NOFELAHAN'NY BIG MJ I TENCE MENA (Nouveaute gasy 2023)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024

Komentáře • 74

  • @MarieMahefaharijaona-ht4nb
    @MarieMahefaharijaona-ht4nb Před 10 měsíci +1

    Alefa tance mena, avo ihany e,! Zah maka anareo e❤️❤️❤️❤️👍👍👍👍

  • @EstelEstel-gl1jf
    @EstelEstel-gl1jf Před 9 měsíci +1

    Tsy matsindry Hira Big MJ Izany Raha Mbola gasy en Big MJ N1 ❤❤

  • @tpicivatotpic1662
    @tpicivatotpic1662 Před 10 měsíci +3

    Atov Zay ilaminan fa Samy gasy Ian 🤜🤛👍

  • @VavitianaLoze
    @VavitianaLoze Před 10 měsíci +1

    Tsy a mada zaraiky tany misy artist miady herany zaho tontolo , misy io , alefa Tence Mena zaho maka anao 💪

  • @Fitahina-s6f
    @Fitahina-s6f Před 28 dny

    Miay

  • @nanoundretsarivoarisoarako963
    @nanoundretsarivoarisoarako963 Před 10 měsíci +8

    afa baraka nareo tena tsy itako izay ilazana azy hoe artiste nefa ilay fitondran tena tsy mendrika

  • @stephanstephan3814
    @stephanstephan3814 Před 10 měsíci +3

    Avelao iady agny.

  • @Dolinstephano-gr2dr
    @Dolinstephano-gr2dr Před 2 měsíci

    ❤❤❤

  • @nicolelemoal6185
    @nicolelemoal6185 Před 9 měsíci

    Artiste certains où surement bcp de frics mais diplôme vous en êtes où? Cette question est pour tout les artistes qui s'entre tue au lieu de se soutenir. Arretez car c ne pas beau , l'argent ne fait pas tout .ekeko fa tsy afa miahigna antsika koa tsy misy vola fa mba oento @ rariny fa mba ovay lay toe tsaina fa efa lasa lavitra lotra , mba avereno lay modely Maha Malagasy! Raika antsika na de samy manana ny foko misy azy ,avançons ensemble que ça soit artiste où bien civile tout simplement ❤🙏

  • @germainewaibel9968
    @germainewaibel9968 Před 10 měsíci

    Miomana fotsiny Tence Mena amin'ny lamandy satria nanompa olona.
    Dia Mila asiana fifehezantena ihany koa amin'ny Vava avoaka ianareo artista na eo ny fahatezerana.
    Indrindra raha vehivavy aloha no manompa Dia manimba n'y tarehy maha artista foana.

  • @Grace73278
    @Grace73278 Před 10 měsíci +5

    Ambila ireo miady. J aime pas ni l'une ni l'autre.

  • @MarianoAroniaina
    @MarianoAroniaina Před 10 měsíci

    Be fialonana BIG zany eeee

  • @user-bq8eq7io4p
    @user-bq8eq7io4p Před 10 měsíci +1

    Big mj mihintsiiiii misy misy problème efa firy Zay artiste zay nifamy t@nazy
    Tsara namaly i tance mena t@ ompa² jiaby Zay nataony Bij mj azy nanomboko t@ affaire ny tenue ny gendarmerie igny Bij mihintsiiiii tsy nahay mipaitraka

  • @francorandriamihaingo6855
    @francorandriamihaingo6855 Před 10 měsíci

    omaaaaa grave izany ee

  • @BasileAime
    @BasileAime Před 10 měsíci +2

    Aza de mifandraf fa mb alamino ihany izy ity ee

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 Před 9 měsíci

    Fa hono ho aho ry watawata...mba atoseho ny tanora mba tia karokaroka teknolojia...ohatra hoe: mamorona milina fitotom bary, na hoe mamorona bisikleta, mamorona pompe tsy mandeh am electricité, sns...fa mirona am famoronan kira ny tanora reetra.
    Ny famoronana teknolojia no tena ilain tsika, fa tsy itony hirahira itony.

  • @marieandreamarineche3478
    @marieandreamarineche3478 Před 9 měsíci +1

    Samby tia ady aby ,aza atao i Big mj fo ny tia ady 😂

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 10 měsíci

    Tsara jeren'ny fisc ny impôts izay payer n'ity Big MJ miwerawera ity
    Volambahoaka no zarazarain'i Rajoelina amin'i Big MJ

  • @mialyramananarivo3413
    @mialyramananarivo3413 Před 10 měsíci

    Manao cinema ireto arstiste iireto misy fiiferana ange io matikambo io fangaha milliardaire ngah ty Big mj ity tsy ampafiriny zay manambady mipetraka any Amerika

  • @bettyraony6156
    @bettyraony6156 Před 7 měsíci

    Bravo Big Mj

    • @RazanabaryMarielouise
      @RazanabaryMarielouise Před měsícem

      Amiko aloha,olona Koa misy vola tsy mitrena. Fahitako i. Big. Mj trop snob

  • @gellicopaikyzafifanagna8635
    @gellicopaikyzafifanagna8635 Před 10 měsíci +1

