Tantara gasy --- TANTARA RDB 👉🏻👉🏻MATIM-BOLA
Vložit
- čas přidán 11. 09. 2024
- Tantara gasy: Rediffusion RDB afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy
Tsara be le tantara sady hanatra hoan ' ireo lehilay adalam- vehivavy
Mankasitrak tompoko merci nizara
Raha vita sary-mihetsika io tantara io dia tena tsara !
Isaorana eto ny RDB sy ny ekipany rehetra!! Mazotoa mihaino tompoko!
Misaotra nizara e ❤🇲🇬
Mankasitraka bdb na izao aza vao hihaino 🥰🥰🥰🥰
Misaotra betsaka mizara e, mankasitraka 💐❤️
Mankasitraka ee 🇲🇬🎧🇰🇼
Le lokomema voloparasy 🤣🤣 tsara ny tantara e, Mankasitraka ❤❤
Tsara ny tantara.Misaotra nizara
Masitranka ny RDB sy mpilalao tantara rehetra ao amin fa tena ainy tsara mampiana ilay tantara
Misaotra nizar tompoko
Mankasitraka indrindra Tompoko o!❤❤❤💞💞💞
Vazovazo gasy
Vao hihaino e misaotra
Misaotra betsaka indrindra ô! F tokony mbola nitohy kely nahalalana an'izay namono An'i Volana, mankasitraka e! 👍
Tena tsara B 🙏🙏
MANKASITRAKA TOMPOKO 💖🇲🇬!
Ts nazava tsara ny farany, sa ve tena Yary ny namono an'i Volana?
Mankasitrakoooooo
Misaotra betsaka tompoko tegna mampalahelo be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤
Mankasitraka ô
Mankasitraka tompoko
Tsara be ilay tantara
Misaotra e
Makasitraka nizara o,vo hiaino
Mafinaritra ...D Mety iza namono any Vola??
Misaona tompoko fa mahafinaritra
Merci boucoup eh
misaotra. betsaka
Mankasitraka nizara
Raha araka ny hevitrao, iza no meloka @ ity tantara iray ity?
i Depute no diso. Lelahy lebe tsy mahalala menatra
le ranga nodiso satry izy nonitady vehivavy
Miandry ny tohiny oo❤❤
Misaotsa betsaka
Vao nandeha omaly t@ RDB mihitsy ity . Zava.misy @ Zao fotoana hiainantsika izao ity tantara ity
Tena tsara fa misaotra betsaka o
Misaotra rea fa dia afa po tanteraka,
👍
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Misaotra betsaka oo, ovina ny tohiny?
Misaotra tompoko
Mampalahelo ny toe tsaina na ny Reniny na ny zanany na lay député na lay mpitsara... Samy mila tsaboina daholo fa marary...mila fiovana
Tsara ny tantara.... Tapitra tampoka ve?
Tsara be fa tsisy tohiny ve tompoko
Tantara indray mihaino io tompoko!
.
Tena hoe matin’ny vola
Misaotra nizara tompoko
Mankasitraka tompoko