Stéphanie, sady manja kely no mahay mikarakara tena!Tohizo f tsr ny zavatra ataonao d mafinaritra mahita vevavy mbola tanora mavita zvt toa anao, nin2 problème nisy tany arina tany d tonga @zao toeranao zao enao!Mirary Soa :) ! D soyez fière de vous :) !
metimety angamba asorina ilay soratra ngoda be hoe kolo tv manakona be ilay izy sy genant be. je comprends pas le feeling de mettre l'ecriture comme ça en plein ecran. un petit logo en haut à droite suffit non?ou c est pour peur que les gens ne reconnaissent pas la chaîne...
aza asiana filigrane be ampivoan sary fa manimba zvtr oo, tsy voatery oe atao ngeza be ilay , raha ohatra ka tena ilaina hita oe kolo ny namokatra azy dia atao kely any am sisiny fa tsy ngeza be ohatranio.
Ilay logo K Kolo tv tsara ihany aminy voalaoany ao anatiny lay video fa hoatrany tsy miala mihitsy hatraminy farany e! dia tsy hitako tsara ny tarehany stephanie haha.....
Izy nf hotrany miavona zany .hitako l t@ ny copi cole any iny.nampalahelo ftsiny izy l nahazo sazy resaka we vulgaire nf maninona reo mampiseo slepo s vody mtanjaka retra reny maninona n ts ataony fanjakana ninoninona f fiakonana ftsiny .
you prolly dont care but if you are stoned like me atm then you can watch all of the latest movies and series on instaflixxer. I've been binge watching with my gf these days :)
Tsara, fa mananboatra fiteny be loatra I Stéphanie . NY tiako ho fantarina koa dia NY hoe: ahoana no ahaizan'i Stephanie tenim-paritra ? Fitiavana an'ilay teny ve ? Sa avy @ Reny ? Ary misy hifandraisan'ni Stephanie @ fandrosoana arabo-musulmane ve ? Ohatra hoe metisy, na hoe liana sns.... Izay mba mahalala mba manampy.
Stephanie tena manja aky dry a fa ny ba atoroko adry de fatatro dry fa manao deo amy helika fa aza ato fa maniba helika hitako fa lasa mainty ny heliky dry fa ny atao hanadiovana azy de mividiana menaka fena eny amy pivarotra de osory manify tena manify na osory eo amy hoditra malemy ho fanadramana ra zaka zay vao hosorana ny helika fa ho hitadry fa madio lasa mitovy ny lokony hoditry dry sy ny helika de tohizo hatrany sady tsy maimbo mitsy ataovy fa fitiavako adry zany e

TS INTeressant le mpanentana amle fantanina apetranyhhhh, eny e fiainanadaol zan
tiko daol n hiran Stephanie sad izy tsotsa b no ts miavona::mercie Stephanie
Manjabeee 😊😊😊😊😊😊😊😊😊
Mafinaritr be, tiako be Stéphanie
Tsy mbola internationale aloha izy fa ankoatra zay ny hirany tsara
merci kolo tv, 9 900 vues le 09 avril 2018
Le saka mafatifaty kely 😊😊😊
Tsy mamely ity confessions ty!
hatsarana aloha dia tena hananany eh!! tena manja!
mitovy ihany nareo roa koa
be charmaaaa ...
belle anao Stephanie
Angalana fesse Hahaha Fitombenana afaka ilazana azy.
Manja annn,,,,,,,,kai2!!!!
Randriambololona Mamenosoa tena tsotra aky dry Stéphanie manja
mafinaritra be
Manja be !
Lasa ratsy ny Confessions. Tsy misy mahasamy hafa azy amin'ny interview banal, tsy dia misy maha-confession azy intsony.
Misaotra o...efa nanontany tena hoe nga tsisy intsony ny fandaharana..
Efa tsara ny fesse ra stepha fa ny abdo no mila travaille bcp bcp einnn 😃😃
pelasoa bibiky vita y ny manala an’io e! Volan’i Rajaonarimampianina rehefa miaraka any paris izy mi-tsam dia afaka io
Le mpanentana mianjonanjona be !!!!😂😂😂
Mmmmm chefffff 😎😱😱😱😱😱😱😱
aza mirara aki step fa be fialona reny fa tsy manana atsarana hihihi za mak nji
Kay v zara misy volo ozy ty tissage clip daholo zany reny 😯😯😯😯😯😯😯
midira ao anaty groupe gasy tia miaro biby Stephanie a
metimety angamba asorina ilay soratra ngoda be hoe kolo tv manakona be ilay izy sy genant be. je comprends pas le feeling de mettre l'ecriture comme ça en plein ecran. un petit logo en haut à droite suffit non?ou c est pour peur que les gens ne reconnaissent pas la chaîne...
