Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Dommage fa tsy misy intsony ny fiaran dalamby mampitohy any tana antsirabe.
Ahatsiarovako an'Ambohibary le Sambaina.....vaccances tena manja t@zay...😀😃😁
Tsara e,ohatra ny mijery série tv mihaino ilay hira .Sady angamba tsara ny fiafaran'ilay série.
👍🥰🇲🇬 gasy kah manja
Merci bien, tena mampahatsiaro ny taloha, bravo
ny rotsirotsinao mahalasa nofy ery... misaotra anao Henri, ary misaotra an'i Lewis
ela ny ela nidiadavana an'ity hira ity!!tonga ihany izy ito, misaotra e!!!
enfin, zay koa mba tena nitady azy ty merci, mba asivo hira maromaro svp fa zay tena tia henri ratsimbazafy
Azoko sary antsaina lay tantara,Makasitrak e
ela ny ela fa heno ihany ilay hira t@ faha kely , mankasitraka t@ fampizaràna.
tsara be sady sambaina ny tany drazako misaotra tompoko
Izao koa dia efa ela no nitady an'izy ity fa itako ihany no farany misaotra e!
Tiako.Malahelo train aho.
Ary nataonareo ilay clip foko kely feno ratra ry pihira a
What language this great singer sings?
He uses malagasy^^
taona maro lasa zay
Dommage fa tsy misy intsony ny fiaran dalamby mampitohy any tana antsirabe.
Ahatsiarovako an'Ambohibary le Sambaina.....vaccances tena manja t@zay...😀😃😁
Tsara e,ohatra ny mijery série tv mihaino ilay hira .Sady angamba tsara ny fiafaran'ilay série.
👍🥰🇲🇬 gasy kah manja
Merci bien, tena mampahatsiaro ny taloha, bravo
ny rotsirotsinao mahalasa nofy ery... misaotra anao Henri, ary misaotra an'i Lewis
ela ny ela nidiadavana an'ity hira ity!!
tonga ihany izy ito, misaotra e!!!
enfin, zay koa mba tena nitady azy ty merci, mba asivo hira maromaro svp fa zay tena tia henri ratsimbazafy
Azoko sary antsaina lay tantara,
Makasitrak e