Ny tany izay diavinay, Jesôsy ô ! dia tany mety mihovitrovitra be tampoka, tany mety itrangan'ny horohoron-tany sy ny karazan-javatra ratsy rtra, ka sady mivaka ho an'ny mponina sisa tsy maty any Népal o mivavaka ho an'ny olombelona rtra eto am-bonin'ity TANY FANDALOVANA ITY... TANY MAMPATAHOTRA TSY MBA HAY !
Ny tany izay diavinay, Jesôsy ô ! dia tany mety mihovitrovitra be tampoka, tany mety itrangan'ny horohoron-tany sy ny karazan-javatra ratsy rtra, ka sady mivaka ho an'ny mponina sisa tsy maty any Népal o mivavaka ho an'ny olombelona rtra eto am-bonin'ity TANY FANDALOVANA ITY... TANY MAMPATAHOTRA TSY MBA HAY !
Izay ao amin'i JESOSY na solafaka aza mbola tafarina ihany ary manana fanantenana noho ilay ràny sarobidy. OK Maintimolaly FLM 67 ha
Misaotrz
Vonjeo izahay Tompo o fa manjaka tokoa ny faharatsiana hiainanay eto anivon izao tontolo izao !!mankasitraka ooo!!
Mba vonjeo
Amin’ny sandrinao
Hijoroko ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran’ny finoana
Hananako Fiana-mandrakizay
tena marin zany zareo ah,de mba mangataka vavaka aminareo ny zanrinareo mbola tanora fanahy eh
Mankasitrakaf tena tsara tonokira.maereza mivava daolo tsika rehetr indrindra izay efa nanolotena an!
Misaotra fa tiako tena tiako ity hira ity ,, de azoazoko ny aiko rehefa mv manarak ity hira ity
tena tokony hiambina mandrakariva tsika fa efa miha ratsy izao fiainana izao, mahefa be amin'ny fitoriana an-kira fa mahafinaritra ny midera ny Tompo
amen
Merci encore mizara ny SOA s'y n'y kanto Mr Rija
manentanentana ny foko mihitsy ity hira ity ary misarika ahy bebe kokoa hanatona an'Atra,misaotr eeeeeeeeee
Ary io ny tany izay tia izay io hahatsarovako an’ilay Dadako mamin’ny foko misaotra tompoko
Amen tsara be le hira
Tena tiako loatra ity hira ity ..
2020 😍❤️❤️❤️
AMEN AMEN AMEN
MIADIA NY ADY TSARAN NY FINOANA ;HAZONA NY FIANANA MANDRAKIZAY TIMOTY 6 12a
Makasitraka indrindra fa namoha ahy izay mila hanamafy fo noho ny zavamiseho mateti-piavy loatra.
vonjeo zahay Tompo mba ijoronay vavolombelona
Miambena lalandava
Ilay hira feo hafa ndray nampianarana anay tao coral
tres belle chanson
Mankasitraka, tena tsara feony sy ny tonony. Deraina Jesosy
Makasitraka tn mampahery mihits le hira isaorana anie jesosy kritsy tompo
makasitraka ny eo akaikiny jesosy no mahatsara antsika
Mila ny Tompo isika hiaro antsika fa mahasolafaka sy malama ty tany ity
kanto sy meva ny hiran'ny lanitra.
Mankasitraka ny mpizara fa mitondra aimpanahy ho an'izay reraka.
Ahatsiarovako ny fiangonana nitaiza ahy sy n'y antokompihira ''SOLOFON'I ASAFA'',
tsara loatra
Manetsika hangomana nymitandreny zany,te hody eeee
Vonjeo zahay ry Tompo!!!
Izany no antenaina @izao fotoana tena sarotra diavin’ny firene-tsika izao!
Tena tsara ny midera an Tompo
Ny tany izay diavinay, Jesôsy ô !.. dia tany feno terroristes mampitahotra... fa vonjeo @ sandrinao !!!
mibeba fa fandalovana ny eto o!
Mampahery be ira ity misaotr tompo de voninahitr @lay mahery ian
tena tsara jesosy
Voninahitra ho an'andriamanitra irery ihany
oooouuuuai ef nataonay ty hira tsara b ty taloh, mampanembonembona
amen!
Tiako hira ity e
Mahafinaritra e! dereina Ny Tompo
mankasitrak'eh, tena tsara be!
Tohizo fa tsara
tena tiako io hira a,misaotra e
makasitra ee !
Tena tsara izany hira izany. Misaotra anareo e
tena tsar eh!!!
mampiakatra velona any an-danitra misaotra e
Tiko loatra.
Mankasitraka Tompoko
misaotra betsaka e
mankasitra e!mandatsadranomaso mintss
mankasitraka indrindra e
Tiko loatra
miasaotra betsaka
tsara be e
mafinaritra be.