Antso Bommartin
Antso Bommartin
  • 176
  • 3 751 545

Video

Ahoana marina moa raha mamilafila an-tsika ny VOLA?💵💸💰🤑
zhlédnutí 1,3KPřed 8 měsíci
Ahoana marina moa raha mamilafila an-tsika ny VOLA?💵💸💰🤑
Rehefa tsy mitovy genre nareo sy "Copine" (Savanah)
zhlédnutí 1,2KPřed 8 měsíci
Rehefa tsy mitovy genre nareo sy "Copine" (Savanah)
Someone You Loved/ Lewis Capaldi : version Malagasy🇲🇬 Antso Bommartin-Val
zhlédnutí 4,8KPřed 9 měsíci
Someone You Loved/ Lewis Capaldi : version Malagasy🇲🇬 Antso Bommartin-Val
Mama tsy mba diso izany...
zhlédnutí 4,3KPřed 9 měsíci
Mama tsy mba diso izany...
Ilay akama mampijabaka iny "L'avocat du Diable"
zhlédnutí 954Před 9 měsíci
Ilay akama mampijabaka iny "L'avocat du Diable"
5 Sengondra miaraka @ Rija Ramanatoanina sy Farakely
zhlédnutí 698Před 10 měsíci
5 Sengondra miaraka @ Rija Ramanatoanina sy Farakely
Cover Embona Aton'ich feat Micky By Manantsoa HT /Antso Bommartin
zhlédnutí 4,1KPřed 10 měsíci
Cover Embona Aton'ich feat Micky By Manantsoa HT /Antso Bommartin
Nothing gonna change my love for you version Malagasy🇲🇬 By Antso Bommartin et Larry Copoto G5
zhlédnutí 8KPřed 11 měsíci
Nothing gonna change my love for you version Malagasy🇲🇬 By Antso Bommartin et Larry Copoto G5
AHOANA MARINA MOA? RAHA AZO VIDIANA NY OLANA?
zhlédnutí 1,6KPřed rokem
AHOANA MARINA MOA? RAHA AZO VIDIANA NY OLANA?
Traduction en Malagasy🇲🇬 et Cover « Easy on me/Adele » Traduction : Antso
zhlédnutí 1,8KPřed rokem
Bommartin Son: Manantsoa HT Videaste/Montage : valisoa.regardelemonde
Cover « Ho an’ny Neny/Poopy » Antso Bommartin
zhlédnutí 4,4KPřed rokem
Cover « Ho an’ny Neny/Poopy » Antso Bommartin
5 segondra miaraka @dry Tempo Gaigy sy Krutambull
zhlédnutí 4,2KPřed rokem
5 segondra miaraka @dry Tempo Gaigy sy Krutambull
HOTELY TSY MISY
zhlédnutí 3,1KPřed rokem
HOTELY TSY MISY
5 Segondra miaraka @ dry OLADAD saika iray manontolo
zhlédnutí 1,8KPřed rokem
5 Segondra miaraka @ dry OLADAD saika iray manontolo
COVER: Aqua Tag/Tsy Mahasaraka by Antso Bommartin
zhlédnutí 921Před rokem
COVER: Aqua Tag/Tsy Mahasaraka by Antso Bommartin
Valin-kafatra "Mba marina anie/Mr Sayda "
zhlédnutí 16KPřed rokem
Valin-kafatra "Mba marina anie/Mr Sayda "
Karazan'olona eny @ Self service
zhlédnutí 4,8KPřed rokem
Karazan'olona eny @ Self service
Cover Hisaorako ny Ray/Tsapako fa mamy by Antso Bommartin et Manantsoa HT
zhlédnutí 4,3KPřed rokem
Cover Hisaorako ny Ray/Tsapako fa mamy by Antso Bommartin et Manantsoa HT
MAKING OFF My soulmate /Ayam . Figurant Mr et Mme BOMMARTIN
zhlédnutí 4,1KPřed 2 lety
MAKING OFF My soulmate /Ayam . Figurant Mr et Mme BOMMARTIN
Cover LJO- Sao Hagnenina Version Vako-drazana/ Antso Bommartin et Manantsoa HT (Version Music Only)
zhlédnutí 4,6KPřed 2 lety
Cover LJO- Sao Hagnenina Version Vako-drazana/ Antso Bommartin et Manantsoa HT (Version Music Only)
COVER "Sao hagnenina LJO" by Antso Bommartin et Manantsoa HT
zhlédnutí 11KPřed 2 lety
COVER "Sao hagnenina LJO" by Antso Bommartin et Manantsoa HT
Traduction en Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬 "Always Remember us this way" Lady Gaga
zhlédnutí 3,5KPřed 2 lety
Traduction en Malagasy🇲🇬🇲🇬🇲🇬 "Always Remember us this way" Lady Gaga
FAQ Nampoina
zhlédnutí 15KPřed 2 lety
FAQ Nampoina
FAQ Dama
zhlédnutí 6KPřed 2 lety
FAQ Dama
COVER Art.DI Ho Anjara
zhlédnutí 1,8KPřed 2 lety
COVER Art.DI Ho Anjara
Roberto sy ny asany "Mpisolelaka matianina "
zhlédnutí 3,5KPřed 2 lety
Roberto sy ny asany "Mpisolelaka matianina "
FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
zhlédnutí 8KPřed 2 lety
FAQ(Foire aux quetions ) / Aton'ich
Parodie Emission: FIAINAKO RESAHANA
zhlédnutí 2,2KPřed 2 lety
Parodie Emission: FIAINAKO RESAHANA
Rehefa mitaky trosa
zhlédnutí 4,8KPřed 2 lety
Rehefa mitaky trosa

