MISAOTRA JESO NOHO NY RANAO - Vero Ranaivoson // Thank You Jesus For The Blood - Charity Gayle

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 8. 09. 2024
  • MISAOTRA JESO NOHO NY RANAO - Vero Ranaivoson // Thank You Jesus For The Blood - Charity Gayle
    JESOSY EFA NANDOA NY VIDINY HO ANTSIKA An-tsitrapo no nanolorany ny tenany , Ilay Marina nisolo ny tsy marina ho faty teo amin’ny Hazo Fijaliana 2000 Taona lasa izay🩸❤️
    Isaia 53:5-7 Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika. Isika rehetra dia samy efa nania tahaka ny ondry, samy efa nivily ho amin'ny lalantsika avy isika rehetra; ary nataon'i Jehovah nihatra taminy avokoa ny helotsika rehetra. Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak'ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan'ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy.
  • Hudba

Komentáře •