotryfitiavana.org/h...
    Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin’ny lovanao, Andriamanitra ô;
    Ary raha kotra izy, dia novelombelominao.
    Salamo 68:9
    (Hafatra an-tsoratra)
    ====
    FANDAHARANA
    Sal 84,4-7
    Hira 267(He ny andon'ny maraina)
    Vavaka
    Hira 205/1,4
    (Ny Teninao rehetra)
    (Fa teny mampisava)
    SM :Sal 68 ,7-14
    Hira 548/1(He Jehovah no mpiandry ahy)
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    Hira 603/3 feo=332
    (Ny hafanana mahamay)
    Tsodrano
    ======
    HAFATRA
    Salamo 68: Fiantsoana ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra amin'ny ady (and. 1-2) ary fiantsoana ny fanjakana rehetra hanaiky ny Herin'Andriamanitra (and. 32-35).
    Salamo 68:7-14:
    Manoritra ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy any Egypta sy ny nitondran'Andriamanitra azy tamin'ny heriny.
    Andininy faha-9: Miara mandeha amin'ny Tompo Andriamanitrao.
    1. Ranonoram-pitahiana
    Hafatra:
    Mahafantatra ny ilainao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Malala-tanana Andriamanitra, tsy mahihitra fitahiana Izy. (Zanak'Isiraely tany an'efitra: mana sy papelika, ny vatolampy sy ny rano... Fitafiana sy kapa tsy rovitra).
    PTQ:
    Hanin-kohanina.
    Rano ho sotroina.
    Fitafiana eny an-koditra...
    ANTSO:
    Tsarovy fa tsy mahihitra fitahiana ny Andriamanitra miara-mandeha aminao.
    2. Lovan'Andriamanitra
    Hafatra:
    Mikajy anao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Zavatra mahasarotiny ny lova.
    Mamakivaky ny tantara ny lova, mitahiry ny fihavanana ny lova.
    PTQ:
    Hadinon'Andriamanitra aho, tsy hitany ny lalako kanefa izy mihitsy no natory niala tamin'ny lalan'Andriamanitra ka tra-doza.
    ANTSO:
    Tsarovy fa mihevitra anao toy ny lovany ny Tompo Andriamanitrao: Mitsinjo sy mikajy anao Izy. Lovan'Andriamanitra ianao.
    3. Novelombelomin'Andriamanitra
    Hafatra:
    Manavao anao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Mety ho reraka (Kotra) na maty isika fa mamelona Izy (Salamo 23).
    PTQ:
    Manenina ny amin'ny fisiany.
    Milaza fa diso fanapahan-kevitra dia vizaka tanteraka.
    Maro no mandeha toy ny voninkazo nafindra dia malazo. Mila famelomana.
    Betsaka ny kotra. Mila fampaherezana.
    ANTSO:
    Tsarovy fa te hamelona sy hampisy tsimoka vaovao eo aminao indray ny Tompo.

Komentáře • 7

  • @modestineramamiarivony6526

    Misaotra JESOA fa Tia anay tokoa Ianao ,Ary tsy mahihitra fitahiana ho an'iizay miaramandeha Aminao .amen
    Mamy ry Jeso ô
    Ny FITIAVANAO
    MANKASITRAKA PASTEUR , mankasitraka n'y mpikirakira n'a mivantana n'a ankolaka tompoko
    Tahin'i JESOA

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    HAFATRA
    Salamo 68: Fiantsoana ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra amin'ny ady (and. 1-2) ary fiantsoana ny fanjakana rehetra hanaiky ny Herin'Andriamanitra (and. 32-35).
    Salamo 68:7-14:
    Manoritra ny nivoahan'ny Zanak'Isiraely avy any Egypta sy ny nitondran'Andriamanitra azy tamin'ny heriny.
    Andininy faha-9: Miara mandeha amin'ny Tompo Andriamanitrao.
    1. Ranonoram-pitahiana
    Hafatra:
    Mahafantatra ny ilainao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Malala-tanana Andriamanitra, tsy mahihitra fitahiana Izy. (Zanak'Isiraely tany an'efitra: mana sy papelika, ny vatolampy sy ny rano... Fitafiana sy kapa tsy rovitra).
    PTQ:
    Hanin-kohanina.
    Rano ho sotroina.
    Fitafiana eny an-koditra...
    ANTSO:
    Tsarovy fa tsy mahihitra fitahiana ny Andriamanitra miara-mandeha aminao.
    2. Lovan'Andriamanitra
    Hafatra:
    Mikajy anao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Zavatra mahasarotiny ny lova.
    Mamakivaky ny tantara ny lova, mitahiry ny fihavanana ny lova.
    PTQ:
    Hadinon'Andriamanitra aho, tsy hitany ny lalako kanefa izy mihitsy no natory niala tamin'ny lalan'Andriamanitra ka tra-doza.
    ANTSO:
    Tsarovy fa mihevitra anao toy ny lovany ny Tompo Andriamanitrao: Mitsinjo sy mikajy anao Izy. Lovan'Andriamanitra ianao.
    3. Novelombelomin'Andriamanitra
    Hafatra:
    Manavao anao eny am-pandehanana ny Tompo Andriamanitrao.
    Mety ho reraka (Kotra) na maty isika fa mamelona Izy (Salamo 23).
    PTQ:
    Manenina ny amin'ny fisiany.
    Milaza fa diso fanapahan-kevitra dia vizaka tanteraka.
    Maro no mandeha toy ny voninkazo nafindra dia malazo. Mila famelomana.
    Betsaka ny kotra. Mila fampaherezana.
    ANTSO:
    Tsarovy fa te hamelona sy hampisy tsimoka vaovao eo aminao indray ny Tompo.

  • @FJKMIsotryFitiavanaSiteWeb

    FANDAHARANA
    Sal 84,4-7
    Hira 267(He ny andon'ny maraina)
    Vavaka
    Hira 205/1,4
    (Ny Teninao rehetra)
    (Fa teny mampisava)
    SM :Sal 68 ,7-14
    Hira 548/1(He Jehovah no mpiandry ahy)
    HAFATRA
    Vavaka + RZA
    Hira 603/3 feo=332
    (Ny hafanana mahamay)
    Tsodrano

  • @ntsoavina
    @ntsoavina Před 24 dny

    Misaotra manampy be ilay famintinana

  • @bakotiana141
    @bakotiana141 Před 24 dny

    Vetivety be ilay soratra dia lasa.tsy voavaky