tanan'i Mama

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 6. 09. 2024

Komentáře • 38

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 16 dny

    Tena tsara ny tonony❤❤Un chef d'œuvre .
    Namela mamy Dadah, Fafah,

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p Před 29 dny +1

    Na ny kapoka aza samy mahazo ny anjarany e ❤❤

  • @user-zi8st6sy7n
    @user-zi8st6sy7n Před dnem

    Jereo ny tanan'ny mama
    Tsy sasatra mikarama
    Hameloman-janaka
    Jereo fa tsy mety lanaka
    Manao izao sy izao
    Mba hamalifaliana anao
    Jereo ireny tanana ireny
    Na dia tsy malemilemy
    Toa manan-javatra miery
    Jereo fa mirehitra hery
    Mampitony izay manjo
    Jereo fa tanana fo
    Lasa, lasa nilefa vetivety
    Izay zavatra tsy nety
    lasa, lasa nisinda avokoa
    Izay mety ho aretin'andoha
    Raha ny tanan'i neny
    No eny an-kandrinao eny
    Jereo ny tanan'ny mama
    Fa tsy mba mitamatama
    Mandray ity manao iry
    Misahan'asa firy firy
    Tsy manam-pitsaharana
    Tsy mahatsiaro hasasarana
    Jereo ireny tanana ireny
    Mahalala izay omeny
    Dia ny soa sy ny tsara
    Ary tsy misy diso anjara
    Fa na kapoka aza
    Samy mahazo izay sahaza
    Asa, asa tsy vitan'olon-dray
    No iaretany fery
    Asa, asa mapitotototo
    Nefa ny tanana tsy mety donto
    Satria ho an-janany
    Ka foiny ny tanany
    Ireny no nanoto sy namitra
    Ary fanafodin-ditra
    Mitory fahendrena
    Tsy mety ho resim-pahalemena
    Mahavita hatrany ny adidy
    Tanana tsy voavidy
    Lasa, lasa nilefa vetivety
    Izay zavatra tsy nety
    Lasa, lasa nisinda avokoa
    Izay mety ho aretin'an-doha
    Fa vidiana lafo
    Ny tanan-dreny manafosafo

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 Před rokem +3

    Hafa ihany ny tanan' ny reny rehetra. Merci pour le partage. :-)

  • @herinirinacharlyrandrianas7451

    Dadah sy Fafah tena nankafiziko t@ taona 80! Misaotra e!

  • @user-ug5fv6jt1x
    @user-ug5fv6jt1x Před 8 měsíci +3

    Mandria ampiadanana Mama😪😪😪😪😪😪

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p Před 7 dny

    Tsy hadino fa mipetraka ao ampo e❤❤❤❤❤

  • @henintsoarazakamalala871
    @henintsoarazakamalala871 Před 4 lety +2

    Azo lazaina fa very zoky be ary tena mangindy mihintsy.... nefa inona moa no azo atao ?? izay no lahatra ..... RIP ry zoky be ao am-po foana ianareo .

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p Před 29 dny +1

    Tsy mety lanaka e❤❤😢

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p Před 10 dny

    Hoany anjanany e❤❤❤❤

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p Před 29 dny +1

    ❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @rakotoarinelinarija6966
    @rakotoarinelinarija6966 Před 4 lety +3

    Asa tsy vintan'olodrery no iaretany fery

  • @lavorary
    @lavorary Před 11 lety +3

    Manome voninahitra zoky dadah a!Tsy misy mpamoronkira mahatohatra anao eto an-tanana e

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 Před 2 lety +1

    2022/01/01Miteny ny tonon- Kira.Mankasitraka !🇲🇬 👍💔😢

  • @fanjaly1239
    @fanjaly1239 Před 4 lety +1

    Mamy be! tena matsiro ny hiranareo fa mipaka any amin'ny fonay foana!!! MISAOTRA E

  • @aurelieraharisoalalaina6684

    Mandria am-piadanana DADAH sy FAFAH !!!!

  • @patrickrazafy9693
    @patrickrazafy9693 Před 7 lety +2

    Iza t@tsika no tsy niaina ny iray ny @ zay voalaza dadah..SOE 1990 FOOT

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 2 lety +2

    Kanto loatra anie zany eh 🤰🤱🏾

  • @974herilala
    @974herilala Před 12 lety +2

    tiko an! misaotra ny mpandefa nizara ny kanto tsara be.

  • @user-kr6ns3jr4t
    @user-kr6ns3jr4t Před 2 měsíci

    🥺🥺❤️

  • @andriatianaabel4733
    @andriatianaabel4733 Před 5 lety +4

    tiako loatra tsy misy mahasolo ny tanan'i MAMA

  • @LucyUser-zw2vp
    @LucyUser-zw2vp Před měsícem +1

    Mamy ery

  • @harimanantsoarandrianarive8067

    Mandria am-piadanana zoky Dadah, Misaotra e

  • @yvesonraz1238
    @yvesonraz1238 Před 11 lety +3

    tena tsara e! izay no azo hambara fa dia misaotra ny nandefa ny sary

  • @benjaminaraso5404
    @benjaminaraso5404 Před 11 lety

    maka sitrake! misaotra anareo ny fiangonana.

  • @rovaram2223
    @rovaram2223 Před 6 lety +2

    tsara loatra :)

  • @mariruana16
    @mariruana16 Před 12 lety +1

    Tena mety mihintsy ho "hommage" ho an'ny reny rehetra,fitiavana be dia tratry ny fety daholo

    • @poundalee5281
      @poundalee5281 Před 16 dny

      Tout à fait d'accord avec vous 💯👍👍 maro ny hira mikasika ny reny, Mama, Neny, fa ity hira ity no tena milaza ny maha sarobidy an'i Neny❤️❤️❤️

  • @rija612
    @rija612 Před 11 lety +1

    za dia tena tia mihira an'ty hira ty fa misaotra e! vitsy ny mahay an'io hira io rehefa miara mihira ny samy tary tary e!

  • @thaliamelania3523
    @thaliamelania3523 Před 5 lety

    Mba faniriako hatrin ela ny hiaona@eric manana.mitsonika@fahaizany mihira ny foko.ampio a hitady azy rey olona ooo

  • @lantoratsida9533
    @lantoratsida9533 Před 4 lety

    NDRIII

  • @serviceplanificationdepsef8619

    Neny malalako

  • @manjakamowen5145
    @manjakamowen5145 Před 7 lety

    ❤️

  • @mamyrahajanirina5210
    @mamyrahajanirina5210 Před 4 lety

    Aoka Marina tena malahelo

  • @enzo-br7iu
    @enzo-br7iu Před 3 lety

    Henjana le tononkira e

  • @doseup489
    @doseup489 Před 7 lety

    fanafodin-ditra tokoa ireny e

  • @patrickrazafy9693
    @patrickrazafy9693 Před 7 lety

    Iza t@tsika no tsy niaina ny iray ny @ zay voalaza dadah..SOE 1990 FOOT