Merci. Au-delà de la bonne ambiance et la joie de chanter ensemble j'espère que chacun continue à chanter la joie d'avoir Jésus comme le centre de notre qui une chose est encore plus importante. Cette joie-là n'a pas de frontières....
o ry malagasy namako, ny vahiny aza mihira ny hirantsika malagasy,tena midera mihitsy,mainka fa isika! jereo anie ireto izy e! mankafy be ery!! mazotoa midera ry reto a! dia tsrovy fa ny fananana an'i Jesoa no mahasambatra satria ao AMINY ny zava-drehetra:vola,fitiavana,fitahiana bdb,....
Tsy misy reharehako Afa-tsy Ianao, Jesosy ô ! Anao ny hery, Anao ny haja Sy Voninahitra Ny fasana sy ny fiainan-tsy hita Indro efa resinao Izao tontolo izao dia nahita Fa efa nitsangana Ianao Sambatra aho, Jeso ô, Manana Anao izay Tompon’ny hery. Sambatra aho, Jeso ô, Miankina eo an-tratranao Ampy ahy ny Fitiavanao Ampy ahy ny finoako Anao. Raketiko ao am-po lalandava Fa reharehako Ianao
Tena tsara be fa misaotra tompoko menatra ireo malagasy mihangitragitra aminy teny vahiny nefa mipetraka ao an tanin drazana tena makasitraka fa misaotra tompoko
Merci. Au-delà de la bonne ambiance et la joie de chanter ensemble j'espère que chacun continue à chanter la joie d'avoir Jésus comme le centre de notre qui une chose est encore plus importante. Cette joie-là n'a pas de frontières....
o ry malagasy namako, ny vahiny aza mihira ny hirantsika malagasy,tena midera mihitsy,mainka fa isika! jereo anie ireto izy e! mankafy be ery!! mazotoa midera ry reto a! dia tsrovy fa ny fananana an'i Jesoa no mahasambatra satria ao AMINY ny zava-drehetra:vola,fitiavana,fitahiana bdb,....
Tsy misy reharehako
Afa-tsy Ianao, Jesosy ô !
Anao ny hery, Anao ny haja
Sy Voninahitra
Ny fasana sy ny fiainan-tsy hita
Indro efa resinao
Izao tontolo izao dia nahita
Fa efa nitsangana Ianao
Sambatra aho, Jeso ô,
Manana Anao izay Tompon’ny hery.
Sambatra aho, Jeso ô,
Miankina eo an-tratranao
Ampy ahy ny Fitiavanao
Ampy ahy ny finoako Anao.
Raketiko ao am-po lalandava
Fa reharehako Ianao
❤magnifique tena mahafaly ny miaraka amnao Jesosy ❤ .bravo ary mankasitraka anareo ry namana Chorale
Amen
Waaaaoooouuuu!!! tena tsara be...miaina be lay izy....misaotra betsaka anareo...voninahitra anie ho an'Andriamanitra
Ndriiiii ontsa ny foko maheno izany,manimanina eeeee.Misaotra
Trop bien... Bravo ! Gloire à Dieu
Samia ho tahian’Andriamanitra e !
Mafinaritra be, tsara be, ça fait chaud au coeur 💖
Happiness to know Jesosy's Love ...
MAGNIFIQUE!! BRAVO!!! TRES TOUCHANT!!!
merci vazah a ! vous êtes formidables ! merci, merci milles fois !
tena mapihetsi- po ça me touche vraiment vazaha tena mahay mihira teny malagasy
Wouaou !! c'est magnifique un grand merci à ces 100 choeurs et à Jacky Weber
Ampy ahy ny fitiavanao ampy ahy finoko anao Jesosy 😘😍
azala ee sambatra Jeso ô manana anw 😍😍
misaotra ny mpampianatra hira mankasitraka aoka isika hidera an Andriamanitra amin fontsika rehetra , tena tsy misy reheraha afa tsy Jesosy tokoa !!!
Gloire à notre Dieu Tout Puissant, merci beaucoup, quelle ambiance conviviale. Misaotra e
Waouuu, mafinaritr koa mijery lay teratany vahiny mihira malagasy a! tiako ee! (y)
TENA zany mitsiny e ! SAMBATRA aho mamnana ANAO JESOSY ô merci e !
Ndriiiiiiii ireto ondry...mahay mihira,
Bravo !!! Jesosy reharehan-tsika rehetra.
Makasitra eee, Sambatr aho Jeso o!
Mafinaritra👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏
Gospel attiiiituuudeee !!! Yeahhh ;)
sambatra aho, isika izay manana an'i Jesoa
Enorme ... Excellent !
mampihetsim -po tokoa...
❤❤❤❤❤❤
Great Job!!!! tena mahafinaritra
Tena tsara be fa misaotra tompoko menatra ireo malagasy mihangitragitra aminy teny vahiny nefa mipetraka ao an tanin drazana tena makasitraka fa misaotra tompoko
Sambatra izay Jesoa ô! manana Anao.
wow .. this is amazing! :D
tena mahay ianareo eee! misaotra betsaka
Bravo !!! Merci à FPMA Cergy de nous faire partager cette belle chanson :)
Trop chiiiiiic..... bravo
merci.bcp...
S
Un grand Bravo !
sambatra aho jesoa ooooo
Mahafaly
Omg i thougth it was a real Malagasy
bravoooo!
trop cool
Tsara be
merci vazah ! vous êtes formidables ! tiko b !
Mahafinaritra loatra ❣️
bravo (y)
j'aime l'effort de parler sans faute le malgache GBU
tres beau
mafinaritra ko ny mahita ny vazà mihira ny hiratsika ani e
mafinaritra e tohizo fa tena tsara
Mahafinaritra tiako be lay hira.misaatro
Milay be an!
mankasitraka e!
Sambatra Jesoa ô ô
Wowwww merciiii!
AMEN
Sambatra Jesosy ô
tsar e!
lamako Be dia be
❤️
reharehako Jesoa
c'est sympa, et mlle miora on a reconnu tes belles dents
j'aim bbbb
Aurism
merci beaucoup la choral vous trop fort!!!
Merci beaucoup
mahafinaritra e
Merci e
Misy hira kely mba Zaraiko aminao. FFPM 20 @ soprano sax czcams.com/video/b19YVJuLNlw/video.html
Ils n'ont pas du tout d'accent!!!!!!! Enorme.
Amen