Komentáře

  • @MarolahyRija
    @MarolahyRija Před 9 dny

    Sanatria raha tsisy anao ny fiainako ety toa banga ilay fitia ny alina toa tsy hisava ny anilanao dia tsapako fa mamy mazava firy irery iany ny tia any ao fa tsy toa izao ilay iray toa lasa roa Ny hoaviko akaikinao fihinino aho horoy iany koa Ny iaina tsisy anao toa tsy vitako Tsy misy hampiova ny fitiavako Ianao irery no mameno ny foko Zavatra iray no tsapa Fitiavanao irery dia ampy ahy Tsy misy hampiova ny fitiavako Ianao irery no mameno ny foko Na hiova aza izao tontolo izao tsisy hampiova ny fitiavako anao

  • @BanerBrosh
    @BanerBrosh Před 13 dny

    Maninona raha ny lelahy indray no misahana ny tokan trano, d ny vevavy indray no mandeh miasa. Tsy hoe izany, fa sarotra am lelahy no mahita asa, fa ny vevavy no mora mahita asa. Efa toa mavesatra ho an ny vevavy mantsy ny raharaha ao an tokan trano. Ary hitako fa ny vevavy miasa dia maivana aminy miitsy ny asa ao ampiasanany. Sady ny vevavy anie no maharitra ela ao am asany. Sady mora mahazo congé anie ny vevavy miasa e!

  • @lovarasolofondramaka9001

    😂😂😂

  • @FANIRYMANARISON
    @FANIRYMANARISON Před 27 dny

    Hytih 😂 daholy io

  • @elyseebrunoandriamaherison9051

    hay ve nampoina sariaka be otrizao e

  • @elyseebrunoandriamaherison9051

    Nampoina manjabe,mankafy fôna e❤❤

  • @EdmondRakotozanany
    @EdmondRakotozanany Před měsícem

    Za princia no anarako, izy zehefa misy zavatra ilainy dia tsy ma nome za de mite izy hoe neny ô princia anie ka tian'i maël e nefa akizina 9

  • @arzu146
    @arzu146 Před měsícem

    Fa t@ ovin tu no nahazon tu an ini casquette iny ???

  • @VoahangybeatriceRAHARIMALALA

    mitovy an'mama😂😂

  • @bymin5058
    @bymin5058 Před 2 měsíci

    Mba avereno tony ehhh😌😌

  • @SolofoniainaDinaRATSIMANOHATRA

    Surrr lesy Mana aaa...Te hanger ,sy ny sauce tamarain...hahahaha

  • @jackyrakotomahanina2525
    @jackyrakotomahanina2525 Před 3 měsíci

    😂😂😂

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 4 měsíci

    Tsy MBA menatr'olona ve nareo?

  • @jeanlouisrakotoarinala8556
    @jeanlouisrakotoarinala8556 Před 4 měsíci

    Tena mahay nareo

  • @user-pb8bu7yt2d
    @user-pb8bu7yt2d Před 4 měsíci

    Mampihomehy be

  • @user-pb8bu7yt2d
    @user-pb8bu7yt2d Před 4 měsíci

    @Antso_Bommartin : Tiako fotsiny tsotr'izao #Tahiana

  • @jeansergepatricksolofoaris1089

    Tena tsara e!

