REAL NEWS / NY

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
    Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
    REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 28 AOGOSITRA 2024
    #Madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Komentáře • 33

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw Před 16 dny +4

    I Jesoa aza Andriamantra nanetritena nidina teto antany, ka i Marc RAVALOMANANA, olona mivavaka. Ka I Jesoa no alain ' filoha Marc RAVALOMANANA tahaka. Misaotra anao be fanetretena, sy tia ny mahantra filoha Marc RAVALOMANANA. Mivavaka ho anao hatrany. ❤

  • @CHARLESJACQUESRANAIVOSON
    @CHARLESJACQUESRANAIVOSON Před 16 dny +3

    Paul Rabary amboa razana.... mpilelaka vodin'ny dj.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny +4

    Tsy ny sadc no niantso any radomelina fa efa tour ny Madagascar

  • @davidratrema6922
    @davidratrema6922 Před 16 dny +2

    Ory Paul Rabary a enao efa tsy misy toerana ary aza manantena ahazo toerana ao @ mapar mba malala menatra e😂😢😮

  • @dood587
    @dood587 Před 16 dny +2

    Mpampianatra marina ve ry Paul tony fa mahamenatra ! Tena raisonnement Tatandraza Sektambra no tsapa !!! Tena Nul !!!

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny +3

    Halabato ny any upar

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Před 16 dny +1

    TGV no tena miiba naharesy tgv tany am dezaka noho alabato

  • @antsarandriatsirava3271

    zany ny mpampianatra tsika malagasy zany,zany fotompisainany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny +1

    Tsy misy saina mihitsy ity paul rabary ty

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny +1

    Akitrano akitrano antrano indray itony

  • @pascaultsafidiharizo2561

    Mafy koa ty Paul Rabary ity 😂🤣😅

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Před 16 dny

    Miandry an rajoelina ko n'y tody

  • @Ratita678
    @Ratita678 Před 15 dny

    Enga anie ka tsy ho lalabis ity ministra vaovao ity, satria ohatry ny mifankaiza raha ny fomba firesaka.

  • @RahelimalalaNambinitsoa

    marary saina olany Malagasy tsy afaka ko olany Afrika manotolo ony no hovahany fa misaina aminy inona ary izany ???

  • @davidratrema6922
    @davidratrema6922 Před 16 dny

    Mahazo toerana de beresaka daholo 😮😂

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw Před 16 dny

    Zay ndray zany ny veliranon'ity mpisolo an'i RAMANAMBINTANA Richard.,

  • @verojois115
    @verojois115 Před 16 dny

    Vehivavy migeste be ty 've mb havita th eo ??

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 16 dny

    Tena maha hondrakondrafana marina ilay nararin'ny coronavirus ry PÔLY ah. Tadidio io resakao io.
    *tsy mendrika, tsy sahaza any Pôly ny mpanabe.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny

    Sa mapar

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 16 dny

    'Ty Naina safiotra 'ty koa mbola tsy nahazo ny sahaza @ maha mpandainga sy mpangalatra azy😡

  • @Ratita678
    @Ratita678 Před 15 dny

    Dia mahalasa eritreritra ihany ny fomba fanehon-kevitr'itony mpampianatra mpandinika itony a ! Ohatr'izany ve no mba fampianarana ireo mpianatra ambony izay nisafidy ho mpandinika ? Ironie de l'histoire hono ? Nandrandraina hono ? Hamaha olana ? Fandinihana mirefarefa sady mampiseho ny tsy fahalavorarian'ny fahaiza-mijery sy mandinika.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny +2

    Le Paul rabary ty tsy mahay politique fa miteniteny foana

  • @AdrienAndrianirina
    @AdrienAndrianirina Před 16 dny

    soa ihany izaho fa tsy mpianatr'i Paul Rabary!! menatra ihany za raha ridicule be ohatran'izany ny hevitry ny mpampianatra ahy!

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw Před 16 dny

    Inon ty lazain' naina vazaha. Ka nanao fatidra t@ satana io vaza Naina io dia :marina lazainany fa diso.HALATRA @ LAFINY MARO NO MAMPIFIKITRA ANDREO EO

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny

    Ataovy ny asanao fitsinjarapaefana

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 Před 16 dny +1

    Paoly Kely aaah ! Iela noho efa Very Baraka Alatra leitsy noho niseho tsy misy tokony ho Fier amin'izany ianareo. Minable.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny

    Conneries

  • @hpr4007
    @hpr4007 Před 15 dny

    ef fantatra anie fa Gasikara Fenosoa no tinareo atosika e. Mpamita-bahoak mianakavy. Zao v mba ol manaphaizana antenaina eto @ty firenena ty.... Endraso eo paoly @fandrosona

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 Před 16 dny

    Moi, je la trouve Mignone.

  • @lilianerasolofoson5086

    Mi rrrrrouler rrrr tsara.

    • @harsoa2326
      @harsoa2326 Před 16 dny

      Misy r tsotra ihany rehefa adino ny roulerRRR

  • @josephinerasoarimalal2979

    Tena mitombona be mihitsy ny analyse Atoa Paul rabary, olona président de la république teo aloha ve enao dia hidina ambany antsoina ny olona oe ingahy ben tanana Antananarivo renivohitra indray ?? ?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Před 16 dny

    Elle sait même pas lire la dame