RDJ MOZIKA,Mitantara ny tontolo androko aho (VLOG)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • #RDJ_Mozika_award
    Tataraiko ato anatin'ity vidéo ity ny niainako an'iny tontolo andro nafinaritra be iny(ny fiomanana,ny coulisse,ireo«rencontre»rehetra)
    Mialatsiny aloha t@fahataran'ny famoahana azy fa enjana ilay manao montage #Vlog ,sady vao voalohan'ny no nanandrana nahitana alina 3 be izao.
    Nisy coucou ana artista sasatsasany tsy tafiditra tao anaty ilay vidéo izay anisan'ny napalaelo ahy be,fa raha tsy ohatran'zao tsy manondrana ny matos😭
    Ho posteko eto ihany koa ilay vidéo nalefa«ecran geant»ahitanareo sombiny ato@ity Vlog ity,fa aza matahotra😁
    Farany hisaorana :
    -RDJ mozika t@fanasana izay nofinofy h@zay ny mba andeha@na fety toy ireny
    - #Vero_vero t@fampihaingona tarehy sy volo
    - #Ialy_sy_Iris teo@ fampiakanjoana 😁
    - Toky Pix'Art naka sary

Komentáře • 44

  • @miorahantarajhonson5157
    @miorahantarajhonson5157 Před 5 lety +6

    Mafinaritra anah mjery anao...na de somary môla2 aza😂😂😂❤

  • @tsiorywfc4922
    @tsiorywfc4922 Před 4 lety

    Fitombenana kely

  • @ketsiketsiky9502
    @ketsiketsiky9502 Před 5 lety +2

    Super tu fait des vlog maintenant je suis trop contente, je te suis depuis Paris et sa fait plaisir de voir le bled dans tes vlog

  • @leainanails
    @leainanails Před 5 lety +1

    Wow tsara be kia 💖💖💖

  • @raonitsoaando
    @raonitsoaando Před 5 lety +3

    Tsara be!!mahafinaritra be mba misy gasy mba maharaka fivoarana mba manao vlog koa! ^_^

  • @1979malala
    @1979malala Před 5 lety

    Zao tena fianana sady familles cool be nareo

  • @anjaranaivo8782
    @anjaranaivo8782 Před 5 lety

    Mafinartra aki Antso tiko be njy de bisou😍😍

  • @rakotomia8856
    @rakotomia8856 Před 5 lety

    cool be rangah enao ahh.mlayy be eee 😘😘😘😘

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah624 Před 5 lety

    Mafinaritra
    Tiko be le volo😍😍

  • @miarintsoadinarandrianariv9519

    Hahaahaa eo amle oe jere le kiraro c tres glamour 🤣🤣🤣😍😍😍 tiko be le pozy tsy makalagy

  • @soafararaveloson7405
    @soafararaveloson7405 Před 5 lety

    tiko ery😍

  • @fabbierazafindrabe2018

    Ela nijereko vlog fa ity no tena tiako indrindra tamin'ny vlog rehetra anà CZcamsur nojereko: bravo Antso!!! Original, naturel: manohana hatrany!

  • @RrNatcha
    @RrNatcha Před 5 lety +1

    Mankasitrak'eee!!! De ampimehezo fonafonany zay ahn😂😂😂❤

  • @brechard1104
    @brechard1104 Před 5 lety

    C'est bien antso an continue comme sa nande alavitra any Madagascar ary zay de finaritra maita ny zavatra atao njy merci

  • @manantenarandria4480
    @manantenarandria4480 Před 5 lety

    Tsara an !!!🙂🙂🙂

  • @pattrincal5937
    @pattrincal5937 Před 5 lety

    😅😅😅,et va s y,je raconte ma vie,mdr

  • @razafindralambotantely3132

    Misaotra nizara i Antso ah!. Tohizo fa tsara. Avy aty lavitra zahay no manaraka 😉.

  • @pinkego13
    @pinkego13 Před 5 lety +1

    ça fait trop bizarre de regarder des vlogs qui se passent dans la même ville, dans le même quartier où tu vis hahahaha, asivo misimisy ilay format vlog fa tsara hihihihi!