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Před 4 měsíci

    Tsy laitra le Antso. Mahay Manantalenta Ary maranitra raha reny filalaovany personnages betsaka reny👍

  • @user-ut1xs1pz6i
    @user-ut1xs1pz6i Před 5 měsíci

    Matsiro. Tsara. Ary. N'y. Koso aa😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @acmusicotherapie2813
    @acmusicotherapie2813 Před 5 měsíci

    😂😂😂😂 This deserves so much more view ❤

  • @faranirinaralaiavisoa267
    @faranirinaralaiavisoa267 Před 5 měsíci

    Tena hoe ilay feeling anareo kosa aloha tiako e. Miteny amin'ny teny tsy fantatra 😂

  • @hortenciaandriatsizaraina5875

    Tiako be ❤❤

  • @nathaliemalalaharisoa7628
    @nathaliemalalaharisoa7628 Před 6 měsíci

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂hira gasy

  • @nathaliemalalaharisoa7628
    @nathaliemalalaharisoa7628 Před 6 měsíci

    Oui😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @nathaliemalalaharisoa7628
    @nathaliemalalaharisoa7628 Před 6 měsíci

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂mampiomehy😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @nathaliemalalaharisoa7628
    @nathaliemalalaharisoa7628 Před 6 měsíci

    Nga tsy omena fotsin le satroka MBA cadeau. Bonne annee😅

  • @Strawberry-ct4ih
    @Strawberry-ct4ih Před 6 měsíci

    Hatsarana tarehy sy bika re zao😍 tena kanto ❤️

  • @safidinekenakoloinafitiava1565

    Tadidiko mihitsy iny Farao niditra Hopitaly iny fa zay nanao garde malade tao ambadika de faly erny nahita THT nefa tsy sahy nanatona

  • @user-hr8lu6im6j
    @user-hr8lu6im6j Před 6 měsíci

    😂😂😂😂😂 X

  • @houlderlaza9616
    @houlderlaza9616 Před 6 měsíci

    sika banana babaraté te hanger na mila anao

  • @mampiononajohn9727
    @mampiononajohn9727 Před 6 měsíci

    stôvan tidaro mah... Kif be anaruah

  • @rasamimananahasinarayame8476

    zany mba mampisy feeling mihaino azy, hahaha matchiro ny cochon de lait merci

  • @MichouBeauty
    @MichouBeauty Před 6 měsíci

    teny firy moa izany no anatin'ity hira ity hihihi tena tokony mba asina fanazavana @ teny Malagasy kosa e :p

  • @hasinjararabetsitonta9719
    @hasinjararabetsitonta9719 Před 6 měsíci

    Asio traduction kely e

  • @Lr_videaste
    @Lr_videaste Před 6 měsíci

    inona ary ty le

  • @genizafindrabe9013
    @genizafindrabe9013 Před 6 měsíci

    Aiza ny tohin'ty video ity ry Antso😃

  • @user-fn7bv2ds6n
    @user-fn7bv2ds6n Před 6 měsíci

    Tena olona kely le Bommartin

  • @saraharandria
    @saraharandria Před 7 měsíci

    Tiako be <3 Pourtant j'écoute souvent l'original ! Tena tsara be

  • @serviceorganisationsetstatisti

    milay lesty e!!!!

  • @arlinehaingominarisoa806
    @arlinehaingominarisoa806 Před 7 měsíci

    Tiako loatra,kanto e🥰

  • @arlinehaingominarisoa806
    @arlinehaingominarisoa806 Před 7 měsíci

    Bravo 😍

  • @arlinehaingominarisoa806
    @arlinehaingominarisoa806 Před 7 měsíci

    🥰

  • @arlinehaingominarisoa806
    @arlinehaingominarisoa806 Před 7 měsíci

    Antso,zao vao mijery🤣mahafinaritra be😍tiko ilay mianiany be

  • @nadiaseghir218
    @nadiaseghir218 Před 7 měsíci

    Tsara lotraaaaa,bravo beeee❤️❤️❤️

  • @user-yb2gx9uq2r
    @user-yb2gx9uq2r Před 7 měsíci

    tena manaiky anareo aho izay,,,kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk,, fa bon tsara be

  • @user-yb2gx9uq2r
    @user-yb2gx9uq2r Před 7 měsíci

    tena coeur bdb kosa fa tiko be ilay nanaovanareo azy

  • @galeolaveromanitra4828
    @galeolaveromanitra4828 Před 7 měsíci

    J'adore, vous êtes une bonne comédienne et une talentueuse chanteuse Antso. Merci !

  • @user-zu7vt6im2l
    @user-zu7vt6im2l Před 8 měsíci

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @user-ft7ro8wp6n
    @user-ft7ro8wp6n Před 8 měsíci

    Za koha mahay miteny gasy

  • @andriamanantenanoaarisoa1302

    Merci pour le partge Antso