Komentáře •

  • @razafimandimbyelidiot5915
    @razafimandimbyelidiot5915 Před 4 hodinami

    Laniny Elia tsaratsara mihitsy reto député reto. Tsy de misy hevitra firy fa manao forcing be les deux députés. Tsy fahalalampomba ny manapaka fitenenan'olona ry honorable aaa.

  • @alexeditho7683
    @alexeditho7683 Před dnem +1

    Antaigna ndray no maignatra miheno anlay Nicolas Randrianasolo.

  • @RandrianaivoMahaleoDaniel

    O ry ngiah Augustin a! De tsy mba menatra mitsy ve ianao na dia kely fotsiny aza? Milamina tsara ve ny conscience'nao?

  • @kristakristiaoe2354

    O Ry Gista kely a! Rajoelina no tompon' andraikitra voalohany amin' ny fahantran' ny firenena fa aza ailika amin' ny vahoaka satria Rajoelina no mandray karama amin' izany fa tsy ny vahoaka fa rehefa tsy manana vahaolana dia miala fotsiny izao mba hidiran' ny olona mahavita azy.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 Před dnem

    Ty Nicolas ity koa moa dia tsy misy ataony hafa-tsy manao makorely politika. Mahay milomano anaty ranon-tay koa ialah ty ka.

  • @livaandriakoto7147
    @livaandriakoto7147 Před 7 hodinami

    Azonao tsy tambo isaina sy tsy tokoforohana no tena re eto, mampandrezatra, azonao?

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 Před dnem

    Augustin, tay be ialah ty ka, bandy nipiripirina nitsentsitra ny ran'ny malagasy tao ambadik'i rajoelina foana lety hatramizay. Sahin'lah ny manendaka ny madinika, ireo advan'lah (Babà) dia vitan'lesany ny nanala azy @ asany, zao ialah dia mbola miseho ho milay fa hoe lany. Voyous lesy nareo a.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 Před 23 hodinami

    Ireto dondrombelona ireto no lany noho ilay systeme mafieux eto an-tanana. Hita fa dia ataon'ingahy Rabevahiny tsaky fotsiny ry zalah. Tsy mahalala menatra ve lesany badraodra ireto ry livrera sy mpiarakandro a!??

  • @kristakristiaoe2354

    O ry Zo sy Abrama a! Efa lalana fanaonareo amin' ny dondresaka ve ity manome ny teny farany ny mpanohana ny fanjakana ity e?

    • @zakasoaravi8962
      @zakasoaravi8962 Před 23 hodinami

      Tena mba efa miezaka ho neutre ary tsapa fa tena manana valeur kosa i Mme Zo e. Tsarovy fa demon ange no pdg-n'ireo e.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Před dnem

    Miady tombotsoan i hvm maleeety ialahy ry nicolaaas fa aza mandainga devant tele eo..c est grand menteur le meck...lio va lbola avela ho depute am ty firenena???soloy am zay fa efa mankaleo mahita io liaina am.magouille lava lba ahalany azy ..

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Před dnem +2

    Afak aina i brunelle akoho...😂😂😂😂😂 .mandeha manao makorely politika an tanihafa manaratsy ny antoko nialany dia any ivelany no manaratsy nefa tanjaka zéro...sahala am christine razanamahasoa...manaratsy ary miala am tgv ..tgv efa hiiiita fa manorina etsy sy eroa !!mbola ezahana haratsiana..reta poana ialahy ry otrik afo n'a hanao fanaratsiana manara penitra n'a ianao n'a i guy maxim krizy..tsy mis tanjaka politika n'a kelybam ty firenena i otrik afo n'a i guy maxime. .velona am fanaratsiana..tsy mahataitra ny malagasy rah i otrik afo n'a i gyu maxime fa zéro i otrik afo. Maty ihany fa tsy ahazo pouvoir avy am vahoaka n'a oviana n'a oviana..mba nanandrakandrana ny nilatsaka ity otrik afo efa nanaratsy ela teto al firenena hatrizay fa tsy ilaim bahoaka ..atsaharo ny fanaratsiana ry otrik afo fa ratsy ianareo toy haratsianao ..olona toy endrkao io ve home na fahefana tsy hanalabaraka firenena?????mijereva fitaratra ry otrik afo ..nahoana ialahy no tsy lany???? Noho hatsaran ialahy ve saaaaa...leo mahita fanaratsiana izay ataon ialahybeto lava zay tsy mitondta inona am firenena akory zay fanaratsiana ataon.ialahy eto????

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo Před dnem

      Efa fanyan i Nicolas io haratsian i hvm...nafainganany nametraka lehiben n'y fkt afahany miaro magouilles rehetra afahany manao trucage am.election...fraudeur be io Nicolas io ao betroka...mandra matiny dia iz ihany no prezident de la république se betroka...rahabtsy manao fifidianana manokana ..averina tantetaka fididianana ao betroka? Io tsy afaka nareo ao fa ampanjakan io Nicolas io fraude manarapenitra isaka mis fidina ao betroka...

    • @zakasoaravi8962
      @zakasoaravi8962 Před dnem

      Sois bref et concis. Espece de sarimbavy.