SAMOELA - AMBILANAO (Official Video Clip / Be Mozik 2005)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 09. 2024
  • AMBILANAO
    Ianao moa tsaiky ‘ty
    Fombanao mamilafila
    Ambilanao zaho
    Iha mampifila
    Iha manorisory
    Iha mampitamby
    Nefa iha mampirafy
    Ny lalako mianavaratra iny
    Fa zaho koa miavona koa tsy tiana
    Loza ny feo n’ny lamasiny
    Mafaitra ny tsiron’ny “nivaquine”
    Mahalala azy jiaby na koa vahiny
    Jangily ka hatrany Barikavily
    Hoe: Miavona sady mahavita tena
    Raha toa ka tsy mino dia aty jerena
    Fa zovy moa ianao tsaiky ‘ty
    Manino no manano ka raha io
    F’ianao moa tsy zanak’i Gasikara
    Ahoana lay kôzin’Andriamisara ???
    Mafana ny “pecto”
    Fa mainty ny “charbon”
    Raha zaho no savonin-draprezy
    De ho manimanitra toa “fraise”
    Raha amerikana aho dia : Marylin
    Raha espaniola aho dia : Martin
    Raha kely maso aho dia : Shaolin
    Fa gasy voasazy aho ka mba manila azy!
    Eh! Mamany eh!
    Eh! Mamany eh!
    Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA

Komentáře • 2