Alefa Barea, hatrandrato ambony ny Voninahitra ny Madagsikara antsika e, mba hanana tantara Malaza isika Malagasy 🙏🙏🙏👌👌👌Barea tsy fotsy mena maintso tsy mitsoaka am lah
Maintso fotsy mena aona koa e, lokony sainantsika ve de hainareo ? Mapalahelo nefa alo tsara be hira e, tiako. Sainga malahelo zah noho le tsy fahaizanareo mandahatra ny lokony sainam-pirenentsika, FOTSY MENA MAINTSO izy 🇲🇬
TIANAY ARY HASANDRATRAY NY ANAY.ALEFA BAREA
Tarito ny hira faneva Samoela. Angony daholy ny Artistes hanao hira ho an'nY Barean-tsika!!!!!Mankahery!!!!!!!
Alefa Barea
1/4 de final ndray oooooooo
Alefa Barea, hatrandrato ambony ny Voninahitra ny Madagsikara antsika e, mba hanana tantara Malaza isika Malagasy 🙏🙏🙏👌👌👌Barea tsy fotsy mena maintso tsy mitsoaka am lah
Maintso fotsy mena aona koa e, lokony sainantsika ve de hainareo ? Mapalahelo nefa alo tsara be hira e, tiako. Sainga malahelo zah noho le tsy fahaizanareo mandahatra ny lokony sainam-pirenentsika, FOTSY MENA MAINTSO izy 🇲🇬
Mankasitraka e! aleo foana ity hira ity e!
Barea barea
Mankasitraka Samoela fa tena tsara ah.
Alefa Barea
Merci beaucoup barea
Mety eeeee ALEFA BAREA AAAAA!!! ANIO HARIVA ÔÔÔ
Alefa Barea ✊✊✊
⚽🏆❤💪👍👍👍 Alefa Barea
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Alefa BAREA zay maka nareo😙😗
feno manana Mampitasoa bateau an y'en Tina
Rapide izy zany samoela mlay e.
Bareo
zan n vazo makany @Can e!
Alefa BAREA👉🇲🇬👈💖👏
Allez y barea
Na ho any na tsy ho any BAREA HATRAMIN'NY FARANY❤️❤️❤️❤️
ALEFA BAREAAAAAAAAAA.
Alefa barea
milay kosa tsara 👏👏👏
J'adore ❤🇲🇬👏👏
Alefa Barea eto ambony ny voninahitry ny firenentsika
Laetitia Rakotoarisoa zany mihits aki a 🇲🇬🇲🇬🇲🇬💪💪💪❤️❤️❤️
Misaotra betsaka samoela Amy hira mankahery barea madagascar
Barea zay
tiko an. mankasitraka eeeee
Alefa Barea🇲🇬Tiko eee🇲🇬
ALEFA BAREA
Alefa Barea, hoazontsika io amboara io
mila avoaka indray ity hira ity zao! alefa
barea!!!!
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬😍😍😍
Moi aussi
Alefa barea ee 😍😍😍😍😘😘😘😘😘⚽⚽⚽⚽⚽
Alefa aaaa 🇲🇬 Barea
Mila haparitaka fa bdb mbola tsy mahay ilay hira!
Elle est où la team gasy #alefabarea
Sur mihintsy aaah
Alefaaaa bareaaaaa
Merci Barea⚽!!!!!.. Barea1-Burundi 0
Alefa Barea 🐃🐃🐃🐃🐃🐃🇲🇬🇲🇬🇲🇬🏆🏆🏆🏆🏆🏆🏆🏆
Demi finale
Alefa Barea manohanna anaro atsany farany fao zahay
* ALEFA BAREA *
ALEFA BAREA ôôôh !!!
Alefa Barea 🇲🇬❤
Alefa barea💪💪💪
Alefa BAREA 💪💪💪💪
#AlefaBarea 🤘
ALEFA BAREA Merci samoella
Tena miaraka @ zalahy ilay nanao Tsiahy andRakoto frah ity dia milay dia asiana an'ilay zoky be rasta iny
mankasitraka e alefa barea zay manoana anareo fona hantr@ farany
eniehhhh
BAREA IHANY NO ADY EO
✌🏼🇲🇬🤘🏼❤
siora mints e!
merci
8ème de finale lesy e
Alefa barea ;*
Sur mintsy e e
Ty ny atao hoe Maloya bareA
AÖNA KO TY HIRA TY E ??? MAMPORISIKA SA MANDATSA ????......NA KETRIKA NA TEKNIKA HOZ...BAREANAY TSISY FIKA....AÖNA TY TONONKIRA TY RY ZALAH ???????
Mamporisika izy e, ny dikan'ny ny barea anay tsisy fika d hoe tsisy fika handresena azy
Alefa barea
Alefa barea