. Nahafoy ny aiko Aho Hanavotako anao. Ka nalatsako ny rako, Nisoloako anao. He! Ny aiko no nomeko Ry mpanota very e! Aiza izay afoinao re Mba ho Ahy Tomponao? 2. Lapan-dRaiko ao ambony, Voninahi-dehibe, No nilaozako hamonjy Sy hanafa-doza anao, 'Zay voafitaky satana Sy nozoin-doza be; Aiza izay afoinao re Mba ho Ahy Tomponao? 3. Soa be sy mahagaga No atolotro anao, Famonjena tsy vidina, Famelana ny otanao, Fitiavan-tsy voafetra, Lova ao an-danitra ao; Aiza izay afoinao re Mba ho Ahy Tomponao? 4. Indro, Tompo! Fa omeko Ho Anao ny tenako, Ka tsy misy izay tsy foiko 'zay rehetra tianao; Eso, latsa, tsy ahoako, Fa ny ho mpanomponao No ho zavatra kendreko, Raiso re ny zanakao.
deraina Jesosy AMEN
Amen
Efa vitan'ny Tompo Jesosy ny famonjena. Miankina amiko sy aminao sisa na handray izany famonjena izany ianao na tsia, safidy malalaka io.
AMEN
Eso latsa tsy ahoako 'Fa ny ho mpanomponao no ho zavatra kendreko raiso re ny zanakao Amen!!
Amen ❤🙏
.
Nahafoy ny aiko Aho
Hanavotako anao.
Ka nalatsako ny rako,
Nisoloako anao.
He! Ny aiko no nomeko
Ry mpanota very e!
Aiza izay afoinao re
Mba ho Ahy Tomponao?
2.
Lapan-dRaiko ao ambony,
Voninahi-dehibe,
No nilaozako hamonjy
Sy hanafa-doza anao,
'Zay voafitaky satana
Sy nozoin-doza be;
Aiza izay afoinao re
Mba ho Ahy Tomponao?
3.
Soa be sy mahagaga
No atolotro anao,
Famonjena tsy vidina,
Famelana ny otanao,
Fitiavan-tsy voafetra,
Lova ao an-danitra ao;
Aiza izay afoinao re
Mba ho Ahy Tomponao?
4.
Indro, Tompo! Fa omeko
Ho Anao ny tenako,
Ka tsy misy izay tsy foiko
'zay rehetra tianao;
Eso, latsa, tsy ahoako,
Fa ny ho mpanomponao
No ho zavatra kendreko,
Raiso re ny zanakao.
Mankasitraka tompoko !
Valiente Chiquita aza mahafoy aiko
Mankasitraka Tompoko
.n bi pppp
Misaotra jesosy malala 🙏🏻 😢
Ten mamelobelona fanahy ery ty hira ty sady tena tiko
Mampahery tokoa zany hira zany misaotra ny nizara
Misaotra Jesosy Fitiavana🙏🙏🙏🙏
Misaotra Ray ô Amen 🙏
voninahitra hon 'ANDRIAMANITRA ihany
Tena tia antsika Andriamanitra ka tokony andeha araka ny teniny isika
mahagaga ahy loatra ny fitiavan' i Jesoa ny olona mpanota , miavaka ny fitiavany
Atolotro Anao Tompo ny tenako hanompo sy hanaja Anao ! Amen
ny foko noatolotro ho anao ry tompo o mba hanjakanao mandrakizay misaotra tompo tia anay o amen
Havaoziko isan'andro ho anao ny foko Jesosy
😢😢😢Hira nampilatsaka ny ranomaso
😢
Tompo oh, misaotra
Misaotra Ray ô😢😢
Misaotra Jesosy ny @ fitiavanao ahy 😇😇😇😇🙏🙏
Misaotra Ray malala o!
mahafinaritra ery zany hira zany
😍😍😍😍😍😍😍😍😭😭😭😭😭😭
Aiza izay afoinao re
Mba ho ahy Tomponao?😢😢😢😢
Amen!!!
❤
Misaotra jesosy tompo
😕😕
Misaotra ry Fitiavana Tsy voafetra.
Misaotra Jesosy o
Interpellant
Misaotra tompo ny @ fitiavanao
Amen
Amen
Rivo RANAIV aèdes
Amen
Amen