01 COL CHARLES

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • Nitory an-dRamatoa Christine Razanamahasoa sy ny Jeneraly Ndriarijaona André eny amin'ny Fitsarana ny Kolonely Charles Andrianasoavina

Komentáře • 20

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 Před 5 lety +3

    colonel charles, futur ministre de la défense de ravalomanana

  • @marielouiserasoanirina7322

    Mba mahaiza mipetraka ry col Charles, avy aminareo moitandro ny filaminana no mahatonga izao firenena zao latsaky akaterena ; tsy tokony hanao politique ianareo ; mandehana manenjika dahalo raha maheriy ; mirediredy foana te hahazo place ndray dia miteniteny foana

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 Před 5 lety +1

    RAZANAMAHASOA TSY MATAHOTODY

  • @rakotobemason8135
    @rakotobemason8135 Před 5 lety

    OFFICIER MANAO POLITIKA MANIMBA FIRENENA. MIALA TAFIKA IANAO COL CHARLES.

  • @tahinyandriamanolo3647

    Nareo anie samy iray petsapetsa de avy eo mahita lazaina!!!

  • @alertogasy8526
    @alertogasy8526 Před 5 lety

    OFFICIER mokamoka fahatany.

  • @nicoandrianjaka5748
    @nicoandrianjaka5748 Před 5 lety

    AIA ANAREO TOVO TSY MAGNANATRY NY PRESIDENT TY. SA MATAOTRA NY BASINY KOA???

  • @nicoandrianjaka5748
    @nicoandrianjaka5748 Před 5 lety

    TSISY OLOMBE KOA NY FIZA

  • @rajaonarisonvoasary5593

    Dia ahoana ny tohin’itony tangara iitony sa dia manjavona fotsiny

  • @hniaina3455
    @hniaina3455 Před 5 lety

    Kkk tena mampihomehy mht reto panao politique reto tena vidéo gag be mht .

  • @marielouiserasoanirina7322

    Raha mahavita azy dia foano ny dahalo fa aza mirediredy foana eo;tokony ho neutre inareo fa tsy hanao politique ; miangavy izay mpitondra hitondra manaraka eo mba tsy tokony haiditra ao @ governemanta ny mpitandro filaminana

  • @nicoandrianjaka5748
    @nicoandrianjaka5748 Před 5 lety

    RAHA FAMIZAVIZAN'NY FILOHA R8 TAMINY KATIBONTSIKA ZOKIBE DEFA TOKONY TOKONY AMPY TSY AGNARANAO ANAZY

  • @nicoandrianjaka5748
    @nicoandrianjaka5748 Před 5 lety

    DA MIHEVITRA VE ENAO ZOKIBE FA LA NAGNANOVANAO PASITERA TEGNY @ EPISCOPAT IGNY DA HITIVANY ANAO. KA MBA MAGNANO AN'IO ZOKOBE FA MAMEGNATRY. SADY ALAY AGNY AKANJO NY FIZA TY LA HISEHO TELE @ TOMBOTSOANAO RAIKY ANAO.

  • @joliorakotovao3835
    @joliorakotovao3835 Před 6 lety +1

    Tena miva ty charles ty .fa iza io no adoalika @ daolo ny ola

  • @miangalisoarasoambolanoro8540

    IZA KOA ARY TY VEVAVY TE HISEO SARY @TELE TY MIVEZIVEZY MIHINTSY IZY MBA HOE HO AZO SARY

  • @silvanonyarofenitra6568

    Enao tokony hifona @,lehibehin fjkm t@zan ny tody tqy mis fa.Mi......

  • @louisleon4577
    @louisleon4577 Před 6 lety

    C'est la honte pour un officier

  • @reinholdoberhettinger3510

    Mampalaelo le rangahy ty.tsy milamina mitsy izy fa mikorontana be