Merci letsy bro tatidiko ilahy ry caine niaraka nianatra tamiko bedy fona teny antanimbarinándriana amin le jean rovitina t@ zany ao anatin ny fitiavana rock milay e
....depuis 2018, ce groupe arrive à un niveau jamais atteint musicalement parlant à Madagascar...Inspiration/talent/maitrise technique/son/arrangement Rock mélodique...
Tsara loatra ❤❤. Je regarde en boucle ❤
Tsara loatra, mazevatra arak'ilay mage4. Mankasitraka ry zalah! Matsiro bé, afa-po loatra
Mankasitraka e! Au top ihany koa ny musiciens. Samy faly eeeee.
Merci letsy bro tatidiko ilahy ry caine niaraka nianatra tamiko bedy fona teny antanimbarinándriana amin le jean rovitina t@ zany ao anatin ny fitiavana rock milay e
Hitany be le tsisy an'i Elysé. Misaotra e !
....depuis 2018, ce groupe arrive à un niveau jamais atteint musicalement parlant à Madagascar...Inspiration/talent/maitrise technique/son/arrangement Rock mélodique...
Trop vrai
Tsy aiko hoe fanimpiriny indray aho eto, milay le groupe Europe malagasy e 🎧 🎸🎶🎼🎷
Amin'ilay kalitao tena raitra bé @ Lafiny rehetra mihitsy ity live ity👌
this is an epic performance, big ups from Botswana
Hitako direct tao am faceb ty, zao indray aho eto mamerina mijery, mankasitraka milay foana 😍
ef pakafih hatram vo kely ka hatram zao oo, merciiii
efa hatramn mbol fahazavana zah manarak anlisany manenjik ra mbol tratraku ny spectacle sns mlay mankasitraka hatrany
Tsara tena tara ! ary mihaino foana satria kanto dia kanto ilay izy
Milay elaisany 🙏🙏🙏 mahafinaritra ary mirary soa indrindra ho ela velona ny rock métal Malagasy
M'lay e, Mandra-p'ROCK daolo e
Tena hoé milay ... otrany qualité ana clip zany lé live .... quelle synchronisation
Milay lisany zalahy a, samy tsara e
tena mafinaritra e, mankafy anareo hatrany eeee
tsara daholo le vazo e! efa milay hatramin'izay SAMY FALY E!
Ya man! mavesatra mazefatra ao tsara mihitsy-Live no ahitana ny ten izy
Merci fa tsara be ilay LIVE (y)
Mankasitraka e
Tena Live farany izay raitra
ankafiziko be mitsy
Tsara e 👍
❤❤❤
Samy faly zoky #Ken a
Samyyyy falyyy e
Py maso manokana @ Ra Landry fa tena milay be eh 🙏🙏🙏🙏
Mankasitra e, Samy ahita fifaliana ee
Maka tsirony maka fefany
Tsara e !
mlay e, SAMY FALY
samy faly lessy e
Manja e, stable b
samy faly e
milay e,ok,ok
❤️❤️❤️