Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao Tena fitiavana Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa soa Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao Tena fitiavana Fitiavana mitoetra, sy be famindram-po Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao Tena fitiavana --------
tena avy amin'ny fanahy masina ny tonkira sy ny feonkira. tena tsapako dieny ety antany ny amamin'ny fiderana mitovy ny any andanitra rahatrizay. mirary soa hatrany ny mpanakanto hamoaka hira mampirehitra ny afompanahy amin'ny alalan'ny torinteny ankira.
Ny fianako no hiderako anao Jesosy Amen, mankastraka Tompoko oh 🙏😇🎆💖💖💖💖
❤🙏🏿tsara b
Tsy manisa heloka, na mitanisa ireo tsiniko
Fa mijery ny ao am-po, toy izany ianao ho ahy
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Tsy ny fahamendrehana, na ndray maro ireo asa soa
Fa izay mankatoa am-po, izany no fitiavana
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
Fitiavana mitoetra, sy be famindram-po
Fitiavana mandevona ihany; izany no hitiavany ahy
Fa tinao loatra aho e, ka maty ho ahy ianao
Fa tinao mihoatran’ izao rehetra izao
Tena fitiavana
--------
Jesosy irery ihany no Tena fitiavana maharitra mandrakizay ho antsika zanany mi no Azy❤❤❤❤❤
Vao nivoaka ity hira ity tonga dia latsaka hatramin'ny ranomasoko, tsy manisa ny heloko tokoa Izy
Tiako loatra Ianao JESOSY ❤❤❤❤
Fa tianao loatra aho eee... (tsara loatra, merci Joseph D'Af) ❤❤
Tena tsapako @fiainako manontolo jesosy ô,fa tena tia ahy Ianao!misaotra Jesosy midera ny hatsaram ponao aho!mankasitraka joseph d'Af a!tsara loatra.
Tena tsara b 👍🏾❤️
Fa tianao loatra aho Jesosy a,tianao mihoatra izao rehetra izao❤
Sarobidy @Andriamanitra izao sy anao satria tiny miotra ny zavatra nohariany isika olombelona ❤❤❤❤❤
Tsara tokoa ny Tompo eh ❤❤❤ Amen amen amen 🙏🙏🙏
AMEN ❤🙏
Misaotra Jesosy a💝.. Tinao mihotra anizao rehetra izao. Tena fitiavan💝
Tinao lotra aho💖💖💖...maty hoa ahy Ianao🙏
Misaotra ny amin'ny fitiavana ahy Jesosy
Mitomboa fahasoavana hatrany e ❤🎉
Mankasitra groupe Joseph'af... Tsara lotra Jesosy
Amen❤
Alleluia ..Amen ..zay ilay Tena Fitiavana
Tena tsapako ny fitiavanao Jesosy
Waow, Tena Fitiavana Ianao Jesosy, mankasitraka 🙏🙏
🥰🥰fa Tianao loatra aho Jesosy
❤❤❤❤❤
Merci be fa tena mamy loatra
Misaotra Jesosy
tena avy amin'ny fanahy masina ny tonkira sy ny feonkira. tena tsapako dieny ety antany ny amamin'ny fiderana mitovy ny any andanitra rahatrizay. mirary soa hatrany ny mpanakanto hamoaka hira mampirehitra ny afompanahy amin'ny alalan'ny torinteny ankira.
Misaotra Jesosy malala
Tsara be ilay hira
Tsara loatra
🥰🥰🥰Amen
Tsara loatra 🥰❤❤
tena tsara loatra🥰
Tsara loatra ❤ Mankasitraka indrindra 🙏 Gloire à Dieu 🕊
Mankasitraka ndrindra
Milay
♥️😭♥️
❤
❤❤❤
❤️❤️
❤🙏
tsara loatra
Tsara foana e (y)
Mankasitra e
EFA MIANDRY EEEE
tsara
Aiza no ahitana an'izany hira TENA FITIAVANA IZANY fa ohatrany lasa live ilay izy ato manko.
Tiako hiranolo ty jiaby tsary nisy fotoana nialany hiranao tato ambavako tiako loatra 🥲💖💖💖💖🎆😇
Fa tianao loatra aho eee... (tsara loatra, merci Joseph D'Af) ❤❤