  • @naominirina4853
    @naominirina4853 Před 5 lety

    Hahaha mitsonitsonika ny fond de teint ko😂😂😂😂hafa kely ny an tsy be style otran sasany

  • @jujurazafy2869
    @jujurazafy2869 Před 5 lety

    Milay aky ah!!!fa mamanay manontany hoe FA IN TY VOLOGY EHEHEH hihihi

  • @mominahibrahim2209
    @mominahibrahim2209 Před 5 lety

    Mahafinaritra eee

  • @antatsimoantatsimo4522

    mahafinaritr eh

  • @narindrarandriamanana3165

    Tena tsara aki ny zvtra ataonjy ki Antso ah! Tohizo foana fa mlay b!!!!! Bisous

  • @randriamparany
    @randriamparany Před 5 lety +1

    mitovy @ Voahangy apres Vero Vero :)

  • @oliviersln3104
    @oliviersln3104 Před 5 lety

    Manaraka futsn zan #andraina le hahaha

  • @rojoambinina9125
    @rojoambinina9125 Před 5 lety

    Bonne Nuit

  • @cathyblondegasy
    @cathyblondegasy Před 5 lety

    😍😍😍😍❤

  • @mialyjenny9883
    @mialyjenny9883 Před 5 lety

    13:01 😍😁😛

  • @zafyandry9966
    @zafyandry9966 Před 5 lety

    Tiko be

  • @diary6787
    @diary6787 Před 5 lety

    Fa angah ky nareo mivavaka any Ambatovinaky , otrany naheno anzany za teo
    To tsy hitako mintsy rehefa miangona sa...

  • @tahiryoger4122
    @tahiryoger4122 Před 5 lety

    Mahatoky ve Io caméraman Io 😂😁

  • @naras1193
    @naras1193 Před 5 lety

    Tiako be ilay naturel nao! Tsara be ilay vlog tahaka izao fa tohizo 👌🏽

  • @ambinintsoaramelson6943

    Forme be ty kkkkkkkk milay euh

  • @Borntobeunique
    @Borntobeunique Před 5 lety

    Za de anisan’ny olona tena mankafy be an’ny Antso bommartin. Tsara le idée na vlog fa tena mila amélioration be le izy, le image maizina be , le montage ko tokony mbola hatsaraina, de le feo koa. Tena mino de mino aho fa iakatra atrany ny isantsika abonnés ato @youtube. En tout cas on adore tes vidéos , ta personnalité et on te souhaite que le meilleur , avancer de plus en plus dans le professionnalisme sur CZcams ! Gros bisous de Paris!

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 Před 5 lety

    Tsara le conception , miandry ny VLOG manaraka ô , genre mitety fisakafoanana ra mety

  • @njakanomenarajesinirina8077

    Tiako ity vlog ity, mba mihataka amin'ny fanaon'ny be sy ny maro.fa fanamarihina kely fotsiny entina hanatsarana, asio stabilisateur ilay camera fa mankarary maso sy loha ilay sary mihetsiketsika rehefa misy déplacement.

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 Před 5 lety

    treteur kay enao maliana be misy num azo alaina ve md

  • @fitiagoettlicher3678
    @fitiagoettlicher3678 Před 5 lety

    tsara b manaova Vlog matetika

  • @arimarose2977
    @arimarose2977 Před 5 lety

    Merci aki Antso @ le cool b a😘

  • @user-oe1qy9cj9r
    @user-oe1qy9cj9r Před 5 lety

    Tsara be ky antso bommarti tohizo fona fa mijery anao youtube izahay

  • @leonniemada249
    @leonniemada249 Před 5 lety

    Lay enao naturel no tiko ra tarehy tesahin. Volo manja beeee

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 Před 5 lety

    ANTSO TSARA É TOHIZO FOANA FA IZAHO MIJERY ANAO FOANA É

  • @ibrahimlitao652
    @ibrahimlitao652 Před 5 lety

    tena ef ts ambakany any finda le concepte nao, tena tsara