CONCOURS D'ANECDOTES - Malala Sisters Ft MIRADO

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • Andao hilalao hiaraka aminay sy Mirado ka lazao ao @ commentaires hoe firy sur 8 ny résultat anareo 😍
    Tena faly tokoa izahay nandray an'i Mirado ka nampitsidika azy ny chambre anay 😆 Guest artiste (manan-talenta be loatra🙈 )voalohany noraisina tato an-trano ka mendrika ny vidéo lava indrindra ato @ pejy ❤
    Mbola nahazo concert privé gratuit ihany koa izahay, isika rehetra moa izany, ka araho hatramin'ny farany 🥳
    🔐 Vao miteny hoe Taptapsend dia tokony hoe Code promo "SALAMA" no ao an-dohanareo @ ilay bonus 10 € na 10 $ 😋 (@ premier transfert ihany ah)

Komentáře • 10

  • @selflove4645
    @selflove4645 Před rokem +2

    Yayyyyyyyyyy ✨✨✨✨♥️♥️♥️♥️love it

  • @penguin1976
    @penguin1976 Před rokem +1

    Vomaika kosa tena mamy kely i Mirado eh

  • @vitsily
    @vitsily Před rokem +1

    Mamy kely ilay scènes en noir et blanc amin’ny farany ansoo🥹

  • @AndrinirinaFjfAmbandihy-uf8rd

    Mami kely mirado 😘❤

  • @kidslight9785
    @kidslight9785 Před rokem

    Salut les filles !! C Luc !

  • @hasimbolaramaharoarivony

    fa asainareo mitazona akanjo fatorana ahoana koa Mirado eh🤣🤣 Nahafinaritra be ilay vidéo❤ de miandry ny vidéo an Mirado manao "Salaaaaaaamaaa..." @ concert-any ato zany ndray eeeeh❤

    • @malalasisters
      @malalasisters  Před rokem +2

      Fandaminana talohan'ny tournage io 🤣 Merci beaucoup ❤

    • @hasimbolaramaharoarivony
      @hasimbolaramaharoarivony Před rokem

      @@malalasisters tohizo fa tena mahafinaritra be ny hataonareo efatra🤗❤❤