Kihon-dalana fiz 1 RDB ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA ⛔️

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 09. 2024
  • Tantara gasy: Tantara Malagasy
    Tantara Gasy
    fizarana 1/2
    -----------------------------------------------------------------------------
    / gasyrakoto

Komentáře • 48

  • @egridavinah345
    @egridavinah345 Před rokem

    Mankasitraka topoko 😍😍

  • @kemberlynatacha304
    @kemberlynatacha304 Před 3 lety

    Jilam-boto toetra le Dera ka. Fetra koa misy fahadisoany iany. Miandry ny tohiny zahay. Merci bcp fa tsara le tantara a

  • @ntsoavina
    @ntsoavina Před 3 lety +1

    Tsara b dia mba aiza atao ela ny tohiny. Mankasitraka sahady😍

  • @justineflorancia474
    @justineflorancia474 Před 3 lety +1

    Misotra betsaka miandry tohiny 💐♥️🇲🇬🇰🇼

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 Před 3 lety

    Tsara ilay tantara mankasitraka misy lesona be mihitsy, miandry ny tohiny ❤️

  • @BabyBaby-hp9kf
    @BabyBaby-hp9kf Před 3 lety +5

    Tsara lay tantara, miandry ny tohiny, misaotra batsaka. Firi2 toko ny fiainan'olona/tokatrano/vie privée... potika noho ny tsy fanadihadiana, tsy fananana faharetana mitady ny marina, noho ny fihinanana amam-boliny, noho ny fahaizan'ny sasany mamotika (@ lainga, fanaratsiana, fanasoketana...)??? Tokony mba mahay maka lesona @ tantara toa izao

  • @miadanarisoavolatianarovak341

    @oviana angaha ny tohin'ilay tantara azafady oo :)

  • @maminiainarasolofo4421
    @maminiainarasolofo4421 Před 3 lety +1

    Misaotra fa tena tsara B🥰 D manantena n tohiny hoavy ts ho ela o😉

  • @sylvierazafindranoro2553

    Efa sasamiandry ny tohiny o, tena tsara ary isaorana hatrany am fizarana 🙏🙏

  • @laminarazafindravelo6163
    @laminarazafindravelo6163 Před 3 lety +1

    Miandry ny tohiny azafady🤔❤️

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 Před 3 lety +1

    Mankasitraka t@ kihon-dalana fa aza atao ELA n'y tohiny ❤️

  • @germaineattieh7721
    @germaineattieh7721 Před 3 lety +2

    Mankasitraka tompoko d miandr n tohony ô ❤❤❤❤

  • @yondayyonday1187
    @yondayyonday1187 Před 3 lety

    Mampalahelo ,makasitraka tompoko

  • @briskabriska9256
    @briskabriska9256 Před 3 lety

    Mankasitrak eee ka miandr tohin 🤗😘👏

  • @chantalrannem3403
    @chantalrannem3403 Před 3 lety

    mankasitraka indrindra ô

  • @kotyjenny
    @kotyjenny Před 3 lety

    Tsara e👍👍👍mankasitraka hatrany!

  • @leontinemalalawartina4474

    Kkkkkkk to mampime ko Dera ty ka

  • @fanomezantsoacatherine4096

    Merci bcp ai 🙏🙏🙏

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 Před 3 lety

    Msaotra atrani anareo ndray ❤🙋‍♀️🎧

  • @ninahnomenjanahary7068

    Misaotra tompoko miandry fiz2

  • @ravaoolyvia4667
    @ravaoolyvia4667 Před 3 lety

    Misaotra betsaka eee 💖 🙏

  • @mamanymayrah9301
    @mamanymayrah9301 Před 3 lety

    Misaotra betsaka ooo

  • @apop3771
    @apop3771 Před rokem

    Misaotra betsaka

  • @arlinarlind1695
    @arlinarlind1695 Před 3 lety

    Mankasitra de miandry ny tohiny

  • @oliviermarson9630
    @oliviermarson9630 Před 3 lety

    Mafinartrbe fa misaotra betsaka de miandr anltohny oo!!!

  • @irantomiahmi406
    @irantomiahmi406 Před 3 lety

    Alalao on ny saina de mba jejojejo 😂😂 mampme le tantara sad mampalahelo mis misopatatra fona zan ref mifankatia 😢😢 misaotra fa tsara tompoko

  • @soarivojosephine2702
    @soarivojosephine2702 Před 3 lety

    Misaotra eh.miandry tohiny

  • @hayatitube3300
    @hayatitube3300 Před 3 lety

    misatra betsik

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 Před 3 lety

    Ry Nathalie sy iry Sabrina 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @razanatsimbahajaainapatric2826

    Hum loza Tena ratsy le I dera mankasitraka rdb

  • @famillerajab9767
    @famillerajab9767 Před 3 lety

    Tsara be fa mankasitraka tompoko dia miandry ny tohiny

  • @rinnalaurette2859
    @rinnalaurette2859 Před 3 lety

    Makasitra nizara ❤️ ❤️ ❤️ ❤️

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před 3 lety

    Zay ilay lehilahy diso saro.piaro loatra tsy manadihady akory aloha vao miteny

  • @fenosoaahamed6862
    @fenosoaahamed6862 Před 3 lety

    Miadri tohiny tsara be lay tantara

  • @laminarazafindravelo6163

    Misaotr nizara❤️

  • @ramanamihantaleonce4939

    tsara loatra miandry tohiny

  • @leontinemalalawartina4474

    Ovina ndray Le tohiny ty

  • @hoteldesthermes1691
    @hoteldesthermes1691 Před 3 lety

    Mankasitraka anareo mpandefa, mpanoratra, mpilalao sns e

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 Před 3 lety

    Miarahb anao Gasy Rakoto d mankasitraka hatrany @ fizarana d vao hanomboka hiaino !kihondalana ;eo zan no hifanenn mpifankatia sa ny mpifahavalo sns ? Mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary ny RDB ndrindra 2 lay onjampeo ts foinay sady ts mahafoy anay

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 Před 3 lety

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣♥️💗💚🧡💜💞💝💓🇲🇬🇲🇬🇲🇬♥️💗💚🧡💜💞💝💓🇰🇼🇰🇼🇰🇼🤍♥️❣💘💙💛💛❤🤍❣♥️💗💚🧡💜💞❤✊✊✊💖💖💖💖

  • @esthererandriamamonjy900

    Mankasitraka tompoko o

  • @volasoarazanadraveloson2046

    Makasitraka tompoko

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich Před 3 lety

    Izay ilay hoe ,aza tia tena fa mba henoy ihany ny hafa ,samy tsy misy mety nataony izy roa alahy .
    Vehivavy indray :ny atao hoe mpifankatia dia mifampizara ny rehetra fa tsy manafina ,
    Hevitro manokana izay .
    Misaotra betsaka nizara rea Gasy Rakoto, fa tena tsara feno hanatra ny tantara .
    Dadab ndray ,tsy mety mihintsy maniraka haka rano am andro hariva any Antsaha .izaho efa nipetraka tam bebeanay tany ambanivohitra Mandraka tany anaty ala mihintsy labozia ny jiro fa am 9maraina fakana rano eny am rano mande na antsaha hoy isika .Fa mihandry tohiny ,

  • @marievictoire6237
    @marievictoire6237 Před 3 lety

    Rotsak ranomasoko

  • @marinadonia6110
    @marinadonia6110 Před 3 lety

    Tsarab misotr tompoko mihiandr ny tohiny

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 Před 3 lety

    tsara o an'ny vehivavy manafin-javatra amin'olo-tiany ,,, mendrika azy ny nahazo azy