Efa nisy zava-nitranga talohan'io matoa mandray fepetra ny tomponandraikitra mandefa azy ato amin'ny youtube. Mankasitraka
ito izao nisy nireprendre ilay izy fa nahay naka. czcams.com/video/TqfwFXh-2n4/video.html
😍😍😘😘
💖💟💓💓💓💗💖💜💛💚
manja stephanie fa ity frere ty otran misy beug technique kely
tena pro
Aryn sarinle manager tsy hita mihitsy a
TSARA kosa izy e
mahafinaritra ny fandaharana fa ilay soratra hoe kolo tv somary manelingelina ny maso
Ulun manamban b euhh io ku atauk in😣
Aiza koa io no malaza internationale eo ! Tsy manaja zany io.
aza asiana filigrane be ampivoan sary fa manimba zvtr oo, tsy voatery oe atao ngeza be ilay , raha ohatra ka tena ilaina hita oe kolo ny namokatra azy dia atao kely any am sisiny fa tsy ngeza be ohatranio.
Ilay logo K Kolo tv tsara ihany aminy voalaoany ao anatiny lay video fa hoatrany tsy miala mihitsy hatraminy farany e! dia tsy hitako tsara ny tarehany stephanie haha.....
Ie tena marina zany ..lasa manelingelina maso
manja, tsara,
Lainga mihitatra. Ha3
fangaha moa tsy ilay manager ihany no vadiny?
Manj.tiko b💗💗💗betsak mits zao manao compte fake r tsis saina.💜💜💜tik b mits nju
Soatiana Camille o
manao fiteny vary @ akotry! sad ts gasy nef tsy ho vazaha ihany koa ne reto isika eh
Ra-VADY sady MANAGER 🤣😃😃🤣😀😂😃🤣
Malaza erantany ahoana ko ?????
Yvs Parym za ku ar mb gaga😂
za nahita kosa wé tena efa niha matotra am interview. efa mba tsy amboarina be tsony.
Tsara e
tokony tsus kibo tsoun ianao rah mibatabata poid
Milay nj
Izy nf hotrany miavona zany .hitako l t@ ny copi cole any iny.nampalahelo ftsiny izy l nahazo sazy resaka we vulgaire nf maninona reo mampiseo slepo s vody mtanjaka retra reny maninona n ts ataony fanjakana ninoninona f fiakonana ftsiny .
NDRAY² MIROULER R NDRAY² TSOTRA, TSY ALEO TSOTRA FOANA? ZAY NO TENA TSARA
you prolly dont care but if you are stoned like me atm then you can watch all of the latest movies and series on instaflixxer. I've been binge watching with my gf these days :)
@Phillip Ephraim Yup, have been using InstaFlixxer for years myself =)
@Phillip Ephraim Yup, been watching on instaflixxer for since november myself =)
Itako njy no manjabe kay voky besisika hiiii 😂😁😀
Chila gasy
sady forme bika be a, reveko mb mihitsy, hira tiko de navy zao sy tanisa,
Tsy miavonavona zan le mpanontany fa nareo no tsy azoko
Tsara, fa mananboatra fiteny be loatra I Stéphanie . NY tiako ho fantarina koa dia NY hoe: ahoana no ahaizan'i Stephanie tenim-paritra ? Fitiavana an'ilay teny ve ? Sa avy @ Reny ? Ary misy hifandraisan'ni Stephanie @ fandrosoana arabo-musulmane ve ? Ohatra hoe metisy, na hoe liana sns.... Izay mba mahalala mba manampy.
Stephanie tena manja aky dry a fa ny ba atoroko adry de fatatro dry fa manao deo amy helika fa aza ato fa maniba helika hitako fa lasa mainty ny heliky dry fa ny atao hanadiovana azy de mividiana menaka fena eny amy pivarotra de osory manify tena manify na osory eo amy hoditra malemy ho fanadramana ra zaka zay vao hosorana ny helika fa ho hitadry fa madio lasa mitovy ny lokony hoditry dry sy ny helika de tohizo hatrany sady tsy maimbo mitsy ataovy fa fitiavako adry zany e
Le vehivavy mpanentana otrn miavona loatra 😂😂😂
le papa ne termine jamais ses phrases lol
wedbow gamer 😂😂😂😂
wedbow gamer votre chanteuse elle est bizarre
wedbow gamer jrigole
Mambotr feo be nao ry manja aaa
Manje!!
fa maninona zany ikal vavy io no miteny frantsay foana e
Zao ve oah dia manja e? 😂😂
antsooo ary rosalie ve manja kokoa ? tsy hita e tsy azo ovaina fa na ny ray amandreniny aza tsy afaka nisafidy hoe oh aona no anaovany an'io zaza io.
Manja izy ka ! Faôna ? Mialona ?
@@acharaz6926 izy kosa aloha de tsara tarehy e .mialona matoa milaza oe ratsy izy .mba mahaiza mankasitraka e .ity fialonana ity nge manimba ny fisainana e .
😂😂😂😂le "mivalana" sens propre sa sens figuré ?
Be tapinkandrina ratsy be
Tsy fomba ny manaratsy olona. Lazao fotsiny hoe tsy tianao izy dia izay. Maneho toe tsaina mirefarefa @ tany ny lazainao.