    I Youngs fa tsy i Wada

  • @NasandratrarivoSehenotsiferana

    Mba malala menatr'olona re fa malagasy misy ra iraisana ane nareo na iady ifanditra eo aza ts maits ampifandraisin'ny ra iraisana fon e😢😢

  • @marie-thereserasoloarimala6426

    N'y artiste eto mada de tsy misy mahalala menatra mifampialona

  • @user-ps2ey9zj7m
    @user-ps2ey9zj7m Před 9 měsíci

    Mifamonoa anareo artistes reo 😂😂😂

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 Před 10 měsíci

    resaka tsy misy ilana azy. Ndana mifamono daholo fa samy vendrana

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf Před 10 měsíci

    TS hitako zay lazeko ❤️😭🙏

  • @AnicetRajaonarson
    @AnicetRajaonarson Před 10 měsíci +1

    Samy diso

  • @ziennenorbert
    @ziennenorbert Před 9 měsíci

    Problème tance mena satria tilapia mampad lelah

  • @AndriamanalinaXavierRakotondra

    Big foagna nagnay

  • @RandriamaheryNekena-uf7ne
    @RandriamaheryNekena-uf7ne Před 10 měsíci +1

    Resaka d'avion dessin animé leizy tena henoko Téo,Moko rehefa nadinika tsara d misy idirany candidat 3 s'y 13 ihany😂😂😂Samy hendran ireo

  • @Cld03
    @Cld03 Před 10 měsíci

    ALLO FO

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 10 měsíci

    Otran'maloto etindrika big

  • @marcellinerazafiharisoa3897
    @marcellinerazafiharisoa3897 Před 9 měsíci

    Amiko rehefa miady miady fa tsy ifagalam- baraka sy mifanompa zany , sady bl hinamana ihany nareo raham-pitso .

  • @rahantasoaveronique5977
    @rahantasoaveronique5977 Před 10 měsíci

    Bg mj tegna ny tss jeri

  • @ANDRIAMBELOMANGADomohina-pn8ij

    Milamina fa samy malagasy

  • @herilantoelyseandriamifidi9150

    ny hoe miainga amin'ny tsy misy aloha dia ahitsiko fa tsy misy olona mahavita an'izany, Andriamanitra irery ihany no mahay miainga amin'ny tsy misy

  • @user-km9os6re9v
    @user-km9os6re9v Před 10 měsíci +1

    avelao eo hiady, ra ts atao amasonolona jan ny fifamaliana de maninona?

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 10 měsíci

    Izio me migeste fananareo vola no ataonareo kilalao sa

  • @patricinsola2615
    @patricinsola2615 Před 10 měsíci

    Amiko kosa dia ady tsy solution fa atsika efa @ 21eme mill
    enaire

  • @hirainarahaingomanana9741
    @hirainarahaingomanana9741 Před 9 měsíci

    Zareo koa no adala miady otran'i alika nefa tsy fantatra na tsisy lany akory reo candidat reo

  • @joefrancklinreydellet9382
    @joefrancklinreydellet9382 Před 9 měsíci

    tsy diso irô niady fa aza mavandy! à quel moment "NOFELAHAN'NY BIG MJ I TENCE MENA" ?

  • @user-do9ds9em1j
    @user-do9ds9em1j Před 7 měsíci

    😢😢😢😢😢

  • @craftproduction1045
    @craftproduction1045 Před 10 měsíci

    "YOONGS" tompoko fa tsy "WADA" ...Aoka tsy disoana izany

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 10 měsíci

    Ataovy abyaby n'y anganonareo fa mihaino. Tsara n'y mahantra kely nareo

  • @MARJMarcel
    @MARJMarcel Před 10 měsíci

    Atambaro fogna ro zareo fa zareo rehareha nay ndreka mbola mandrebaky ananay

  • @LeonardRAKOTOVOLONA-ru5hd
    @LeonardRAKOTOVOLONA-ru5hd Před 10 měsíci +1

    Okay big mihintsy no Tsisy saina Harry ny ela miwerawera loatra raha tafaraka avion avy any Ste Marie izahay no nahafantarako n'y mentaliteny ary aiza daholo ny equipe valiny izy vé hiaraka @reny fa izy ihany no Mandela fiaramanidina fa alefa botry sy taxi brousse ireny d efa ca va. Nangina aho fa tsy namaly intsony hay moi zany tsy misy dikany aminy reo zay tsy nalaza izy raha tsy reo

  • @victorrasolomanana9797
    @victorrasolomanana9797 Před 10 měsíci

    rah nenaka manokana aloh de ilay apandehan ilay fifidianana no hiasako saina fa mahatsiaro mijaly ny vahoaka malagasy e;fa ts miasa saina amn ireo zay miseho azy milay ireo e

  • @lansikmantourneur8335
    @lansikmantourneur8335 Před 10 měsíci

    Marina kosa i tence mena raha ho vignitra ani big mj satria nandritra ny adiny vadiny sy big mj ireny de tsy namaly izy nefa vava ratsy no ataony big mj ,maninona moa ianao sy Naej miady de fitenenana ratsy any tence mena no ataonao tamizany ,tsy mety kosa an amiko dia teo i tence mena namaly an'i big mj,

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 10 měsíci +1

    Tsara be cinéma nareo,

  • @user-xc7yu1zr4s
    @user-xc7yu1zr4s Před 10 měsíci

    big diso trop lotra
    hoentiny vola manidina

  • @marcyzavrek
    @marcyzavrek Před 10 měsíci

    Kotobaba le izy fa tsy Ialy alias Wada

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 Před 10 měsíci

    Af regniko mimpody ndrek @CZcams ndrek koa

  • @user-vc5pj2ef4k
    @user-vc5pj2ef4k Před 10 měsíci

    Sao de mba ianareo ato amin' ny watwat koa ary no mampiady milaza vaovao tsy marina sy tsy misy. Aiza akory zao zay big namelek an' i tence teo

  • @vanessatinah6552
    @vanessatinah6552 Před 10 měsíci

    Ka tss tombokondry reo ts tapoaignagna😂😂😂

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 Před 10 měsíci

    Dia gaga nareo za re olona he 😮miady antrano loza ti

  • @sylvanaandre8725
    @sylvanaandre8725 Před 10 měsíci +2

    Ory tence mena olona tena ratsy loa koa ity ianao ity izako lony tsy tia aho intsony anahy ary ity aho fa very olona sy panaraka ianaho
    Tence mena !!!!! Fa maninona ary mifanaharaysy
    Tena hitako fa tena ratsy ity Tence mena tena ity ny vrais visage i Tence Mena ity
    Pour répondre aux imbeciles c’est le silence 🤫

  • @synergieelec1843
    @synergieelec1843 Před 10 měsíci

    Efa adala ve eh?? Iototramirehareha tsy mifanaja ve no fitaratra ianareo anie fitaratra eh..lasa tratrany viruis koa an..

  • @PrettyskySky2023-bg7fv
    @PrettyskySky2023-bg7fv Před 10 měsíci

    😂😂😂

  • @Kanjabeats
    @Kanjabeats Před 10 měsíci

    NOFELAHAN'NY mintsy ve? 😂

  • @rahantasoaveronique5977
    @rahantasoaveronique5977 Před 10 měsíci

    Bg mj tss jeri

  • @gastonrafanomezantsoa3756
    @gastonrafanomezantsoa3756 Před 10 měsíci +1

    Tena ity fandarana ity tokoa de voalaza fa WATAWATA MARINA: AIZA IZAY FELAKA NOLAZAINAO EO? TSY MAHITA OLONA HIJERY VE RAHA TSY ATAO @ IZANY NY LOHATENY ATO MPANDAINGA POOOKS

  • @lalarafalinjatovoson1697
    @lalarafalinjatovoson1697 Před 10 měsíci

    Refa misy hira vaivao tsara aloha de henoinay foana. Fa oe perso artiste de 0 daoly

  • @elimgenas3155
    @elimgenas3155 Před 10 měsíci

    pd anO @Big mj e

  • @gislainebachasse6482
    @gislainebachasse6482 Před 10 měsíci

    Samy tsisy atidohany, hira kolombody no hireharehana! Avereno ao anaty karandoha aloha n'y atidoha f'ianareo artiste tokony ho mpanabe fa tsy zvtr mamoafady toa ireny no voizina. Pfffffff taratry M/car n'y fisainanareo, toetsaina mirefarefa @ tany ka tsy gaga Aho raha h@ filoha aza toa anareo! Viloma fa tsy avotra intsony raha Zao no mitohy. Poty porta Dubaï

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 10 měsíci +1

    Tsy ampy solaitra ny artista, asa raha azo lazaina artista izy ireo.
    Fakofakon'olona tsy misy valeur, inona ilay mozika tropicale❓️❓️❓️
    Siteny sy rajoelina iray ihany ny patron, i ravatomangazo sy macron.
    Izao novtaratry ny niveau intellectuel n'ny jeunesse gasy, manohana tsangan'olona amin'ny fo fa tsy amin'ny saina, norm. be raha tsy avotra i gasikara
    Mitomany Beyoncé sy Jay Z, sa Kynie West sy Kim Kardashian , sa Nicki Minaj🤮🤢🤮🤢
    Sady écervelés toy ireo candidats tohanany ihany ireto.
    Mampalahelo hoe izao no lazaina artista😢

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 Před 10 měsíci

    Mentalité de merde n'ny gasy, efa hita fa bandy be afera sy corrompu i Siteny, fa tohanan i Black Nadia sy Tence Mena amin'ilay toetsaina merde avy any aminay
    Vao propagandy aza i Siteny efa mikatramo ny karaman'ny artista

  • @benjaminhachim2661
    @benjaminhachim2661 Před 10 měsíci +1

    Efa Trop lay rha mandalo @tanindrazagna tsika ity😴 Allo atsika hiala eto ely😵

  • @user-tr4ts3uj2o
    @user-tr4ts3uj2o Před 10 měsíci

    😂😂😂😂